aza manaika anareo @ fitrandrahana eto sy eroa fa lasan 'ny vahiny ny harenana ny malagasy ireo ao ambony hiany mahita ny tombontsoany fitrandrahana erany Madagascar fa tsy hianareo vahoaka raha ohatra ka mba hiarahana mihinana na hanasoavana vahoaka tsy maninona tokony mba hifidy olona tia tanindrazana ny vahoaka malagasy enganie mba hizotra aradalana ny fifidianana mba halalaka ny fifidianana fa mijaly ny vahoaka malagasy
tena fanjakana ts6 ilana azy! fa maninona vahoaka ts atakalo vola! sa ve tsy tsianareo no mizaly de tsimaninona ndre maty ny fokon'oln.ef tsihainarw tsiny ny mihinana ny volabe io tssssss😈

Mampalahelo ay ny atony vahiny@toerana malagasy
Tsy mila permie invironmentale mo tony orinasa mitrandraka tony sa refa any vahiny de tsy mila anzany.fanjakana tsisy ilana azy