kkkk Fanjakana miala aina . Tiany ny ho mpitondra de jery tsy atao tsara .Tsy tiako za amin'ny placeny. Tia vola loatra . Tsy mety leo vola nefa jery tsy atao tsara
ARAK I KOTO TRARA DAHOLO LE FADEHANY REHETRA.. ALEO HOLAZANA I MIARA MANONJA DE AVERIN EO AMIN NY MIARA MANONJA TY RESAKA TY FA NY YOU TUB TSY DE MISY MIJERY
Tena mitovy ny fijerintsika ! Raha ny lalàna no najaina sy nampiharina dia efa tsy nisy antoko TGV, irmar, IRD, irk, Mapar, Mapar logique, irmar korontamby sns....izany teto. Braquage de pouvoir no nataon'ireo hatramin'izay.
@@Yvette-r8p Ia fa saiky efa tara atsika vo mihetsika. Fananan-tsika efa namidiny aby. Toe-tsainy malagasy efa ni Simba y aby Nabadoany ny malagasy 2 mandats 🙄 Efa maro dégât vitany 💀🙄👺😡😱🤮🤮🤮? Tegna mampalahelo Ra diso point ely atsika , na izy koa , tsy ho avotro eky Mcar satria na ny toe-tsainy malagasy mety tsy hifankatia eky nohony jaly be nataony. Trop C’est trop ! Kara olo jamba atsika nifidy azy fagnindroa Tsy tiako za tamin’ny placeny Trop jeune méchant 😢 et c’est du jamais vue president Kara io eto ambony tany donc Ny mahagaga baka , ra tsy manjary tegna maharitry ela Avy eo izy tsisy regret manimba olombelogno Kara izy Na Tsara vola fa saigny naka tsy Simba kô Kara io nohony fitiavam-bola be loatra Amin’ny manaraka mba mahaiza mifidy eky atsika fa …. Ary tokony olo avy antany hafa koa donc fa exemple araiky ty tsy de mamely
Raha n'y marinary Koto dia izao tsy afaka hiala eo n'y mitondra satria nisy n'y ra latsaka taminizy Tonga Téo dia tsy mantsy toy izany koa VAO ho afaka eo Oreo fa tsy fantatra hoe Iza no ho faty na firy ny izany izany Ilay tapitra n'y tantara mandeha fa efa akaiky io
Ny fitsarana asaina mandainga kkk akatony ny fianarana ao Madagascar fa tsisy ilanazy io kolikoly manarapenitra io diplôme ao Madagascar dia tsisy firenena mankasitraka sady tsisy lanja
Merc koto ne cesse pas de dénoncer tu es le porte parole de ses sans voix ne lache pas vous êtes des résistants
Merci beaucoup Koto
Merci beaucoup koto 🙏 ianao no miteny ny marina misy ao dago efa potika ty @ requin voleur reto
kkkk Fanjakana miala aina .
Tiany ny ho mpitondra de jery tsy atao tsara .Tsy tiako za amin'ny placeny.
Tia vola loatra .
Tsy mety leo vola nefa jery tsy atao tsara
Efa vilagnimbary fô eky no mampiasa loha ny gasy kely @ zao 😢
Ka na tay maharikoriko tsy misy dikany aza io fitondrana io sns sns mbola eo foana izy mameno paosy.
Mbola eo , Aleo apoaka @ izay ilay hetsika mainty FMTT 💪🔥💪🔥🇲🇬
ARAK I KOTO TRARA DAHOLO LE FADEHANY REHETRA..
ALEO HOLAZANA I MIARA MANONJA DE AVERIN EO AMIN NY MIARA MANONJA TY RESAKA TY FA NY YOU TUB TSY DE MISY MIJERY
A right clarification, Thnx Koto
mampalaelo ny gasy habadoin reo, izy mameno paosy
Filoha tsisy dikany io oo tsy hampy fianarana manala baraka malagasy io Andry Rajoelina s'y général bomba korintamby kkkkk
Rajoelina filoha tsisy dikany indrindra eto Amboni'tany.
Mitovy aminy satrobory feno tay kkkk tsisy fabamboranazy kkkk mitovy aminy WC voa loko kkkk
Tena mitovy ny fijerintsika ! Raha ny lalàna no najaina sy nampiharina dia efa tsy nisy antoko TGV, irmar, IRD, irk, Mapar, Mapar logique, irmar korontamby sns....izany teto. Braquage de pouvoir no nataon'ireo hatramin'izay.
Tena tsisy valeur intsony ilay Madagascar kely 😢 lasany mpanambola ambongadiny ny zava-drehetra aa!
Trop, mivelona @halatra.
Tena marina loatra zainy koto tss dikany marina rajoelina devoly velona io
TENA FANJAKANA MIALA AINA MARINY IO RY KOTO.
HO TAPITR AINA ATSY HO ATSY.
@@Yvette-r8p
Ia fa saiky efa tara atsika vo mihetsika. Fananan-tsika efa namidiny aby.
Toe-tsainy malagasy efa ni Simba y aby
Nabadoany ny malagasy
2 mandats 🙄
Efa maro dégât vitany
💀🙄👺😡😱🤮🤮🤮?
Tegna mampalahelo
Ra diso point ely atsika , na izy koa , tsy ho avotro eky Mcar satria na ny toe-tsainy malagasy mety tsy hifankatia eky nohony jaly be nataony.
Trop C’est trop !
Kara olo jamba atsika nifidy azy fagnindroa
Tsy tiako za tamin’ny placeny
Trop jeune méchant 😢 et c’est du jamais vue president Kara io eto ambony tany donc
Ny mahagaga baka , ra tsy manjary tegna maharitry ela
Avy eo izy tsisy regret manimba olombelogno Kara izy
Na Tsara vola fa saigny naka tsy Simba kô Kara io nohony fitiavam-bola be loatra
Amin’ny manaraka mba mahaiza mifidy eky atsika fa ….
Ary tokony olo avy antany hafa koa donc fa exemple araiky ty tsy de mamely
@@Yvette-r8p
Ainga anie fa maro loatra dégâts vitany zay , Ary tsisy regret izy
Raha n'y marinary Koto dia izao tsy afaka hiala eo n'y mitondra satria nisy n'y ra latsaka taminizy Tonga Téo dia tsy mantsy toy izany koa VAO ho afaka eo Oreo fa tsy fantatra hoe Iza no ho faty na firy ny izany izany Ilay tapitra n'y tantara mandeha fa efa akaiky io
Koto à Ridicule izany no azo amaritana ireo pitondra ireo .
Aiza avy ny firenena mampihatra lalàm-pifidianana ahitana olona tsy mivoaka avy @ formation politique fa INDÉPENDANT izany = tsy mena-mivadika ?
Io tsisy valeur satria mitovy aminy diplôme azo aminy kolikoly sahala aminy baccalauréat la bougie 🕯 valable jusqu'à Analakely Tananarivo kkkk samby fendrana daholo gasy tsy mahalala menatra kkk
Ny fitsarana asaina mandainga kkk akatony ny fianarana ao Madagascar fa tsisy ilanazy io kolikoly manarapenitra io diplôme ao Madagascar dia tsisy firenena mankasitraka sady tsisy lanja
Tanindrazanao fona io ry koto fa aza de be fankahalana eo koa
Aiza avy ny firenena mampihatra lalàm-pifidianana ahitana olona tsy mivoaka avy @ formation politique fa INDÉPENDANT izany = tsy mena-mivadika ?