ความคิดเห็น •

  • @lucasrakotonindrina4955
    @lucasrakotonindrina4955 4 ปีที่แล้ว +48

    Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao ahy
    Amin'ny ora tsy ampoizimpozina,
    Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy
    Hembona ahy ianao ka hiodinkodina;
    Mbola ho avy ê irony nenina ê
    Hitsako ny hadalànao, hangidy izay telina ê
    Mbola ho avy ê, hangifiry be
    Efa tsinjoko hatrety sahady fa ho ranomaso be
    Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao
    Ireo dinantsika izay kosehinao
    Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerimbolanao
    Hohitanao ihany izany ngidiny a
    Mbola ho avy ê tsaroako tsara anie
    Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina ê
    Mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie
    Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko ê.

  • @danielyse8390
    @danielyse8390 หลายเดือนก่อน +1

    Mbola ho avy, Ary ho tsapany n'y ataony amzao

  • @harifadjaassiaabodokadafy3231
    @harifadjaassiaabodokadafy3231 3 ปีที่แล้ว +14

    Qui écoute ça en 2021😭

  • @harifadjaassiaabodokadafy3231
    @harifadjaassiaabodokadafy3231 3 ปีที่แล้ว +1

    Mon song préféré 🤩

  • @rondroskies3445
    @rondroskies3445 3 ปีที่แล้ว +2

    Juin 2021

  • @MrpapaBN29
    @MrpapaBN29 3 ปีที่แล้ว +1

    Me fait un peu penser à juste avant que je des Wriggles. Peut-être que le groupe à "samplé" cette magnifique chanson

  • @hermionefenoarisoa8001
    @hermionefenoarisoa8001 3 ปีที่แล้ว +2

    tsara e😍😍😍😍😍😍😍😍

  • @nambinintsoarakotondrainib773
    @nambinintsoarakotondrainib773 5 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitrak ee💪👈🤘

  • @nirinalisoaraharimahefa8789
    @nirinalisoaraharimahefa8789 2 ปีที่แล้ว +1

    tsara! misaotra ô!

  • @joycerazafinome3845
    @joycerazafinome3845 2 ปีที่แล้ว +1

    tiko beee sady tena miantra amiko mihintsy ilay ira!!! misaotra betsaka

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 2 ปีที่แล้ว +1

    Très belle chanson

  • @ELCAMOIM
    @ELCAMOIM ปีที่แล้ว +1

    MBOLA HO AVY htady ahy iny olona iray iny e!

    • @Valis01toky
      @Valis01toky 2 หลายเดือนก่อน

      iz izany

  • @pardiofisialy3951
    @pardiofisialy3951 4 ปีที่แล้ว +8

    Efa ela no nitadiavako an'ity version 'ty tato am'n'ny youtube.Misaotra indrindra nizara.

  • @raveloarisoasendraveronica1616
    @raveloarisoasendraveronica1616 ปีที่แล้ว

  • @edithrakotomavo8623
    @edithrakotomavo8623 3 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra daholo, ary Tena mahafinaritre

  • @armandrakotozafy2709
    @armandrakotozafy2709 4 ปีที่แล้ว +2

    Merci @ le gasigasy ka manja.

  • @user-rx4nh7oy1f
    @user-rx4nh7oy1f 5 หลายเดือนก่อน

    Ekip

  • @tideaxel4472
    @tideaxel4472 5 ปีที่แล้ว +2

    mahafinaritra👍👍

  • @yfgf3014
    @yfgf3014 4 หลายเดือนก่อน

    😢😢😢😢😢

  • @tsarafrancky350
    @tsarafrancky350 5 ปีที่แล้ว +2

    Zay

  • @julianasunder944
    @julianasunder944 3 ปีที่แล้ว +1

    Mbola ho avy tokoa f Andtra mijery antsika ry « sans coeur »

  • @harifadjaassiaabodokadafy3231
    @harifadjaassiaabodokadafy3231 3 ปีที่แล้ว +1

    tsara raaaaa

  • @razanajatoihary294
    @razanajatoihary294 5 ปีที่แล้ว +2

    tiako ny hiranao Erick! Misaotra indrindra

  • @lougyedeco5998
    @lougyedeco5998 4 ปีที่แล้ว +3

    Tiako loatra

  • @ainarazafimanantsoa4077
    @ainarazafimanantsoa4077 4 ปีที่แล้ว +9

    efa tonga ny nenina ary tena mangirifirify be efa 7 taona zao indrisy fa diso za

  • @bigssimba298
    @bigssimba298 5 ปีที่แล้ว +2

    Ramano be galona cover tsotsotra miaraka @ guitar
    th-cam.com/video/udcz2BjNjBY/w-d-xo.html