ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Manampeo ooo , tsara rangah
Tena tam fahazazana zany hira zany ndriiiiiiiiieeeee
Tena mampahatsiahy ny fahatanorana tany A/be tany
henjana ny fandeha fotoana zany , otran vao omaly le mbola vao tanora kely reny , zao efa raim-pianakavina be sahady
enjana le fiainana
Tsara foana!!!
Magnifique chanson,,,
Milay faona
Ny fahazazana teo Ampasambazaha Miarinarivo. Indrisy manko tsy afaka miverina intsony ny fotoana!!
Miandry concert antsirabe zay ee!!
hiran'ny fahazazako e, tiako foan ty hira ty
Amin'ny 28 septembre 2024 ny fotoana e,