mamayyyyy!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! dokotera valy: afa fona! sur b mits !!! farah: zay ndray vo hita!! mandona be fona!!! mlay b daol ranga a! fanajana be av aty @ mpankafy e!!!
Mba mahalala lesy menatra amin'io Copyright io rehefa hiran'olona no ampiasana a ! Au moins mba soratan'ialahy isany eo ny anara'ny auteur an'ilay hira ! Auteur : Yoshihisa Hirano Animé : Death Note (Light's Theme) th-cam.com/video/VBy9EzTsPmU/w-d-xo.html
rap tena izy .....big respect hoan'lisany
Suira mitsy zalà, peace ho anlisany! BIG UP! Life goes on
Revenay be le RAP gasy tatsimo 🤜🏻🤛🏼
Milay foana ranga ny rap gasy e!Tsy mety leo mihitsy mihaino azy
noble beuh le rap gasy
HH mandrakizay euh
02:02 TAIRO 🔥
ho ela velona ny RAP GASY VRAI
mlay e, mankasitraka ny asa-tsaina sy ny asa-mpanahy ary ny asa-tananareo foana aho ! peace
Afaka be!Mitsofoka tsara
20 ssssur 20! Bisous mintsy nareo fa tssss ;)
Le arona sanssé maintin'i Valy :D
lay mpitsabo valy mandona Be! hahahaha
YAYA NOBLE E RESPECT
Grands lisany !
Tohizo fa tsara eee...
ke i Geda Mib zala tsy nambelanareo nihira
Eka leka (y)
noble be
mamayyyyy!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
dokotera valy: afa fona! sur b mits !!!
farah: zay ndray vo hita!! mandona be fona!!!
mlay b daol ranga a! fanajana be av aty @ mpankafy e!!!
ewa zalah respect e f tsk ef atwn sera ts tafaktr studka tsun e surrrr e!!!!!
Milay Rangah lisany e
Ao tsara!!!
Mlay ranga a sur sur daolo e
ao tsara lesy zan zova zan a!!! voatifitra tsara ny fanahy
Miandry ny manaraka anay ry Zombs ah!!!
mlay e///
mlay kosa ty an. siora leisy zalah.
Tsara be ilay OST an Death Note nangalana tahaka.
Wtf you doing here? xD
@@LoYooun Me ballaaaade :3
vraiii (y)
Mahafinaritra e
Soa fa tsy miala amin'ny solon-tenan'ny Anonhymn ...
Tsr mbe ow e
tratra tsara mints ty a
Matsiro! fa fangatahako kely hoe Mba hataovy mitaingina beat lesy zalah a! manjary lasa Slam sa inona tsy haiko ndray le hoe Rap
Mba mahalala lesy menatra amin'io Copyright io rehefa hiran'olona no ampiasana a ! Au moins mba soratan'ialahy isany eo ny anara'ny auteur an'ilay hira !
Auteur : Yoshihisa Hirano
Animé : Death Note (Light's Theme)
th-cam.com/video/VBy9EzTsPmU/w-d-xo.html
INSTRUMENT NGE NY AZY NO ENDRAMINA E
@@clarkrabevazaha3620 HITA LESY LE TSY HITAKO ZAY OLANA