TRATRA NY TETIKA MALOTO FENO HALA-BATO! MAMPITANDRINA SAHADY IREO KANDIDA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 30

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    O re olona a ,ho entina foana amin'ny halatra ,hosoka ,fanodokodinana ,lainga ,baroa sy ny sns foana ve ny firenenana a ,nefa miseho ho marina sy mpivavaka daholo ,incroyable ///////

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา +10

    Avoahy aky Mme Fanirisoa fa mankaleo ny finiavana hanao ratsy anreto devoly mpanao ratsy ireto

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Bravo hatrany Fanirisoa

  • @BéMarieMadeleine
    @BéMarieMadeleine ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Loza 2 Loza 3 ty

  • @Ratita678
    @Ratita678 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    Ceni toutou faly fa notsipazan'ny fanjakana taolana !!!

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 8 ชั่วโมงที่ผ่านมา +7

    Tratra zao mpangalatra

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา +9

    Ho en tinareo aiza ry ceni n'y vola, fantatra fa vo karama nareo a !

    • @NirinaRAHERIMANARIVO
      @NirinaRAHERIMANARIVO 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Entiny hanaovana kolikoly any aminy Jesosy koa angambany 😅😅😅 .rambo s'y tandroka sisa no tsy maniry

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา +8

    Ceni mihitsy no fosotra am nio, nahoana moa no nanaky izy ireo nef fotoana EF tokony hikatonany liste électorale.
    Dika de aza mametrak ahihay fa am ceni ihany no fototra

  • @nafetylantoniaina2946
    @nafetylantoniaina2946 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา +7

    Vizaka eo nareo fa n'y ataony ihany no ataony. Mpangalatra.

  • @BerchmansRatefiarison
    @BerchmansRatefiarison 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา +6

    Amboary rangahy aaa. Tonga Dia kotroy atram farany fa tsy mahomby Io fanambarana fanambarana io

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา +6

    Efa fombandrazana ny halatra ao dago. Indrindra ireo b sandry

    • @fleurettekobel2490
      @fleurettekobel2490 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

      Marina ny voalazanao eto tompoko , fa satria tsy hindramiko velively ny toetra ratsin- tsika Malagasy ratsy saina ireo ! Alao ho tsarain'ny toetra ratsiny ny tsirairay tompoko !
      Masina ny Tanindrazana !

  • @georgesANDRIANASOLO
    @georgesANDRIANASOLO 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    Tokony vao migadona ilay fiara mitatitra ireo olona ireo dia savaina ahitana avy hatrany ny isan-ny kara-pifidianana any aminy , rehefa tsy mety savaina dia tsy avela mifidy , rehefa tsy antenaina hanao izany ny mpitandro ny filaminana dia mila miray hina ny vatan-dehilahy ao amin-ilay tanana

    • @evarani2470
      @evarani2470 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Miraitsikombakoba daholo ihany fa mody gisa eo

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 9 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    ny tany Faratsiho ndray zao ity raharaha ity raha izany

  • @hantanirinaramaronjatovo2478
    @hantanirinaramaronjatovo2478 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา +7

    Roatelo v tsy maharaka ny tenenin'ny tim e? Ny azy tonga de mikaroka ary miasa avy hatrany...Efa nolazain'i SG Andriamasinoro tao @ real news tv re zany lazain'ireo mivondrona ambony plateau reo e....

  • @sophieassimo2321
    @sophieassimo2321 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    Anareo gasy ty ve dia tsy ho avotra intsony ??? Nareo ary voanalohany mampialokaloka ny zanakareo any aminy firenena mande mahitsy. ? Ary Madagascar ve tsy efa tokony handatsahana bomba. Mba hisiny révolution ??

  • @georgesANDRIANASOLO
    @georgesANDRIANASOLO 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Rehefa manao fanambarana iny ilay filohan'ny CENI dia misy karana be io aoriany io , hein hein , mieritrreta hoa ra-Malagasy aaa, ilay karana amin'ilay fitsikitsiky toa maneso izay , asa hoe izaho ve no ratsy saina?

  • @Ratita678
    @Ratita678 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Misy tsy mahay maka lesona @ zavatra nitranga tany Syrie eto a !!!

  • @lalainalalaina-v2y
    @lalainalalaina-v2y 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Raha ny tarika rajoel zany tsy ho vôly angalatra,andainga zany raha bol izy no eo

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา +3

    Ny dictature zao efa tsy la mode intsony any ivelany. Manaraha vao2 erantany.

    • @izao123
      @izao123 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      za izao ny hitako ,ny rosianina ,ny koreanina sns..sns mbola matanjaka tsara mihitsy ary tsy hitan'ny tandrefana sy ny ONU izay hatao ,ny solution ny vahoaka mihitsy no mila miady

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 8 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Nareo ry candident 5 ireo tsy mba otran TIM avy dia miasa fa tsy miandry zay no ataoko refa mahita mandray andraikitra aingana fa tsy ivory mivory atsy , loza manenjika olona fotsiny

  • @deulinrabesoa7655
    @deulinrabesoa7655 3 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ity no Tena ratsy e.. efa taona maro no nisiany fifidianana fa ity tena feno hosoka

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา +3

    Mafy loatea fitiavam-bola ty zalahy ka lasa jamba ny ao @ CENI ka mamoa fady ! Loza ! Ity lay hoe manao lainga marivo tototra! Fa nahoana no manao zavatra tsy voa hevitra toy izao na ny Cani na ny ao @ HCC dia avy hoe " azo raidina ery mitombona" .Hatraiza ny fetran'ity halabato manarapenitrz ity ry Dama sy ny forongony ao @ Ceni ah ! Ampy zay fa efa mibaribary loatra .Aza mihevitea ny vahoaka ho bado ka hanaovanareo lalan-kita-kisoa. Mbola tdy ampy ve izay efa aeo izay e!😅😅😅😮😮😮😮

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Reto ve tsy miaraka @ Fanjakana ihany eh ?, mody mitapy eo

  • @coolman3322
    @coolman3322 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    kkkkkkk kkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk monja anao bola eto aminy tanana kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ela ny ela ka nisy "Mère inconnue" , nivaoka t@ vataman-kazo izany

  • @AbrahamRabenjamanana
    @AbrahamRabenjamanana 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    𝑎𝑣𝑜ℎ𝑎𝑦 𝑙𝑎𝑦 𝑝𝑜𝑟𝑜𝑓𝑜 ℎ𝑜 𝑖𝑡𝑎𝑛'𝑖 𝑑𝑎ℎ𝑜𝑙𝑜𝑏𝑒 𝑑𝑒 𝑠𝑎𝑚𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑑𝑖𝑛𝑖𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑠𝑖𝑟𝑎𝑖𝑟𝑎𝑦, 𝑓 𝑡𝑠𝑦 ℎ𝑜𝑒 𝑚𝑎𝑛𝑑𝑒 𝑖ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑙𝑎𝑦 𝑓𝑖𝑓𝑖𝑑𝑖𝑎𝑛𝑎,𝑎𝑟𝑦 𝑡𝑜𝑘𝑜𝑛𝑦 ℎ𝑖𝑒𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