Vakoka : Mijoalajoala ny "Kianja Masoandro" ao Anatirova

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 23

  • @mirija9745
    @mirija9745 4 ปีที่แล้ว +3

    Efa sahy manota fady mihitsy ry zalahy matanjaka ankehitriny.

  • @crabexbug8663
    @crabexbug8663 4 ปีที่แล้ว +6

    Un Colisée n'a rien a faire là-haut. Les arènes tels que le Colisée sont des infrastructures de la civilisation romaine. À l'époque où les romains ont construits ces bâtiments dans leur empire, notre île n'a pas encore été découverte.
    Les pylônes n'ont rien a voir dans cette histoire. Ce Colisée, par contre, a été construite dans l'enceinte d'un Monument Historique. Je croyais que l'objectif de Rajoelina était de rénover le Rova et non d'y construire de nouvelles choses. Je ne veux pas stoper l'évolution de Madagascar . Je veux juste que notre patrimoine soit respecté.

  • @nirinarajaonarivo9357
    @nirinarajaonarivo9357 3 ปีที่แล้ว +1

    Izao vao hitako ityYale jeneraly tsy Dia lava izy io la mifanakaiky loatra n'y lohany s'y n'y vodiny any la miteniteny foana kkkkkk

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 4 ปีที่แล้ว +2

    Olona ohatran'itony moa nama no tale jeneraly, ny tantaran'ny betsileo nihaviany aza tsy hainy maika moa
    fa ny tantaran'andriana merina. Mari-pahalalàna tena faible be fa dia andaniana volam-bahoaka fotsiny.

  • @didiertibe7089
    @didiertibe7089 4 ปีที่แล้ว +3

    Izany rehefa tale jeneraly eh,tsy maintsy miaro ny ataon’ny mpitondra na hita aza fa tsy mety.Ny rova no harenina de izay,fa tsy miampy fananganana zavatra hafa,raha tsy hoe angaha ka lasa mpanjaka ny filoha @zao.Ny mpanjaka ihany mantsy no afaka manorina zavatra eo.

  • @joetke
    @joetke 4 ปีที่แล้ว +2

    D'accord avec le comique que les antennes hertziennes sont moches... et dangereuses pour la santé du voisinage. D'accord aussi sur le parking... Mais en aucun cas, ça ne donne une légitimité à toute construction intra-Manjakamiadana!

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 4 ปีที่แล้ว +2

    La résurgence de L'EMPIRE ROMAIN du temps de la fin

  • @nivorakoto8632
    @nivorakoto8632 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena anisan ny mpanakanto manana ny maha izy azy iMr Turbo.
    Azo lazaina hoe laingon ny artista gasy.
    Fa də variana aho nihaino anao tompoko....
    Betsaka ny kiana azo atao amin io drafitra io, fa ny tena ngeza amiko de ilay hoe teny miera amin ny vahoaka.
    Aiza ???
    Misaotra anao ihany aloha, manantena sy mino ny fahiratantsinao.

  • @williamjamesrakotondramait701
    @williamjamesrakotondramait701 4 ปีที่แล้ว +1

    Aleo atao an'izay mba mitombo ny fidiram-bola entina mikarakara ny vakoka sy ny tantara e.

    • @kjkcocosquezip3138
      @kjkcocosquezip3138 4 ปีที่แล้ว +1

      Atao inona vakoka sy tantara rehefa matin'ny hanoanana ny olona ???????

  • @nikkoigawa8057
    @nikkoigawa8057 3 ปีที่แล้ว +2

    Où sont passés les gladiateurs,les lyons et césar . Ça c'est une connerie grosse comme sa tête...? on n'est pas en Italie. Be lainga!?? anodinanan'Ivola mbahoàka.Aza adino ny "*Malagasy mahantra"*.

  • @didiertibe7089
    @didiertibe7089 4 ปีที่แล้ว +3

    Tsy aleo ny vola lany t@ io fananganana io(ôtran’ny Colisée io),mba nanaovana trano fivoahana(wc public)?

  • @priscanana9336
    @priscanana9336 4 ปีที่แล้ว +1

    Refa ba misy fivoarana tanana de mahita lazaina daholo tina ihany ve firenena tsimivohara mihitsiny

    • @kjkcocosquezip3138
      @kjkcocosquezip3138 4 ปีที่แล้ว +2

      Fanaovana colisée hiadin'ny gladiatera ve ny hoe fivoarana ?

    • @nivorakoto8632
      @nivorakoto8632 4 ปีที่แล้ว +1

      Fivoarana???
      Samy manana ny fijeriny tokoa aloha.
      Le akamako ry zao tsy jiolahy tsotra tsony fa lasa sefon ny jiolahy. Azo lazaina fa nivoatra izy....

    • @fararano
      @fararano 4 ปีที่แล้ว +1

      Zao ve no fivoarana amin'ao ??? Fanimbana patrimoine historique manan-tantara !!!! Tany Madagasikara midadasika io dia ao no anaovany azy , sady havendranana no mahamenatra ... Fihemorana be zao ara-toetsaina ......

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 4 ปีที่แล้ว +3

    ra-Turbo ve no directera ? tokony i Gotleeb anie izany no praiministra é !

  • @juliafenomestine7343
    @juliafenomestine7343 4 ปีที่แล้ว +1

    Izany no mety anatsara azy inona ny olana misaotra zay manatsara ee

    • @kjkcocosquezip3138
      @kjkcocosquezip3138 4 ปีที่แล้ว

      Iza no nilaza taminao fa izany no mety ????

    • @nikkoigawa8057
      @nikkoigawa8057 4 ปีที่แล้ว +2

      Tsia misy mana tsara fa fanimba ny endrika ny tantara marina.Fa io coliseum io dia anodinana ny vola mpanjakana . Ita tsika ny eo aminy laona (de face),fa ny ao ambadika ny vola miodina any aminy Banques any Paris,New York, new Mexique,Canada.Fa tsia possible intsony ao Banques Suisse fa misy traçabilité afa contrôlé ny responable ny cours des comptes de l'état. Ny traçabilité farany dia vehivavy miray tsikomba , ny tsaoka lasa any USA.Ny nametraka ny vola voahodina dia mangina. !! Tsy misy firesahana.Fa misy famarinana Olona telo manana comptes des millions de dollars. Mbola Tsy misy firesahana amin'izao fotoana izao. Taiza nazaony ireo vola ireo.Mifoaza Ramalagasy,fa ny resahany fifavahana dia mana botry ny Malagasy malemy toetra MBA afahany azaona Toky ny Malagasy .Ny marina Tsy ho maty mandrakizay .Tsy ho ela dia ita tsika ny marina ny ireo mivarotra ny taindrazana ;contrats etsy sy aroa . Iza ny mandoa ny zanabola ny taranaka sy ny faramandimby faha fito, mila fieritreretana 😨😱😲 "Ny Malagasy mahantra aloa." NY COLISEUM dia voa hozina ny taranany ireo miray tsikomba azy fa indrindra Rabesoringola Radiavoly.

  • @herisoaandriamampianina6744
    @herisoaandriamampianina6744 4 ปีที่แล้ว +2

    Ha zalahy eee ! Karakory agnareo boka TANA . Hisoma agnareo , hanano combat kara " Gladiateur " .
    A zovy masaiky hanano " combat " ??? Mr Turbo efa tegna pare " à affronter ." Quel adversaire ??? Mr Gotleeb , ......... ???