Tiako ianao - Felaniary (Live Backstage SkyOne)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025
- Iaraha-mahalala, fantatrao tsara
Fa matoa aho mijery anao maharitra
Dia misy teny izay mba tiako ambara
Saingy sadaikatra aho sy miahotra
Mba faniriako e, tena mba tiako
Raha avy hatrany dia hainao 'zay tiako atao
Na tsy hiloaka akory aza ny vavako
Indro omeko anao ny fitiavako
Mba faniriako e, tena mba tiako
Raha avy hatrany dia hainao 'zay tiako atao
Na tsy hiloaka akory aza ny vavako
Indro omeko anao ny fitiavako
Raha ny ahy aloha efa ela no nitempo ho anao ny fo
Efa ela aho no naniry ny iarahantsika roa
Fa tsy mba sahy nilaza sy matahotra aho satria
Manahy aho sao ianao tsy tia
'Zao aho mahita anao tsy haiko intsony izay atao
Fa tena babonao , resy sy lasa adala anao
Te hidradradradra mafy ho ren’izao tontolo izao
Hoe TIAKO IANAO !
Iaraha-mahalala, fantatrao tsara
Fa matoa aho mijery anao maharitra
Dia misy teny izay mba tiako ambara
Saingy sadaikatra aho sy miahotra
Mba faniriako e, tena mba tiako
Raha avy hatrany dia hainao 'zay tiako atao
Na tsy hiloaka akory aza ny vavako
Indro omeko anao ny fitiavako
Raha ny ahy aloha efa ela no nitempo ho anao ny fo
Efa ela aho no naniry ny iarahantsika roa
Fa tsy mba sahy nilaza sy matahotra aho satria
Manahy aho sao ianao tsy tia
Anio tsy tana intsony, tapa-kevitra aho ny hilaza
Ka na tsy hihaino ahy aza ianao maika aho hivazavaza
Te hidradradradra mafy ho ren’izao tontolo izao
Hoe TIAKO IANAO !
Tsara be😊mirary soa hatrany
Misaotra e! Mankasitraka 😘🎤
Tsy lany manja. Misaotra e :-)
Ndriii. TIAKO 😃🎤
ha..tena efa ela mitsy niandrasana anty video ty. merci
Tao Orleans tam samedi tei😊
Tsara letsy razandry a !
Toko be ity hira ity
Kanto loatra
❤️
tena tsara
tsara be
31 déc 2021 ♥️
efa ela niandrasako ty hira ty f niverin ihan
Tsara be
2020 💕
kanto loatra
tsara loatra ilay feo
M PM
2020 💕