AGRAD ft TRICIA STORY (Video lyrics 2023)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 12 พ.ย. 2024
- AGRAD FT TRICIA STORY
Nouveautés 2023
Nandalo reny amin'ny misy anareo zah omaly
De nitamberina ATO an-doha reo fotoana mamy
Toy by holatra miraikitra amin'ny foko tsy Haiko fafana
Le fofonao iny manaraka ahy tsy tiko ho sasana
Reo souvenir retraratra efa noarchiveko
Hohamasiniko eny amin'ny Archevêque
Le mode boto efa mba noactiveko
Fa le ranomaso ndray no nameno koveta
Mampanembonembona ahy Zay rehetra hitako
Efa mba niezaka nangina fa tsy vitako
Vao mahare ny anaranao, mibitabitaka
Fa efa leo natosika ka aleo misitaka E
Lalantsika nizara roa,
Fa zah aty mahatsiaro
Reo zay vita taloha
To sary mifangaro
Fa mbola teh hanohy lay tantara
Ny alahelo anao no azoko ambara
Mbola teh hanohy lay tantara
Na dia hoe fitia tsy anjara
Elena,
Raha zay efa vita tsy mety hadino
Nifandaozantsika koa Tay mampino
Androany misampana nefa tsy manino
Andao fa ny theme nay mandeh molo
Maniry hanao duo fa tsy handeh solo
Alamino ny saina fa Zaho tsy hi follow
Ny Lalantsika nizara roa,
Fa zah aty mahatsiaro
Reo zay vita taloha
To sary mifangaro
Fa mbola teh hanohy lay tantara
Ny alahelo anao no azoko ambara
Mbola teh hanohy lay tantara
Na dia hoe fitia tsy anjara
Mahita ny story anareo roa
Tsy afenina fa marary ny fo, nefa akory atao
Hatramzao zah toa jaloux nefa oka aloha
Zah koa tsy hitanao hitalaho
Tsy afaka ny hanery anao ho tia Anah
Ty koa tsy natao hifamaliana
Very Beyonce hahita Rihanna
Na de mamy aza ny lasa tsy hitofihana
Lalantsika nizara roa,
Fa zah aty mahatsiaro
Reo zay vita taloha
To sary mifangaro
Fa mbola teh hanohy lay tantara
Ny alahelo anao no azoko ambara
Mbola teh hanohy lay tantara
Na dia hoe fitia tsy anjara
Lyrics by Asti - เพลง