Manankasy ny fombandrazaña sy kolotsaiñy🇲🇬 Ity koraña niarahaña tamin'i Dadilahy Aly Manankasy, teto @ POINT CARRÉ🎬 Mankasitraka ny mpiara-miasa jiaby 🙏🏽
Mbola betsaka anie ny tantara afenina na avony eto @ Manankasy e, zany jiaby zany dia mila ampahafantarina daholo... Mba misia mampahafantatra zalahy e, tsy ny tantara diso no amiagna zahay e. Koa mivoaka amin'ny mazava baliaka io dia afaka antsika Gasy.

mazava iza nda
just question Antesaka zoky be io ?