J'aurai bien continué mais hélas je n'ai rien compris serait il possible d'avoir des sous titrages surtout pour la nouvelle génération qui ne comprend plus un mot en malgache? mais bravo pour la BD gasy il faut que nous nous rappelons nos racines. Encore merci. Soyez bénis
Hitako tsy dia mivoaka tsara ilay olona lalaovina. Ny fiteny ohatra tokony atao ireny feo n'olona fetsifetsy ireny , ohatra i Tom @ Tom et Jerry. ILay tantara koa soa ihany fa efa fantatra raha tsy izany tsy tena azo mazava tsara izay lazain'izy roalahy. Nefa sary miaina izany tsy tokony hisy ezaka be atao fa tokony ho mora jerena sy henoina.
Fa nahoana raha miteny tsara miresaka tsara fa tsy manamboatra feo e? Vao henoko ilay interprétation dia najanoko ny fijerana azy. Tsy tsara. Raha hanao dessin animé gasy dia ataovy toy ny olona miresaka tsotra fa aza avela amboamboarin'ny acteurs ny feo fa mahamonamonaina be Tena tsy milay tsy tsara!!
Que des bons souvenirs
♥️♥️♥️♥️♥️
AH quel souvenir, le beau vieux temps, mdr, tsy za mavandi fa olo bè taloha!
Akori n'y Togotrona Aka
😅🎉
Tsara be, tokony hitohy foana ny asa famokarana tahakizao, mankasitraka !
Angaha tsy mety teny malagasy ofisialy
J'aurai bien continué mais hélas je n'ai rien compris serait il possible d'avoir des sous titrages surtout pour la nouvelle génération qui ne comprend plus un mot en malgache? mais bravo pour la BD gasy il faut que nous nous rappelons nos racines. Encore merci. Soyez bénis
Nirina Ramarosoa aprend ta langue imbécile tu croyais quoi tchiip la honte
ya!
Makamo be mieno le fteny!tsy votery ahazo le teny dol ny mpieno!
Tahiana Miasoa de aza mieno rabory
salut! mbola demo io fa hoavy le tena izy!
Hitako tsy dia mivoaka tsara ilay olona lalaovina. Ny fiteny ohatra tokony atao ireny feo n'olona fetsifetsy ireny , ohatra i Tom @ Tom et Jerry. ILay tantara koa soa ihany fa efa fantatra raha tsy izany tsy tena azo mazava tsara izay lazain'izy roalahy. Nefa sary miaina izany tsy tokony hisy ezaka be atao fa tokony ho mora jerena sy henoina.
tsara
Tsara ay Aforianga vita toiny
iz kô kara lol nef tsara fô.....manjary tsar laholo nangnano ra ty ^_^
mahafinaritra eeee, misaotra
Mahafinaritra e!
ничего не понял, но очень интересно
Io mitsy le kolotsaina antsika gasy :D
Mr6 é!
io mbol essai mbol oavy tegna izy. zanaka ambilobe nagnano izy e d lasa tena ankara be
tsara fa tohizo hatrany
tsara be
atsarovako t@ zahay mbala helyé angano angano arira arira
tsara leizy fa tsy teny gasy mazava tsara ..tokony natao fiteny gasy mazava antananarivo
Oceanah Sandy
Oceanah Sandygjj
azafady fa tena tsy mahay fiteny akotrany ao anaty boky
Resa-ketotra e...
Efa tsara e !
kiasy laolo ein!!! ke ino man tritre ny lamoziky introduction io fa kara reveko ein
firaisan-kina- mahaleo
+Andrianarovana Ramahasahala . Non le generique mintsy ka, eo am le misy ôtran explosion be iny
Andrianarova tuna Ramahasahala vu
ao soa ka
😂😂😂😂😂😂
kkkkk mdr
kkkkkkkkkkk !! ranomanitra kkkkkkk
Fa nahoana raha miteny tsara miresaka tsara fa tsy manamboatra feo e? Vao henoko ilay interprétation dia najanoko ny fijerana azy. Tsy tsara. Raha hanao dessin animé gasy dia ataovy toy ny olona miresaka tsotra fa aza avela amboamboarin'ny acteurs ny feo fa mahamonamonaina be Tena tsy milay tsy tsara!!
rasty be
mhtv loany dadilay nao ndro ratsy
lol be