Mifona aho Aba_Hira Katolika Malagasy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ส.ค. 2024
  • Bienvenue sur notre chaîne TH-cam dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
    #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy
    1. Mifona aho, Aba, mifona aho rô,
    Mifona aho fa tsy nañaja ny Añaranao ô!
    Mifona aho, mifona aho rô,
    Mifona aho fa tsy nañaja ny Anaranao ô!
    2. Mifona aho, Zoky e, mifona aho rô,
    Mifona aho fa tsy niteño ñe irakao ô!
    Mifona aho, mifona aho rô,
    Mifona aho fa tsy niteño ñe irakao ô!
    3- Mibaboka tokôtry aminao rô Fañahy e
    Mibaboka aho fa tsy niaiña e Fitiavanao ô!
    Mifona aho, mifona aho rô,
    Mibaboka aho fa tsy niaiña e Fitiavanao ô!
    Ibabohako rô, e fahotako ô,
    Mba omeo famelà aho fa tsy hañano etsaña!

ความคิดเห็น • 5

  • @user-ww1bd7tt4g
    @user-ww1bd7tt4g 7 หลายเดือนก่อน

    Mifona aaaa mifona ôôoo mifona fa tsinagnaja ny anarana ôoo

  • @sabrinahmahaleo6036
    @sabrinahmahaleo6036 5 หลายเดือนก่อน

    Mifona aho ry Tompo 🙏

  • @SheikhArena
    @SheikhArena 7 หลายเดือนก่อน

    Mifona aho aba mifona rô,mifona aho fa tsy nagnaja ny anaranao ô🙏🏻🧎🏻‍♀️🧎🏻‍♀️🙏🏻🙏🏻 1:40

  • @SheikhArena
    @SheikhArena 7 หลายเดือนก่อน

    Happy new year 🎈 🎊 everyone 💖🥰 0:35