Voasary

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 ก.ย. 2024
  • Voasary roa karazana (2)
    Hafa ny mandarinina
    Fa jereo any Imaintsokely
    Imaintsokely ro maha te hijery e
    Rila e
    Voasary nahoana
    Indray andro izay agnay rey ona tegny Androharanomaitso a
    Nahita kilonga apela ho aho nanao zipo maintso a
    Indray andro izay agnay rey ona tegny Tambohobe a
    Nahita kilonga apela ho aho nanao beze a
    Voasary roa.........
    Indray andro izay agnay rey ona niantsena ny atalata
    Nahita kilonga apela ho aho soa be tratra
    Indray andro izay agnay rey ona niantsena alarobia
    Nahita kilonga apela ho aho nanao ara-dia
    Indray andro izay agnay rey ona niantsena alakamisy a
    Nahita kilonga apela ho aho manifinify
    Indray andro izay agnay rey ona niantsena ny asabotsy a
    Nahita kilonga apela ho aho nanao zipo fotsy a
    Indray andro izay agnay rey ona niantsea ny alahady a
    Nahita kilonga apela ho aho dia roso nibalady a

ความคิดเห็น • 1