Salut. Je sais pas où l'on pourrait trouver des tablatures du groupe. Désolé mon ami mais je ne peux pas t'aider là-dessus. Quant à moi, je ne joue qu'avec la feuille (mes oreilles) seulement. Merci quand même d'avoir écouté et bonne continuation à toi.
I can hear Fafah! Misaotra betsaka - tsara be eee!
Tsara e! Efa tsara ilay vazo fa ny fanaovanao azy mbola mampitombo ny hatsarany... 🎧
Misaotra NARHHJ a! Mankasitraka mankahery !
Milay Zokilahy a. Tena Tsara be . Merci.
Bravôôô. Mlay beu.
tena milay mitsy le cover miaraka amny lay gitar sure mazotoe toizo atrany ny mahaleo
Merci zandry an! Mazotoa dia ataovy milay e!
Milay be zoky
Toizo fa izahay manaraka sy mianatra
tsara b e, mba manaova maromaro e
misaotra betsaka ry namana a! miezaka manao maromaro e! mazotoa !!
misaotra betsaka fa tena mba tazana tsara le guitare misy hianarana le arpege sy le accord tsara merci zoky ah!
Tsisy fisaorana zandry a! Misaotra anao nihaino e! Mankalaza !!!
milay b.tohizo fa tena mampazoto mitendry mintsy nareo.asio video misi2 eh
+Andrianina Andrianaivo Misaotra anareo mijery sy mamangy e! Mazotoa mitendry fa milay foana e!
Tena mafinaritra be.ananako daholo ny video-nao! Izahay ve afaka manome hira anao oe ity mba ataovy mba ianaranay?? Bonne continuation eee
Misaotra nijery sy mankahery o! Omeo ny hira dia ho jere-tsika eo. Somary teritery kely ny fotoana fa hiezaka!
msotra zoky be ah,,, tena tsara
Misaotra anao zandry kely nitsidika a!
Tsara be :)
misaotra e!!!
misaotra anao ry namana an!
sao de mahay mitendry d'gary ra mahay de mba alefaso eto ho enaranay ndray alo fa le miaino tena ela be vao maita rirany
tena tsy mitendry d'gary tsika. Somary sarotra ihany ny hiran'iny razokibe iny. Miala tsiny e!
Tsy manahy tohizo ian alo ary le mahaleo e..
Tsy misy fisaorana. J'espère qu'elle te convient ma sobre version :)
misaotra tompoko o!
Salut. Je sais pas où l'on pourrait trouver des tablatures du groupe. Désolé mon ami mais je ne peux pas t'aider là-dessus. Quant à moi, je ne joue qu'avec la feuille (mes oreilles) seulement. Merci quand même d'avoir écouté et bonne continuation à toi.