Mavesatra ny hafatr'ity hira ity, mankasitraka e, maniry fiovana, miatomboka amin'ny tsirairay ny fiovana. Manantena fandresena, ho tany sambatra i Madagasikara sy ny zanany rehetra.
ty tany tia ne ka manakasina mba aoka amizay ny akinafinana ........................ mitandrema ianareo pivarotra pamadika tanindrazana rehefa maty ianareo tsy any andafy ny fasandrazana
Mavesatra ny hafatr'ity hira ity, mankasitraka e, maniry fiovana, miatomboka amin'ny tsirairay ny fiovana. Manantena fandresena, ho tany sambatra i Madagasikara sy ny zanany rehetra.
Mankasitraka eh!
Misaotra Theo RAKOTOVAO, nosintomina tamin'ilay hiranao hoe RANOBE, ranobe vatany ty mahazo an'i Gasikara satria maro ny ndaty mandafo tanindraza hinanizao, Gasikara gny an'ny Malagasy iraky avao, Gasikara antsika Malagasy
Rip,vahombey,je kiffe à Batata, Théo Rakotovao, à Monique du groupe Njava
Wow💗 tena marina lay fanairana. Tsara ny tsapiky sady manampeo. Misaotra tompokô 🙋🏾♀️
Bravo vous êtes merveilleux c'est mon pays de cœur mon pays où je suis né
tena marina tena tsisy holavina le tonon- kira , mankasitraka anreo 6 mianadahy é
Misaotra anareo mpanakanto manandratra ny kanto ho an'i Madagasikara! Tafita ny hafatra, na ho an'ny maso na ho an'ny sofina, indrindra ho an'ny fo.
Marina koah ny hafatra tianao hampitaina Theo!!!, vonjeo tanintsika atsimo iny agny ee! baka toliara juska any befandriana sud iny, Malagasy ts tompony tsika iny any fa vahiny sy ireo mpamarots ro tompon'ny madagasikara!!!!!
Enga anie mba ho henon dry zalahy isany mpanao lalan-kitakisoa izany e!!!!
😍❤👏👏👏Bravo ! J'espère que le message sera bien transmit à ces vendeurs de la patrie .
😢😢😢😢😢 misaotra anareo rolahy 😍😍😍 surtout toliara nay i ao le voa mafy mare tsatsy sinoa reto...
Tsy azo kianigny koahy Theo , Tafita le hafatra ! Mankasitraka anareo
La voix de Monique ❤
Mpamadika tanindrazana tsy tonga saina amity hira ity tena olona tsy manampanahy itsony.Tena tonga le hafatra oany izay olombanona rehetra,mankasitraka e
BRAVO👏BRAVO👏BRAVO👏
Fantastico, meraviglioso, commovente!
zany no tena atao hoe kanto mifono hafatra mazava tsara tonga ny hafatra
YOU make US to be proud to be MALAGASY RAY AMANDRENY ISANY
Misaotra besaka nareo , respect
ty tany tia ne ka manakasina
mba aoka amizay ny akinafinana
........................
mitandrema ianareo pivarotra pamadika tanindrazana
rehefa maty ianareo tsy any andafy ny fasandrazana
Tsara be
Eka koai longonai iab nareo e!
Kanto loatra mba afaka mahazo tononiny ve.
misaote bevata koh
hvm mivarotra an dago
BATATA
sotra e