AZ RADIO TELEVISION Live

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 10

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 3 ปีที่แล้ว

    Miverena amy vahoaka Naha enao anao enao fa aoka n'y fihavonavonakevitra ry maihol ah

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 3 ปีที่แล้ว

    Midira enao ao amy Muaramanonja ry Maihol

  • @molkejabaly1394
    @molkejabaly1394 5 ปีที่แล้ว +1

    Kotofetsy sy makà reto
    Lorel sy hardie
    Kar sy zik
    Satanas sy petoulet
    Akim sy jim

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 ปีที่แล้ว

    Eh eh efa te hiala reo îles reo ny frantsay fa reo tsy mety MANGATAKA fahaleovatena dia tsy AFAKA ny frantsay !!!! Frantsay koa de dia hiady @ malagasy dia Alonso RUSSIANE ??? ADALA

  • @priscaary5314
    @priscaary5314 6 ปีที่แล้ว

    raha lany enw de delivreo alo le seza ao ambotsiroatra fa mapiova olona 😀 lasa pavure eo enw iii, ao anaty baiboly le fanambadina tahaka raely sy lea

  • @salohyrafidy3181
    @salohyrafidy3181 6 ปีที่แล้ว

    Tena nade mafy be mintsy ianao nifanena taminay teo andaigo sady enao tsy mba miarahaba ola mandalo grrrrr enao hoany ambatondrazak

  • @fanoozr5450
    @fanoozr5450 6 ปีที่แล้ว

    Mangataka ny Firaisana Eoropeana mba ho mailo amin'ny fanaraha-maso ny Fifidianana izay tadiavin'ny OIF hidirana sy Tsindriana mafyavy amin'ny fanindriana ny CENI.

  • @fano8120
    @fano8120 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ny FANOROLAHY. Fa mahagaga Rehefa TSY AMPERIN'ASA maha-Ministra sy maha-PM na direktera isan-karazany dia mbola MANDRAY ny KARAMA naha-ministra na naha-PM na naha-Direktera(....ets)azy teo aloha. Angamba TSY RARINY intsony izany. Rehefa hiala koa izany ireo MPKAMBANA ao @ HCC dia mbola hitohy toy ny taloha ihany ny karamany.Mety ve izany ?

  • @andriamanalinaralambo9770
    @andriamanalinaralambo9770 6 ปีที่แล้ว

    FA TSY EFA 2018 VE ZAO E? MBA MENATRA REOLONA A, SA EFA LANY MITSY LE HENATRA?