merci dj d'ORASSE efa ela nitiavako ahita ry vaiavy chila sy ry sasany aby io aminy coulisse on TV ,fa ianao no nahadiniky ny tiako hambara mialoha merci à toi DJ ORASSE, nisy tephathie antsika,
tsara be zany son n'i wawa zany !! fa ndraindray tsy mivoaka otrizany le son ao amin'ny TV PLUS a , tokony gardé nareo io mix na son io ry zareo a ;;mankasitraka e misaotra an'i wawa
Merci tv plus, izahay aty en France dia mba mangataka ny fiantsoanaro an'dry: vaiavy chila, tence mena, tsiliva, babaique ary sisca rahoatra ka mety hatao . Misaotra mihàloa tompoko.
Gasy n'y côtier est vraiment numéro 1 total aiiiii,
wawa JM bien TS chanson
Misotr betsk TV plus nanolotr fandaharn fa tsr b sy groupes wawa milay b .JM beaucoup
Misaotra anao wawa Mbola tsisy Artiste ankafiziko koa tsy anao.
Mankasitraka anaro groupe WAWA, tohiza fa satisfait zahay mpankafy
merci dj d'ORASSE efa ela nitiavako ahita ry vaiavy chila sy ry sasany aby io aminy coulisse on TV ,fa ianao no nahadiniky ny tiako hambara mialoha merci à toi DJ ORASSE, nisy tephathie antsika,
azala eeeee !, io groupe mahery maaaarigny ! "wawa" merci...
tsara be zany son n'i wawa zany !! fa ndraindray tsy mivoaka otrizany le son ao amin'ny TV PLUS a , tokony gardé nareo io mix na son io ry zareo a ;;mankasitraka e misaotra an'i wawa
Merci tv plus, izahay aty en France dia mba mangataka ny fiantsoanaro an'dry: vaiavy chila, tence mena, tsiliva, babaique ary sisca rahoatra ka mety hatao . Misaotra mihàloa tompoko.
+DJ D'ORASSE voray ny fangatahanareo tompoko ! mankasitraka e!
+Luke Ho Yeng Zah koa mangataka ireo artiste ireo sur tout sisca
+Rasoarivelo Lucette voray ny fangatahanao, merci bcp
merci beaucoup groupe wawa tohizafatsa