ILAY IRAKA FIZ 2-- ACEEM Radio TSY AZO AMIDY NY TANTARA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Tantara gasy: Tantara Malagasy
    Tantara Gasy
    Fizarana 2/2
    -----------------------------------------------------------------------------
    / gasyrakoto

ความคิดเห็น • 43

  • @apop3771
    @apop3771 ปีที่แล้ว

    Merci bcp nizara

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka t@ fizarana ny tohiny, vao hihaino indray 🎧🇲🇬 ♥️ 😍 🇱🇧

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 3 ปีที่แล้ว

    Tegn misaotr anao atran @ Gasy Rakoto ❤❤❤😘😘😘🇲🇬🇲🇬🇸🇦🇸🇦

  • @yondayyonday1187
    @yondayyonday1187 3 ปีที่แล้ว

    🤣😂🤣Boom boom pipe ela leisy ry Tofy tena milay an merci bcp

  • @rozemi4732
    @rozemi4732 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra ooo

  • @chandolachandola7798
    @chandolachandola7798 3 ปีที่แล้ว

    😢🇰🇼 misaotreee

  • @tianarakotomalala7942
    @tianarakotomalala7942 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka mpizara Gasy Rakoto 🌹!tsara ny tantara

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 3 ปีที่แล้ว

    Tegna misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko fa mahafinaritra be lay tantara sady mampalahelo koa, kanefa misy lesona azo alaina ntsika ao agnatiny ao
    Misaotra betsaka tompoko 🥰🥰🥰🥰🥰miandry ny tantara vaovao indray 🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara ny tantara fa Misaotra ô

  • @volamarinavolany8846
    @volamarinavolany8846 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko tena tsara b tantara ity 😘😘

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 3 ปีที่แล้ว +1

    Mbola misy 13h vao afaka mihaino azy.. Efa tsy andry tson fa de mankasitraka indrindra eeh🙏🙏🙏❤

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko fa tena tsara ilay tantara na dia tena mampalahelo koa aza misaotra mpanoratra sy mpanatontosa rehetra 😘😘😘😘😘❤

  • @heriniainarandriamahaiavy1086
    @heriniainarandriamahaiavy1086 3 ปีที่แล้ว +2

    Latsaka ny ranomasoko teo am-pihainoana azy, mahay zavatra tsy takatry ny sain'olombelona tokoa Andriamanitra, mila Matoky Azy sika, mankasitraka e

  • @justineflorancia474
    @justineflorancia474 3 ปีที่แล้ว

    Miandry efa maika be teheno tohiny 😘🙏🙏♥️❤💋💋tena tsy andry ntsony

  • @lygierasoazanatiana6666
    @lygierasoazanatiana6666 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka e. Mitomboa talenta hatrany ❤️. Raha tena iainantsika koa zany famelan keloka sy fitiavana marina zany dia ho paradisa ny tany ary ho tanteraka ny tenin ny Tompo hoe ety ho tahaka ny any an danitra

  • @angelcamarie8648
    @angelcamarie8648 3 ปีที่แล้ว

    Misotra nizara Tompoko 🙏❤❤❤🙏🙏🙏🙏 Tena tsara loatr e

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣indrisy ry fiaignana 💝💞💖❣♥️🧡💚💕💗❤💜🇲🇬🇲🇬🇲🇬💝💞💖❣♥️🧡💚💕💗❤💜🇰🇼🇰🇼🇰🇼💚💕💝💞💖❣♥️🧡💞💞💖

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko fa tena tsara , mankasitraka e 🙏

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 3 ปีที่แล้ว

    Merci 😊

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ô 👌

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว +2

    Zay vao azoko antsaina fa efa henoko ity tantara ity . Aleo tsy tantaraina fa Samy mihaino .lakalaka ny fiainana f'aza MBA manao tia kely zany

  • @marieclaireaugustave2337
    @marieclaireaugustave2337 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra e tsara be ilay tantara Oa

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 3 ปีที่แล้ว

    ♥️♥️♥️♥️♥️

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 2 ปีที่แล้ว

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @lyndafleurie4841
    @lyndafleurie4841 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra nizara e ,❤

  • @mamanymayrah9301
    @mamanymayrah9301 3 ปีที่แล้ว

    Tantara zany ka tantara, misaotra tompoko oo

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra be tsaka eh 😍 🥰

  • @tc56andriambavilanitra29
    @tc56andriambavilanitra29 3 ปีที่แล้ว

    Masaka be , ao tsara na ny mpilalao na ny tantara nolalaovina! Feno anatra mahasoa, mlay nareo eee

  • @zitarasoa1918
    @zitarasoa1918 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko🙏

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 3 ปีที่แล้ว

    Tena makasitraka bedabe fa tena afapo tsara lotra lay tatara

  • @mamymamy3413
    @mamymamy3413 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara tompoko

  • @razafindrazolyzoly5342
    @razafindrazolyzoly5342 3 ปีที่แล้ว

    Tsara be misaotra tompoko

  • @jeddiamira8791
    @jeddiamira8791 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitra tompoko

  • @volasoarazanadraveloson2046
    @volasoarazanadraveloson2046 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @perpetueraharisoa2713
    @perpetueraharisoa2713 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak indrindra tompok

  • @starkkoyote419
    @starkkoyote419 3 ปีที่แล้ว

    Tellement triste 😭

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be!! Misaotra nizara tompoko. Tena feno anatra be.

  • @nantenainarijianah8823
    @nantenainarijianah8823 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko