Vavaka mihambahamba (SLKAT) 1 Vavaka mihambahamba ny sasany Tsy mba tsaroany ny andro Alahady Miasa tany, mibalady mandray angady Ka izany ve no mivavaka? Refrain : Tsy izany velively arô mivavaka Vakio Soratra Masina ô Tsy misy arô mahita ny Tavan'i Jesosy Tompo Raha tsy amin'ny finoana 2 Vavaka mihambahamba ny sasany Tsy sitraky ny fony mandeha leglizy Miarakain'ny namany no tena anton-diany Ka izany ve no mivavaka? Refrain : Tsy izany velively arô mivavaka Vakio Soratra Masina ô Tsy misy arô mahita ny Tavan'i Jesosy Tompo Raha tsy amin'ny finoana 3 Vavaka mihambahamba ny sasany Mamonjy fivoriana sy fandalinana Mijery tovolahy sy tovovavy mipaozipaozy Kristiana ve no anarany? Refrain : Tsy izany velively arô mivavaka Vakio Soratra Masina ô Tsy misy arô mahita ny Tavan'i Jesosy Tompo Raha tsy amin'ny finoana
Fa raha tena ataoko ny fandinihina dia mihambahamba koa ny vavak‘ ilay mpanoratra satria lozany mijery olona fotsiny refa mivavaka 😅😅 dia avy mivavaka izy dia mifanena @ olona mande mitady izay hanina hoaniny mandeha mamboly dia lozany mitsaratsara olona njay après … tena nila 20 taona eo @ fiainako miintsy za andaniana ity hira ty 🥹🥹🥹
tsara sady mahafinaritra , mba mangataka ny andefasanareo an'ilay "SAO VARIANA" ato ihany koa , raha misy ny azo atao . Mahereza hatrany dia mahefà be @ asan'ny Tompo.
Vavaka mihambahamba ny sasany Tsy mba tsaroany ny andro alahady Miasa tany, mibalady, mandray angady Ka izany ve no mivavaka? Tsy izany velively arô mivavaka Vakio Soratra Masina ô Tsy misy arô m ahita tavan I Jesosy Tompo Raha tsy @ finoana Vavaka mihambahamba ny sasany Tsy sitraky ny fony mandeha leglisy Miaraka @ namany no tena anton-diany Ka izany ve no mivavaka? Vavaka mihambahamba ny sasany Mamonjy fivoriana sy fandalinana Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy Kristianina ve no anarany? Hametraka hevitra tononkira.serasera.org/hira/slkaf/vavaka-mihambahamba tononkira.serasera.org
Praise the Lord, Jesus Christ is the Saviour of the world. He is coming soon are you ready ?????
Mamela ny heloko Jéhovah 🙏
TIAKO 😃💓. Mankasitraka 😘🎤
Marina tokoa ni hira nareo.fa amizao ni.kristianina de fa mihambahamba
Efa lamodi tompoko ni fivavahana voho mivoak'ini varavara mpiangonana de manao asa ndratiny
Vavaka mihambahamba (SLKAT)
1 Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy mba tsaroany ny andro Alahady
Miasa tany, mibalady mandray angady
Ka izany ve no mivavaka?
Refrain :
Tsy izany velively arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy arô mahita ny Tavan'i Jesosy Tompo
Raha tsy amin'ny finoana
2 Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitraky ny fony mandeha leglizy
Miarakain'ny namany no tena anton-diany
Ka izany ve no mivavaka?
Refrain :
Tsy izany velively arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy arô mahita ny Tavan'i Jesosy Tompo
Raha tsy amin'ny finoana
3 Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipaozipaozy
Kristiana ve no anarany?
Refrain :
Tsy izany velively arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy arô mahita ny Tavan'i Jesosy Tompo
Raha tsy amin'ny finoana
Misaotra betsaka t@lay tonokira, nahafapo
Amen jesosy oh
mankasitraka e, Vavaka mihambahamba
Amen mercii bcp
Tsara be sady mapihetsipo
Ny fahazazana reto ny hira nampienona anay sanandro
Hira mahafinaritra misaotra éeee
Amen merci
Fa raha tena ataoko ny fandinihina dia mihambahamba koa ny vavak‘ ilay mpanoratra satria lozany mijery olona fotsiny refa mivavaka 😅😅 dia avy mivavaka izy dia mifanena @ olona mande mitady izay hanina hoaniny mandeha mamboly dia lozany mitsaratsara olona njay après … tena nila 20 taona eo @ fiainako miintsy za andaniana ity hira ty 🥹🥹🥹
Merci bcp❤❤👍👍
aiza Kuwait ki nji
tsara sady mahafinaritra , mba mangataka ny andefasanareo an'ilay "SAO VARIANA" ato ihany koa , raha misy ny azo atao . Mahereza hatrany dia mahefà be @ asan'ny Tompo.
Ankafiziko fony aho mbola fahakeliko ity hira ty Deraina JESOSY e!
🥺♥️
💕👏👏👏👏
👌🏾👏🏽❤️
Merci bcp
hono oa, iza kay le nanao solo guitare interlude fa tena manana musicalité tsara be
Tsara be lay hafatra ny hira
Tena raitra kosa ilay fidiran'ilay solo acoustique Mamy
Amen🙏
Vavaka mihambahamba ny sasany Tsy mba tsaroany ny andro alahady Miasa tany, mibalady, mandray angady Ka izany ve no mivavaka? Tsy izany velively arô mivavaka Vakio Soratra Masina ô Tsy misy arô m ahita tavan I Jesosy Tompo Raha tsy @ finoana Vavaka mihambahamba ny sasany Tsy sitraky ny fony mandeha leglisy Miaraka @ namany no tena anton-diany Ka izany ve no mivavaka? Vavaka mihambahamba ny sasany Mamonjy fivoriana sy fandalinana Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy Kristianina ve no anarany? Hametraka hevitra tononkira.serasera.org/hira/slkaf/vavaka-mihambahamba tononkira.serasera.org
Clip tsy mahafa-po.
Peut-on avoir le texte de ce beau chant ?
Merci
marina mints zan
Ira
Ts ataok mitov ny manompo sy ny ts manompo Ahy hoy ny Tompo