ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Misimisimo zahay mijajy hira soa toy lahy
Jesosy Andrarangy bevata, velombelo gnainay lahy mahare gne kolondoy, misaotsy bevata lahy e
Tiko be le hira lehilahy maery! !!in 20 ngmba za niaino an'io androany,Makasitraka e!!🎼🎼🎶🎼
🤣🤣 mitovy mintsy kkkk
Bravo 😍😍😍
misahotra anareolay fatena mapa hery ana tokoa ity hira ty
Tsara ai dila tiako !!mankasitraka eee
lehilahy mahery tokoa jesosy tompon'ny tany sy lanitra tiako be le hira misaotry e
misaotra ee💖💖
Tiako mare lahiko ka la misaotsy bevata anareo ...Tsy manampaharoe gny fitiavan-dRagnahary...hozogno e...mandrakizay gn'agnarany .
Izaho koa tena tia io hira io mihintsy na dia tsy azoko loatra aza ny tonony amin'ny antsipiriany fa ny zava-dehibe dia" Lehilahy mahery" Izy. Ny feony dia tena ankafiziko. Raha niaraka tamin'ny fihetsika angamba dia tsy haiko intsony.
misaotra fa tsara ny hira. Maharezà hatramin'ny farany daholo ary aza miova @ fanarahana ny Tompo.
JESOSY MAHERE,MPANDOMBA
Misaotse lahie!
Mpitohazara
Misaotsa eee
Mankasitraka e
Salama tompoko, mba hafaka publienareo ve lay "Teraka Jesosiko" sy lay "Fifaliana" azafady tompoko ?Misaotra tompoko Fifaliana ihany
deraina ny tompo
tsy misy fisaora o!
Salama e! mba afaka mahazo ny SOLfa ve ?
Misimisimo zahay mijajy hira soa toy lahy
Jesosy Andrarangy bevata, velombelo gnainay lahy mahare gne kolondoy, misaotsy bevata lahy e
Tiko be le hira lehilahy maery! !!in 20 ngmba za niaino an'io androany,
Makasitraka e!!🎼🎼🎶🎼
🤣🤣 mitovy mintsy kkkk
Bravo 😍😍😍
misahotra anareolay fatena mapa hery ana tokoa ity hira ty
Tsara ai dila tiako !!mankasitraka eee
lehilahy mahery tokoa jesosy tompon'ny tany sy lanitra tiako be le hira misaotry e
misaotra ee💖💖
Tiako mare lahiko ka la misaotsy bevata anareo ...Tsy manampaharoe gny fitiavan-dRagnahary...hozogno e...mandrakizay gn'agnarany .
Izaho koa tena tia io hira io mihintsy na dia tsy azoko loatra aza ny tonony amin'ny antsipiriany fa ny zava-dehibe dia" Lehilahy mahery" Izy. Ny feony dia tena ankafiziko. Raha niaraka tamin'ny fihetsika angamba dia tsy haiko intsony.
misaotra fa tsara ny hira. Maharezà hatramin'ny farany daholo ary aza miova @ fanarahana ny Tompo.
JESOSY MAHERE,MPANDOMBA
Misaotse lahie!
Mpitohazara
Misaotsa eee
Mankasitraka e
Salama tompoko, mba hafaka publienareo ve lay "Teraka Jesosiko" sy lay "Fifaliana" azafady tompoko ?
Misaotra tompoko
Fifaliana ihany