MARC RAVALOMANANA, RINAH RAKOTOMANGA, GASCAR FENOSOA, KANDIDA BEN'NY TANANAN'ANTANANARIVO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 48

  • @BakolyAndrianabelinaRakotobe
    @BakolyAndrianabelinaRakotobe 2 หลายเดือนก่อน +20

    Aminy fo tsy miangatra, hataovy ny fampitahana : manao ahoana Antananarivo taoriany nitondran'i Marc RAVALOMANANA ? Izaho manokana dia resy lahatra fa izy irery no nitondra fandrosoana ary manana traikefa @ izany resaka fitondrana firenena izany. Mivavaka ho anao Dada. 🙏

    • @loulettepauline4961
      @loulettepauline4961 2 หลายเดือนก่อน +3

      Akory aby isika Malagasy rehetra 🇲🇬💕❗️tena marina izany 👍laissez faire les professionnels ❤️‍🩹❤️‍🩹

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 2 หลายเดือนก่อน +8

    Ho potehina tanteraka otran'ny AirMad koa zany Antananarivo?

  • @marie-lydierazanadrafara3717
    @marie-lydierazanadrafara3717 2 หลายเดือนก่อน +1

    Mitondra ambavaka mafy anao Andriamatoa Filoha Marc. ❤

    • @NivoSahondra
      @NivoSahondra 2 หลายเดือนก่อน

      N'y anay dada ihany❤

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 2 หลายเดือนก่อน +8

    Ianao aloha madame Rina de atody hiady am vato fa aza bevava ,tsy vitæ vavabe izy Io olona ray no tia anao de milaza fa tana rehetra no Tianao

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน +8

    Ilay Rina ohatrany romy manapotika air Madagascar

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 2 หลายเดือนก่อน +4

    Tsy mahalala tsiana mitsy ty rinah ty. Tsy tian'ny olona ianao!

  • @YvetteAujard
    @YvetteAujard 2 หลายเดือนก่อน +3

    Alefa Dada

  • @Masoandromibalika
    @Masoandromibalika 2 หลายเดือนก่อน +4

    Mankasitraka dada ianao ihany no tena nampiarina ny tanantsika,😊😊😊

  • @ColetteRavaoarisaoa
    @ColetteRavaoarisaoa 2 หลายเดือนก่อน +3

    Merci

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 2 หลายเดือนก่อน +3

    Misaotra betsaka DADA malala, sambatra zahay manana anao, Ndriii ho tanteraka anie izany fanampahankevitrao izany, andao iray hina ry MALAGASY havako jiaby

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 2 หลายเดือนก่อน +6

    Hajao ny démocratie Samia mifidy izay tiany fa ny anay Ravalomanana hatrany mitrotro ambavaka anao mandrakariva fa tsy mora ny miady @ devoly

  • @rojonambininafidisoaandria3724
    @rojonambininafidisoaandria3724 2 หลายเดือนก่อน +1

    Hay mivovoa otrizany ity Rina ity

  • @michelharrybernardinrakoto3747
    @michelharrybernardinrakoto3747 2 หลายเดือนก่อน +1

    Ny vadiny anie efa ben'ny tanana koa ... dia ahoana ?

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 2 หลายเดือนก่อน +4

    Rinah 0,0... na mbola angalabato aza

    • @marcrkt9331
      @marcrkt9331 2 หลายเดือนก่อน

      Rinah 0,0...%

  • @AliKwt-qg7qk
    @AliKwt-qg7qk 2 หลายเดือนก่อน +6

    Za alo tsity anao Ramato a. Dada iany Dada atrany

  • @EdithRamin-g4l
    @EdithRamin-g4l 2 หลายเดือนก่อน +2

    Rina avereny n'y AIR-MADAGASCAR

    • @tovoheryraveloson4827
      @tovoheryraveloson4827 2 หลายเดือนก่อน

      tetika ny hanodinana ny vola nalain'i Naina tany amin'i CNAPS angamba ny tetiny.

  • @heryZafirsimietry
    @heryZafirsimietry 2 หลายเดือนก่อน

    Un président mimpody @ naloany,,tsy paré...

  • @anniearinoromarcelline6798
    @anniearinoromarcelline6798 2 หลายเดือนก่อน +6

    Tena mankasitraka eee.
    Ianao no andrandraina.

  • @marie-lydierazanadrafara3717
    @marie-lydierazanadrafara3717 2 หลายเดือนก่อน

    Mouvement Gasikara izany centriste?

