Tena tsy mino aho hoe tsy gasy lay vehivavy raha tsy hitako mivantana ity. Tena menatra aho satria betsaka ny Malgasy sady tsy gasy no tsy vazaha @fiteny fa mirouler R hoy isika?!! Nefa jerevo ny vahiny!! menatra aho e!! Mba hajao ny tenin ny tena fa aza matikambo!! Aza aseho ny maha colony frantsay e.
Tena tsara daholo ny hira nareo ry Jenny sy Eric Manana, fa mba asio cassette, DVD, Disques aty à Caen Calvados e e e ! De misaotra betsaka anareo eee.
Prononciation parfaite Jenny !une belle interprétation !merci beaucoup JENNY !MISAOTRA BETSAKA TOMPOKO O!
Iarivo tsy ho adinoina, misaotra Jenny sy Erick , chapeau bas
Mamy loatra izany feonareo izany !!!Tsy mampino ka hoe tsy Malagasy ity zazavavy ity ai!misaotra fa tsara ai
C tellement beau ! Misaotra ry Eric sy Jenny
ich freue mich euch bei uns zu haben
Je mets 👍🏻👍🏻 un seul pouce en haut, ça ne me suffit pas. Ça me touche au fin fond de mon âme
Jenny, es ist einfach schön, Dich singen zu hören und sehen.
Deine vollständige Hingabe .... einfach wunderschön! Danke!
Babo tanteraka aho. Mankasitraka tompoko.🙏🙏😍
Mihaiky @ny fahaizan’i Jenny ilay fihirana @teny gasy! Tsara loatra, misaotra betsaka e! Tsy maharitra izahay fa tsy mitovy @ireny malagasy lasa bada lela tahakan-dradomelina !
Tsarabe, misy le gasy de fananina tsy mahay manonona r ,
Beautiful interpretation
tena babo ny fo sy fanahy o !
tena lavitra iarivo....
tena tsara lotra akia Jeny ah!sehr gut☺ ich gratuliere dich☺
good !! Jenny is beautiful and intelligent, she is a reincarnation ! thumbs up
Manandratra ny zavakanto malagasy tokoa ianareo !
hafa kely izany hira izany!
Pao - tsakotra zalah nareo an !!
Feheziko ny an'ny hafa fa tena handrianiko tanteraka ny maha-Malagasy ahy. Mahafinaritra e
Mba mahafinaritra ahy ery ny mihaino Erick manana rehefa ba gasy no lalaoviny!hafa ihany ny gadon-kira tena malagasy
Mankasitraka tanteraka!!
Tena tsy mino aho hoe tsy gasy lay vehivavy raha tsy hitako mivantana ity. Tena menatra aho satria betsaka ny Malgasy sady tsy gasy no tsy vazaha @fiteny fa mirouler R hoy isika?!! Nefa jerevo ny vahiny!! menatra aho e!! Mba hajao ny tenin ny tena fa aza matikambo!! Aza aseho ny maha colony frantsay e.
Tena tsara daholo ny hira nareo ry Jenny sy Eric Manana, fa mba asio cassette, DVD, Disques aty à Caen Calvados e e e ! De misaotra betsaka anareo eee.
Jenny, very nice.
MANPATSIARO NY ANY TANATANA LE HIRA MAHONENA BE AFAHAFA I ZANY
Mbola firy no mahay izany hira izany ankoatra an'i Jenny Fuhr?
miandry anareo bordeaux e!
Ra Casy no mikoriana ao anatin'i JENNY
miandry anareo ny eto Lille
Tsara izany rangaha
Tena tsara nama zany vazo zany a
Manja é
tena tsara lotra akia Jeny ah!sehr gut☺ ich gratuliere dich☺