Miarahaba Heninkaja, Harifidy ! Faly indray mahita anareo! Ory hava-manana i Rajoelina ! Tsy zakany mihintsy ny mahita fa misy olon-kafa mahavita bébé kokoa noho izy ! Iza marina no tsy tia fandrosoana . Be fialonana .Aleo lo toy izay ho an-kavana! Il a di mal à accepter les frustrations !😮😮😮😮
Tsy midy hoe vahoaka haneo ny hatezerany dia hihafina ao anaty trano, ka mila mivoaka ankalamanjana hanehoana izany! "Zo fototra ny fidinana an-dalambe" hoy i Henriette A.😅😅😅😅😅
Tsy azoko mihitsy hoe inona no atao any anaty trano miteny tu zareo hoe ataovy eo aminy trottoir ?? dia ataoko eo aminy trottoir n'y hetsika c'est tout ????? Vous faite sur le trottoir ça s'arrête là
Gouvernement défaillant

Tsy mahazaka namana lôso hoy i Elidiot😂😂
Tsy midy hoe vahoaka haneo ny hatezerany dia hihafina ao anaty trano, ka mila mivoaka ankalamanjana hanehoana izany! "Zo fototra ny fidinana an-dalambe" hoy i Henriette A.😅😅😅😅😅
Mankasitraka anareo mirahalahy