Fanapotehana ny fiainam-bahoaka no tena spécialitén’i Rajoelina satria eo ambany ziogan’ireo namatsy ny fampielezan-kevitra t@ ny nifidianana azy izy. Isan’izany ry Ravatomanga sy ireo karana, olom-bitsy nanokanana io tsena io. Raha mbola i rajoely no ho lany @ ala-bato @ ity taona ity 2023, dia ho potika tanteraka ianareo mpamokatra madinika, na inona na inona seha-pihariana !
Ny fanomezan’i Rajoely hoan’ny namany izay tsy maintsy ato anatin’ny vondrona tantanan’i Ravatomanga no tena mampikatso ny fanondranana vanille. Tsotra ny vahaolana : alalao ny sehatran’ny fanondranana. Aza hitsabahana ny vidiny, fa avelao ny tinady sy ny tolotra no maritra izay vidiny hifanarahany. Produits concurrentiels ny vanille fa tsy monopolen’i Madagasikara. Ary zmpangino ireo izay te hanafaka an’i Rajoelina sy Edgard ho tompon’andraikitra @ izao olana mahazo ny mpamokatra sy mpisehatra ao anaty vanille iza, fa aza avela hiteny teny foana eo pour ne rien dire. Raha mbola mihinzingizina @ politika tsy mahomby io o fitondrana io dia mbola hitohy ihany ny fanapotehany ny fiainam-bahoaka, koa anareo any no mandinika @ io fitondrana handrakandrana io, lazaina fa tanora mahay noho ireo efa tranainy. Hitanareò ny vokany dia mahaiza maka lesona fa tsy adala ny amerikana naha toky ny traikefan’i Biden, tsy adala ny bresiliana nametina an’i Lulla. I Rajoely anie ka efa mihoatra ny 10 taona no nitondra, raha kaontiana koa ny naha maire ny CUA azy, kanefa izao no fara-fahaizany, mamotika fa tsy mampandroso. Koa mbola omena 5 taona indray ve ! Mp
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra , indrindra fa isika Malagasy eto antanindrazana ! Misy hafatra hoantsika Malagasy tsy vaky volo rehetra ! Fa inona no mahatonga isika Malagasy mora hampanofisin'ireo mpitondra mpandainga ireo , ary ny mpandainga koa anie dia tsy mba milaza ny marina eny amboalohany, na misy vidiny ny la Vanille na tsy misy , na misy mividy na tsy misy mividy ! Fa ny tanjony dia ny hampijanona azy ireo eo @ ambiancen' izy mianakavy @ fitondrana eo ihany . Io ianareo fa manaiky ny ampatoriana ,dia misaotra President ! Ny mampalahelo ry havako , dia tsy misy zavatra ampahafantarina ny olona any @ tany lavitra any ny tena marina , koa izay teny lainga avy any ambony any, dia manaiky misaotra President ! Tokony ho betsaka ny zavatra hampidiram- bola hoany vahoaka Malagasy , fa ny fanjakana dia tsy mivaky loha na hanoro sy hitarika ny olona , satria betsaka loatra ny fitiavan- tena ! Tsy lazaina kamo isika Malagasy ,fa ny volonten' ny mpitondra mba hanoro hevitra akaiky dia akaiky no tsy misy eto amin- tsika Madagaskar ! Andro , volana , taona dia ny teo ihany no miverimberina ! Aza mimenomenona isika raha mbola manaiky bla , bla ,bla izay ataon' ny mpitondra Politique maloto ireo ! Sorena ny tenako mahita ny Malagasy samy Malag.handaingana ! Na mafy ny tsy fananana , fa tsy eken'ny fo raha Malagasy samy Malagasy no mifanambaka eto Madagaskar eto ! Masina ny Tanindrazana !
Izahay afaka mahita tsena any ivelany e. Tsy ireo exportateur namana teo ihany no manana traikefa @ commerce international : alalao ny sehatra fa rahampitso ihany io dia hisahana ny olana. Ny main mise-nareo no mampikatso ny tsena. Heverina teo moa fa ireo namana teo mafia importateur any France no manana monopole eo @ tsena frantsay ?
