Hiran dreo rango Tam 2016 io.fiarahan dreo mihira ts midika nfapody reo,ho an le mahay we nsarak big s arnaah tokony ahay ko we big mj nteny "n fiarahan dreo mihira ts mjana am fisarahan dreo"...
Dia bevoka koa fanindroany dia avy eo koa misaraka . Ampela ty tsy faifain-draha. Mais bon ! Vady mariage-nao io sady baban i zanakao . Fanambadiana koa hono fandeferana .
Les Malgaches sont des artists talentueux, félicitations. Allez, Africa !
Anao fou tiany Big eee!!! Merciiiiii za maka anareo 2 hatramny garant Big Love❤❤
Tsimampino zaha nareo reto nisarak, tegn grav marin fiainana tii 😭
Ny fitiavana dikan’izay tsy zava-dehibe 😏
Fa ny fifanajana no zava-dehibe 🤗
The best couple😍😍😍na maro ny volagn’olo ts magnova ftiavan dreo❤️Ho rerak avao nareo magnaratsy io.
Marina zany
J’adooore😍😍
Na maro ny (volagn’olo oh)*2 tsy magnôva fitiavako ano♥️
oauh ! magina jiamby ny vavan'olo tsy tia ,aza hidirana fitiavan' olo fa sarotra surtout les parents,les familles et les amies ,quel couple exemplaire
(Y)
Holiarisoa Andrianarivelo Maringy loatra tiako reee!
Ka big ihany no nanely tsaho hoe saraka zareo arakay ihany le flm
Mamezivezy fisainan fan lotr!!!!!
sure
Tsara be ilay clips nareo ary toujours beau couple les amoureux 😍💏💓❤💓
Je trouve que Bj et Arnaah sont super et fond de très jolie couple
Mbola tss magneva amboniny are 2 en cuople 💓💓💓💓💓💓💖💖💖
Tsy miova!! Niova kely noho ilay teo aloha fa vao mainka tsara!!! Misaotra BIG & Arnnah!!
👍👍👍👍👍👍👍👍
Azfafi
Anareo roa fona magneva 😍😍😍
Dommage qu’ils sont plus ensemble
troooop dommage aussi je trouve. je suis triste rien que d'y penser
Wahou tsara couple 💖💖😘
top👏👏👏tss couple tsr otran nreo 2 😚😚😚😚 je vous adoré fort
Magneva tsara.mitsy.aza.misaraka.eky.aiiii👏👏👏👏👏👏❤
Ambarao izy tsarabe! Jusqu’à à la fin kogny e!
Je vous adores, magneva be nareo roa. 😘😘
Jolie clips 😍
Tiako 👏👏👏❤️❤️
Hiran dreo rango Tam 2016 io.fiarahan dreo mihira ts midika nfapody reo,ho an le mahay we nsarak big s arnaah tokony ahay ko we big mj nteny "n fiarahan dreo mihira ts mjana am fisarahan dreo"...
mbola rah reveko fogna hira ty mercie bcq nareo roa eee💞💞💞💞💞
Tsara be😍😍😍😍😍
mifankatiava tsar amzay!!!
Tsarabe be 💃💃💃💃💃
bn retour :)
manja kely Arnaah
avy nagnano thérapie nah couple angamba ary zareo io :-)
zay rah tieko aimm 😍😍😍
efa ipody koa ty eeeee
Tiako❤❤
Teny mitovitovy dika" tsy miovaova".
Consultez Google pour traduction française.
Top 7 chanson,félicitations à votre couple Big MJ & Arnaah
Au top 💖💖💖
Tikoy be wowa mahaya mihir ❤️❤️❤️❤️💌💌💌💌
ary arnah zany bevohoka angambany an ... otran mahita kibo za ...
Magnaiva zalah anareo io wayayayay ts mety misaraka srx 😥😥😥😥❤❤❤❤❤❤❤❤
Tsara be ai😍tiako
J'aime ❤❤
maneva aby anareo roa e!!!
❤️ ❤️ ❤️ Tiako
Zh alou tena ts manaiky lay lanitra hisoroatanw @ arnaah ry big aa 😁😁😁
j'adore merci! eh
couple parfait
j'adore trop top
Tsara ee💋❤❤
bon retour
belle musique 🎶 👍 👌 😘
Tiak aii 😍😙😍😙
good vibe
tiakooo😍
une anecdote ary BIg Mj le concert annulé tany ambohitrarivo Amparafaravola ... hahaha :D
Mankasitraka hahaha tsra mifankatia na maro volagnolo anao fo tiako
Je suis fan, tsara be
vous me manque mes stars
TIAKO ZALAHY FAMPIARAM- PEO nare 2 Ti èèè . Mbola Mangataka @ A/tra Mbola hisy fona FITOANA hifamoiara-Mpeo nareroa Androhafa agny . Na hira EVANGELIQUE ts MAGNINO @ NAHA
Hafa fona ee 2022 ❤️❤️
Arnah otrn'deforme a!! D question Kely fa aon ouz volan'olo le!!!!!🙄🙄🙄🙄🙄🙄🙄🙄🙄🙄
Asio bisous kely eee..mafianaritra be
Tatra❤😍
2021 zay Mila Arnaah
Quel clip 👌👌👌✌
Ilay style volo aloha dia tendance beyonce 2018 eh !
le seul truc que j'ai remarqué c'est la choré...misy Rihanna "where have you been"
19 000 vues le 23 juillet 2018
J'aime tro
Lasan I American lay Fitiavana 😥
Tsy ampy WORK OUT big mj ... mila mikotrana enao baina ... bonne nuit.
Tiako maré
very kilos mama nare zan ra big eeee
Ts nagnaiva nisaraka aii André roa😢😢😭😭
Dia bevoka koa fanindroany dia avy eo koa misaraka . Ampela ty tsy faifain-draha.
Mais bon ! Vady mariage-nao io sady baban i zanakao . Fanambadiana koa hono fandeferana .
Samy. Mahay. Zavatra. Ataony
Magneva anreo
Tsara be lay hira.
nga tsy hiboridana tsony i Arnaah😄😄
Faustinah Alfred feno aotra ny kibo avy niteraka de tsy atoro tsony angamba 😂😂😂😂
Il se sont remis ensemble?
Merci big mj s arnaah ok
Tsara
Azo iafiana ka
Zai rah tiako aymm
Ano fou tiany eeee
mba hafa koa couple exemple henany zao.Mifanala baraka @ tv de mitady buzz avy eo mifampody defa andraso koa film magnaraka spekta fotsiny izahay
Fa nga niverena niaraka ???
Miaik ah zay,miarak s msark e????
Aza misaraka
Cool 😍🤩🤩🤩🤩 fantastic 🙏🙏🙏🙏🙏🙏 forever ..
Iz io m mbo tianw bb nkh
@@soamarietaniah5419 oui tiak ay 😍😍😘 meric beaucoup ma Jolie
tiko be nareo roa.
ao tsara zokivavy!
clip ny tournegna talohany fisarahagna io ee
Be cinema.
reo tsy nifamerina zany , any aza misy titre be hoe mifampitory ,asa miady garde njaza LOL
ts de mask l hira !
ANNNN, TSISY RAHA
Tiko be wowa
Mankasitrak fa marna io eeeee
Mety tsara ka
Ils sont juste faits l’un pour l’autre
ms rah la terre ay
f angah nareo tsy nisaraka e , ovina indray no nifamerina hihihihi
aiz Na Lingui @zao
ca va b le son