AFERA FITIFIRANA MPIANATRA! TOMPON'ANRAIKITRA NY FITONDRAN'I FILOHA RAJOELINA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 46

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 2 หลายเดือนก่อน +9

    Mpisolelaka ô ! Fa maninona moa no hoe miandry kely , aiza ny vola fa tsy hoe vao zao vao nitaky ny mpianatra fa efa Amam-bolana maro koa tompon’andraikitra koa enao ary tsy mendrika fa m’alerta ha fia l’an fa tsy maha vita azy azy donendrana sady tsy mahay afa tsy ny merci . Mametraha fialana .

  • @WendyAthena
    @WendyAthena 2 หลายเดือนก่อน +5

    Tsy aleo ve tohanana mpianatra , nefa manana vola hatao tosika fameno , mahamenatra zany

  • @gilbertrakotomalala40
    @gilbertrakotomalala40 2 หลายเดือนก่อน +5

    Tsy hita izay maha mpitandro filaminana an'itony miaramila itony. Mametraha fialana haingana ny ministry mpitantana volany mpianatra fa tsy mahay ny asany. Miandry takiana lalandava ve? Nefa tifitra mahafaty no valiny fa tsy ny vola mahavelona mpianatra, aloavy ny volany mpianatra mitaky ny zony.

  • @4devmada355
    @4devmada355 2 หลายเดือนก่อน +1

    FITONDRANA GABORARAKA, MPITONDR ASAGNAGNA. MANKALOILOY

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 2 หลายเดือนก่อน +4

    Les enfants de rajoelina vazaha étudient dans de bonne conditions en France

    • @Andriananahahary101
      @Andriananahahary101 2 หลายเดือนก่อน

      Normal.be kosa e. Anazy ny tany amandanitra.
      Enao fa mihevitra fa nahafantatra fahoriana ireny ?

    • @leroabalita687
      @leroabalita687 2 หลายเดือนก่อน

      @@Andriananahahary101 j ai eu la bourse sous le régime de ratsiraka après avoir décroché le bac toutes la génération de l époque de ratsiraka après le bac décroche une bourse à l ext moi on a jamais eu de soucis mais avec ce vaurien d ambaniandro traitre a la nation il vend que du mensonge à son peuple

  • @malalarakotomalala2608
    @malalarakotomalala2608 2 หลายเดือนก่อน +4

    Mbola hoavy koa nianjarany Rajoelina sy forongony mbola hanody azy ralatsaka Zanaka Malagasy fitondana Mafia jiholahimboto Rajoelina miheritrereta ianao

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน +2

    Il faut destitué kes gendarmes quand vous serez au gouvernement

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 2 หลายเดือนก่อน +4

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Ny mpitandro ny filaminana Malagasy dia anisan'ny Senegal nahazo baiko , koa manaonao foana ! Tsy ampy fahaizana mitaiza vahoaka ny mpanome baiko , ary ny mpitandro ny filaminana dia tsy hoatr'izao no fandraisana bsiko tompoko ! Malagasy mitovy aminareo irei mpianatra ireo , ary mba aiza ho aiza ny fisainana ny handraisa ny hanatanterahana ilay baiko mandratra ireo mpianatra ireo tompoko ! Mpitandro ny filaminana baribarianina sy mampiasa herisetra tsotra izao mamotika ny Malagasy samy Malagasy ! Dia aiza izao ireo mpanome baiko tsy matahotody ireo , fa toa manao fety mandihy sy mitsangatsangana mankatso sy eroa @ volam- bahoaka rehetra ! Tena izao fomba fitondrana izao mihintsy no maha- tonga ny fahantran- tsika Malagasy tsy misy fetrany ! Sarotra @ mpitondra Malagasy ny ho tonga saina , raha tsy efa tonga @ ilay fahavoazana !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 หลายเดือนก่อน +1

    Esprit Sénégal 🇸🇳.
    À gauche!!! À droite.
    En haut .En bas.
    On tire .
    On ferme.....😅😅😅😅

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy mijanona ntsony ny raha2 tsy manjary eto dago.
    Asa ngamba iza ry zareo reo eo anatrehan i Kristy.? . sa fantany ihany ny lanitra fa, on l' ignore aloha ety antany fa mbola mirevy??????😮😮❤❤❤❤❤.
    D tohizo ary tompoko.

  • @jeanlucramboasalama2481
    @jeanlucramboasalama2481 2 หลายเดือนก่อน +1

    Zany ny zavatra ny zanabahoaka , dia mbola hangina fôna fona ihany ve nareo? Mampalahelo .... nefa...

  • @randriajean-xs2of
    @randriajean-xs2of 2 หลายเดือนก่อน +4

    Aye ve lasa lefitry fanabeazam.pirenena ra be trafic volameneee ity e😂😂😂😂

  • @kyelandye
    @kyelandye 2 หลายเดือนก่อน +6

    Mampalahelo ny mpianatra

  • @mamisoagremaud6052
    @mamisoagremaud6052 2 หลายเดือนก่อน +4

    Lelenamboarazana ireto fanjakana indrindra fa i PM .

  • @charlotteeracama1555
    @charlotteeracama1555 2 หลายเดือนก่อน +1

    😢😢😢

  • @rivoramamonjiharison151
    @rivoramamonjiharison151 2 หลายเดือนก่อน +1

    Ny tena mahagaga , bourse izany tokony voaloa ara - dalàna isam - bolana ,
    Maninona no mienelana bé ambolana maro toy izao foana .