Fanapotehana ny fiainam-bahoaka no tena spécialitén’i Rajoelina satria eo ambany ziogan’ireo namatsy ny fampielezan-kevitra t@ ny nifidianana azy izy. Isan’izany ry Ravatomanga sy ireo karana, olom-bitsy nanokanana io tsena io. Raha mbola i rajoely no ho lany @ ala-bato @ ity taona ity 2023, dia ho potika tanteraka ianareo mpamokatra madinika, na inona na inona seha-pihariana !
Ny fanomezan’i Rajoely hoan’ny namany izay tsy maintsy ato anatin’ny vondrona tantanan’i Ravatomanga no tena mampikatso ny fanondranana vanille. Tsotra ny vahaolana : alalao ny sehatran’ny fanondranana. Aza hitsabahana ny vidiny, fa avelao ny tinady sy ny tolotra no maritra izay vidiny hifanarahany. Produits concurrentiels ny vanille fa tsy monopolen’i Madagasikara. Ary zmpangino ireo izay te hanafaka an’i Rajoelina sy Edgard ho tompon’andraikitra @ izao olana mahazo ny mpamokatra sy mpisehatra ao anaty vanille iza, fa aza avela hiteny teny foana eo pour ne rien dire. Raha mbola mihinzingizina @ politika tsy mahomby io o fitondrana io dia mbola hitohy ihany ny fanapotehany ny fiainam-bahoaka, koa anareo any no mandinika @ io fitondrana handrakandrana io, lazaina fa tanora mahay noho ireo efa tranainy. Hitanareò ny vokany dia mahaiza maka lesona fa tsy adala ny amerikana naha toky ny traikefan’i Biden, tsy adala ny bresiliana nametina an’i Lulla. I Rajoely anie ka efa mihoatra ny 10 taona no nitondra, raha kaontiana koa ny naha maire ny CUA azy, kanefa izao no fara-fahaizany, mamotika fa tsy mampandroso. Koa mbola omena 5 taona indray ve !
Mp
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra , indrindra fa isika Malagasy eto antanindrazana ! Misy hafatra hoantsika Malagasy tsy vaky volo rehetra ! Fa inona no mahatonga isika Malagasy mora hampanofisin'ireo mpitondra mpandainga ireo , ary ny mpandainga koa anie dia tsy mba milaza ny marina eny amboalohany, na misy vidiny ny la Vanille na tsy misy , na misy mividy na tsy misy mividy ! Fa ny tanjony dia ny hampijanona azy ireo eo @ ambiancen' izy mianakavy @ fitondrana eo ihany . Io ianareo fa manaiky ny ampatoriana ,dia misaotra President ! Ny mampalahelo ry havako , dia tsy misy zavatra ampahafantarina ny olona any @ tany lavitra any ny tena marina , koa izay teny lainga avy any ambony any, dia manaiky misaotra President !
Tokony ho betsaka ny zavatra hampidiram- bola hoany vahoaka Malagasy , fa ny fanjakana dia tsy mivaky loha na hanoro sy hitarika ny olona , satria betsaka loatra ny fitiavan- tena ! Tsy lazaina kamo isika Malagasy ,fa ny volonten' ny mpitondra mba hanoro hevitra akaiky dia akaiky no tsy misy eto amin- tsika Madagaskar ! Andro , volana , taona dia ny teo ihany no miverimberina ! Aza mimenomenona isika raha mbola manaiky bla , bla ,bla izay ataon' ny mpitondra Politique maloto ireo !
Sorena ny tenako mahita ny Malagasy samy Malag.handaingana ! Na mafy ny tsy fananana , fa tsy eken'ny fo raha Malagasy samy Malagasy no mifanambaka eto Madagaskar eto !
Masina ny Tanindrazana !
Izahay afaka mahita tsena any ivelany e. Tsy ireo exportateur namana teo ihany no manana traikefa @ commerce international : alalao ny sehatra fa rahampitso ihany io dia hisahana ny olana. Ny main mise-nareo no mampikatso ny tsena. Heverina teo moa fa ireo namana teo mafia importateur any France no manana monopole eo @ tsena frantsay ?