Bodo ty tena manga feo, grave bé mihintsy. Signature vocale et graine de voix époustouflantes. Izay hira hirany dia vita tsara daholo. Merci pour cette reprise👍 izay hoenti-mahatsiaro an'i tompokolahy.
Aza simba ina ilay hira e! Mba nivaky loha Omgui namorina anio dia simbainareo! Mizara firy marina moa izao ny tarika Ny Ainga? Roa sa telo. Potehinareo ny kanto manitra be navelan’ny Zokibe Omgui! Zahay Omgui foana.
Tsara leiz fa n olana fotsn Tarika Ny Ainga nefa Bodo no lasa mi-domine! Diso mamofona bodo be loatra! za mpakafy bodo fa itako hoe izay no kileman'ity featuring ity!

Jolie chanson, merci à OM-Gui, Bodo et Ny Ainga
😭😭😭😭😭😭latsaka ny ranomasoko!😭😭😭😭
Tiko lotra ee.MALALAKO TSY FOIKO kosa angamb fa ts malala tsy foiko eee
Bodo kosa ranga manimba anlay hiran'olona mlay be a 👇👇👇
Aza simba ina ilay hira e! Mba nivaky loha Omgui namorina anio dia simbainareo! Mizara firy marina moa izao ny tarika Ny Ainga? Roa sa telo. Potehinareo ny kanto manitra be navelan’ny Zokibe Omgui! Zahay Omgui foana.
Otran hoe ratsy daholo le hira amin'izao hoarina amin'izany ! Zany ka tena hira
Tsy misy tahotra n'y fitia. :-)
tena tsara be fa tsy maha monamonaina otranle tena izi.
tena tsara fa tsy simba veli2! nihatsara ary! zany akory tsy midika hoe ratsy ny taloha anh!! fa nihatsara minhintsy! :)
tsra tsra e ,ny ainga forever
manin ko no ovana le fehony e
Novan'zareo d sahirankirana manaraka an'ilay izy
eny wa. za te hankafy be sady mihira
Simbanareo lay hira
milay fona eee fa tiko koko n dorizaka
Aza simbaina moa ny hira eh , miverena ny taloha eh
Mafy koa reto bandy ireto raha qualité vocal no resahina a,Bodo moa efa tsy lazaina intsony
Mankasitraka ny kanto malagasy eh
soupirrrr, gros soupiirrrrrrrr
Zaka tsara nankatsaraina
Noble
niova be lay anaovany azy ka
tsara eeeee
Aza simbaina rangah le hira a.
Tsy manimba kosa zareo fa mpanakanto makafy azy aby reo!!!!❤❤❤ tiko
tsara ka, mlay fona na n original na ity, le "tsy misy toa anao" entin'ny tarika mage4 koa mba avohay oooo...
tsarabe
Simba le hira
Tsara leiz fa n olana fotsn Tarika Ny Ainga nefa Bodo no lasa mi-domine! Diso mamofona bodo be loatra! za mpakafy bodo fa itako hoe izay no kileman'ity featuring ity!
tiako loatra eee (y)
Manimba hira be Bodo
drýyyyyy
ilay version Noro sy asnah nanao an'io hira tena tiko,fa ity kosa tena tsy milay e!
tsara mahafinaritra loatra
simba ilay hira
simba le hira
anjarasoa suzanne k