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 2 หลายเดือนก่อน

    Handrava sy hanapotika an'Antananarivo sy i Madagasiakra mihintsy indray no tanjon'ity kandida Marc RAVALOMANANA ity hiverina fidiana ben'ny tanana io indray satria tanora aza izy nitondra teo ireny tsy nahavita nanova inona akory eny efa nitondra Maire CUA teo koa hatramin'ny vadiny fa inona no niova teo fa tsy nibaby olana indray aza ve ny Kaominina Antananarivo renivohitra taorian'ny fialany satria toa lafo hatramin'ny trottoir manerana ny renivohitra indray aza no hita

  • @welsondedese1608
    @welsondedese1608 2 หลายเดือนก่อน +1

    EFA NILAZA TAMIN'NY FOMBA OFICIAL VE I GASCAR FENOSOA? MBA HASEHOY NY VIDEO TAHAKA I DADA RAVALO IO

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 หลายเดือนก่อน

    Refa voaraoka ny zoridiran analakely amin zao fotoana izao. D izay aho vao ho faly. Isotry efa andranilanitra bientôt. Trop degueu partout. Fako etsy fako eroa. Poublelle tsisy. Jet-set feno ao dago😢😢😢.
    Ny havoretrana hono efa ao anaty rà . Si tu l 'adore❤, , tu mourras avec....zoridira ankira 😢😢😢😢

  • @henriandriana4248
    @henriandriana4248 2 หลายเดือนก่อน

    Mihetsika any ambadika Amin le ramato Io n'a candidat afa Dray i Pablo Escobar manakaiky n'y farany.

  • @EtienneRandriamanana
    @EtienneRandriamanana 2 หลายเดือนก่อน +1

    Politika avo lenta tsy takatran ' ny Kely sina ity

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 2 หลายเดือนก่อน

    Vaio androany niakatra antoko politika d efa te ho toyfusée ny sasany😂😂😂😂

  • @EdmmeMAHATONDRA
    @EdmmeMAHATONDRA 2 หลายเดือนก่อน

    Maha gaga ny fihevitran tsika gasy satria ny amin'ny safidiny izay tsy mety aminao dia lazaina fa mpilelaka ary anao miteny io zany mba mpilelaka iza raha mba azonay fantarina ?

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g 2 หลายเดือนก่อน +1

    Fa ahoana no lazainao fa mpilelaka kosa fa manino rah mba mifanaja e

  • @FelanaRanaivoarisoa
    @FelanaRanaivoarisoa 2 หลายเดือนก่อน

    Aiza mirediredy

  • @firangodenis7618
    @firangodenis7618 2 หลายเดือนก่อน

    Aza mavandy , anao sy vadinao ary ny Clan-nao no tia ho Maire ni Antananarivo zany fa tsisy Vahoaka nangataka firotsahanao zany.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน

    Fidio ny tanora fa izay no ahatsara ny fiainanareo any Madagascar any

    • @RedmeA1-dg8fz
      @RedmeA1-dg8fz 2 หลายเดือนก่อน +4

      Zao fitondran mandatsak@ hantsan izao no milaza azy ho tanora s'y bogosy ts aleO ihany olna matotr ef mannan traikef sy nahita fiainampirenena

    • @hantanirinaramaronjatovo2478
      @hantanirinaramaronjatovo2478 2 หลายเดือนก่อน +1

      Miaiky ny tsy fahatongavantsain'ny malagasy sasantsasany toy io mihitsy ?!! Mbola tsy fay ilay tanora ihany????

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน

    Avelao ny tanora no mba hitondra ity tanana ity satria io dadanareo io dia ho voany avc atoato

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน

    Fidio ny tanora fa ny antitra efa tanana zatra mitsotra corrompu

  • @TSIRESYZafisolo
    @TSIRESYZafisolo 2 หลายเดือนก่อน

    Maninona raha zaraina am vahoaka malagasy dahono n'y harena anananao raha tena tia tanindrazana s'y hanao soa amin'ny andro sisa hiainanao

    • @rtsvhgy3589
      @rtsvhgy3589 2 หลายเดือนก่อน +3

      O RY MAIVANDOHA ENAO IO LE MAMPIKOROSY AN ANTANANARIVO

    • @RedmeA1-dg8fz
      @RedmeA1-dg8fz 2 หลายเดือนก่อน +4

      MBA miezah f ts harenanolna zarain@nao fotsin ;

    • @loulettepauline4961
      @loulettepauline4961 2 หลายเดือนก่อน

      @@TSIRESYZafisolo Azafady @nao tsy misy antony hizaran’iza na iza ny fananany izany 👆tokony ho lesona ho an’ny Malagasy io fanaovana androrosy tsy misy farany io tokony mifampianatra miasa sy miray hina fa tsy faly ny maniratsira Olondehibe sy maniraka Ray amandreny mandrakariva ‼️

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน

    Tsy menatra mihitsy itony olona corrompu itony

    • @fleurettekobel5797
      @fleurettekobel5797 2 หลายเดือนก่อน

      Miarahaba anao Rahavako ! Tsy misy olombelona tena marina 100% izany , fa i Ravalomanana no mendrika ny ho lehiben'ny Tanana , satria hita fa manana trakefa fahaizana mitantana ny vahoaka ! Ny manome tsiny ny hafa dia hain- tsika Malagasy , ary matetika voafitaka @ ankanga tsara sora isika ny @ fomba fijery ! Raha mbola mahita ny horaisina ianao efa @ fiainanao andavan'andro dia rariny ianao raha mbola mankasitraka ity fitondrana izao ity ! Ary anisan'ireo manao fitiavan- tena ianao tompoko !

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน

    Ilay neninao efa Téo no niala tsy hita izay nataony corrompu

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน

    Very ao ianareo mianakavy raha mifidy anio dadadada io jereo ny kibony ho teraka rahapitso