Tandremo ny vola sao omena fanjakana fa any paosiny ireo mpijapy train... omeo an joueurs sy entraîneurs ary reo staff nampandresy TOKONY lazaina mihitsy ny mpanome vola
TONONKALO: “BAREA, ALEFA ! ” Maranitra tandroka, ary tena havanana An-tongotra havia, na an-tongotra havanana, Mahery fo, na inona hitranga, Ny BAREA rizareo… Ombimanga ! Tsy mena-mitaha amin’ireo mena vazana, Ary nandresy ireo tena mazana ! ‘Reo notsipahany dia tena fanina…! MEDAY ALIMO tany amin’ny CHAN ! Am-pony handresy, na ho vy na ho vato, Ny Gasy mahomby, handroso tsy miato, Hitolona foana hatramin’ny farany, Ny toky sy kiry dia eny an-daharany. Tsy baolina fotsiny no atrehantsika, Fa ‘ty fandresena , diniho fa midika Fa ny Malagasy dia mety ho tafita, Isika Gasy ‘zareo mahavita ! Ny hoby sy vavaka dia akaro avo, Ka ny fontsika hitohy ho ravo, Ny BAREA dia atrehi-mahefa, Ry BAREA, ALEFA, ALEFA ….!!!! Jean Andriamananaivo (Soisy)
N’hésitez pas de s'abonner ici 💎
TH-cam - bit.ly/3Ay3Y9X
Spotify - spoti.fi/3Vfg1D7
Facebook - bit.ly/3yyXHv3
Misaotra, mankasitraka,mankatelina ry zalahy. BAREA FOANA, BAREA HATRANY, BAREA MANDRKIZAY
Makasitraka ee❤ felicitations Barea🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Le hira ko tsara .
Mafinaritra Barea fa adino daholo ny probleme rehetra .
Mankasitraka eee👍👍👍
Fety be izy tao ay 😁😁
Félicitations bienvenue chez votre 2ème pays algerie
🙏🙏
Merci Barea🇲🇬🇲🇬🇲🇬
😅 😅 😅 Ambiance ee 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🐂🐂❤️❤️
Merci
Tandremo ny vola sao omena fanjakana fa any paosiny ireo mpijapy train... omeo an joueurs sy entraîneurs ary reo staff nampandresy TOKONY lazaina mihitsy ny mpanome vola
TONONKALO: “BAREA, ALEFA ! ”
Maranitra tandroka, ary tena havanana
An-tongotra havia, na an-tongotra havanana,
Mahery fo, na inona hitranga,
Ny BAREA rizareo… Ombimanga !
Tsy mena-mitaha amin’ireo mena vazana,
Ary nandresy ireo tena mazana !
‘Reo notsipahany dia tena fanina…!
MEDAY ALIMO tany amin’ny CHAN !
Am-pony handresy, na ho vy na ho vato,
Ny Gasy mahomby, handroso tsy miato,
Hitolona foana hatramin’ny farany,
Ny toky sy kiry dia eny an-daharany.
Tsy baolina fotsiny no atrehantsika,
Fa ‘ty fandresena , diniho fa midika
Fa ny Malagasy dia mety ho tafita,
Isika Gasy ‘zareo mahavita !
Ny hoby sy vavaka dia akaro avo,
Ka ny fontsika hitohy ho ravo,
Ny BAREA dia atrehi-mahefa,
Ry BAREA, ALEFA, ALEFA ….!!!!
Jean Andriamananaivo
(Soisy)
Mankasitraka fa tena mahafinaritra ilay Tononkalo 🙏