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 2 หลายเดือนก่อน +4

    Voalohany de hoanareo mpitandy filaminana manana zanak nareo ary ts hoaiza ireo zanakareo reo n hianatra fa ao Mada
    Ts afak hianatra an ivelany akory n zanakareo fa ts maitsy hiaina otra reo,de tokony ts Beko no animbana n zana bahoaka, nareo anie hiverina ENY am fiarahamony rehef tampitra asa nareo ts hakaiza akory, dikany reo baiko reo ts hanaraka anareo ENY am fiarahamony akory

  • @charlieandrianiaina
    @charlieandrianiaina 2 หลายเดือนก่อน

    Tena hoe maivana be aminle fitondrana le fahavoazana'ny mpianatra

  • @ANISSAAugustine
    @ANISSAAugustine 2 หลายเดือนก่อน +2

    Tsisy zanany mianatra ao,rariny aminy n'y rehetra sarotro nandalo Io.
    MBA mialà fa hempaka olo @ vandivandy lava ty.

  • @melybridge-ps1vg
    @melybridge-ps1vg 2 หลายเดือนก่อน +1

    Pm sy Rajoelina olombelona tena tsy manjary eto Ambony tany.

  • @andriamaheninafenosoa8145
    @andriamaheninafenosoa8145 2 หลายเดือนก่อน +2

    Manaiky ireny daholo ve ny mpitandro filaminana? Tsy rariny.

  • @arimalalarabe4865
    @arimalalarabe4865 2 หลายเดือนก่อน

    Nampianarina andrava grevy reo miaramila reo.hampangina n'y vahoaka raha Sendra misy ny tsy fahaizana mitondra

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน

    Ohanindry zareo ny volany pianatra

  • @daniafouilloux9081
    @daniafouilloux9081 2 หลายเดือนก่อน +1

    Non tsy mahafehy ny asany ny polisy sy zandary ao Madagascar manaonao foana. Tsy nianatra ny mpitandro filaminana Fa mpitandro filaminana nividimbola
    Mampalahelo ny mpianatra 😢😢😢😢😢

  • @malalarakotomalala2608
    @malalarakotomalala2608 2 หลายเดือนก่อน +1

    Miraisahina ry mpianatra Malagasy hatrany aminy Farintany hataovy ny fitakiana azahajanona mihintsy ee

  • @BanerBrosh
    @BanerBrosh 2 หลายเดือนก่อน +1

    Maninona moa raha i Mr Siteny no maka ny bourse-n'ny mpianatra, dia izy avy eo no mizara azy an mpianatra...fa raha vava fotsiny hoe omeo ny volan ny mpianatra dia tsy mankaiza izany e!

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน

    Tsy mananjanaka i fidiniavoravokatra dia tsy misy iraharahiany anire ankizy ireo

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน +1

    Io le fidiniavoravokatra io no tena ratsy

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 หลายเดือนก่อน

    Tsy mbola misy antony amidry zareo zao eh. Tout est faisable rehefa ambony toerana eto dago. Aza manody ny mahantra sy mangataka. Vola tsy azo. Andrina voatifitra. ahhaaaaaaaaa

  • @fionnahrakoto
    @fionnahrakoto 2 หลายเดือนก่อน +1

    Mpitondra tsy vanona.

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 2 หลายเดือนก่อน

    Tsy mandray andraikitra Ianareo fa rehefa mi-greve n'y mianatra vao miezaka mandio tena omeo ara- potoana n'y bourse Dia vita kabary

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 2 หลายเดือนก่อน

    Mpitandro filaminana tsy naita fianarana ka normal zany e

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 2 หลายเดือนก่อน

    Miompefy ve raha mitaky bourse, quel incompétence, de tofirinareo avy eo, Sahirana anie izy matoa mitaky e ,Tena mampalahelo be ilay zandry Zanaka

  • @LivaSeverin
    @LivaSeverin 2 หลายเดือนก่อน

    aza lay raha mb olombelonga ireo. police ireo

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 2 หลายเดือนก่อน

    Mba rahoviana re raha ianareo rehetra raha miaraka manala an'io rajoelina nul io eo @ toerany, mampijaly anareo Vahoaka Madinika? aiza ve dia rizareo rehetra miaraka aminy ireo koa no mameno ny paosiny daholo (sans scrupules ary tsy matahotra an'Andriamanitra)?Réveillez-vous le Peuple Malgache !!!!!!!!!

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 หลายเดือนก่อน

    Io le fidiniavoravokatra no tena conneries

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 2 หลายเดือนก่อน

    ENAO INGAHY SITENY NO TOKONY HANDRAY ANDRAIKITRA HITORY ILAY MPITANDRO FILAMINANA NITIFITRA FA TSY HANAO FANGATAHANA FA TOKONY ACTION NO NAMETRAHANA ANAO EO ...TORIO ILAY MINISITRA SY ILAY MPITANDRO FILAMINANA NAHAVANON DOZA RAHA TENA MANOHITRA NY TSY METY TOKOA ENAO FA TSY VAVABE RO HAHAVITAN DRAHA

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 2 หลายเดือนก่อน

    na io min io anie ka bourses no nahatafita azy e !!!! manana taranaka hianatra amin’ny university izy ary ho tsapany zany indray andro any,,,,KARMA KARMA MISY IO ,,,, BOOMRANG

  • @LivaSeverin
    @LivaSeverin 2 หลายเดือนก่อน

    aaaaaa

  • @AbdullahIbrahim-d2m
    @AbdullahIbrahim-d2m 2 หลายเดือนก่อน

    😢😢😢