Makafy foana atram'farany! Miandry ny version Karaoké! Mba ho toy ny sokina nananika ny vatolampy ka hiakatra fona satria ny Ray ao ambony no hanampy! Makasitra Spydee a!
Si quelqu'un oubliera Spydee, il se souviendra de cette chanson et si d'autre vont oublier cette chanson il se souviendront de Spydee; Ce qui est sur c'est que cette chanson a franchi le cap de 10 ans sans changer, et il y restera pour toujours, elle sera immortelle
Bonjour à vous, J'ai découvert la chanson Masoandro de Gasy Unity que j'ai adoré et j'ai beaucoup cherché d'informations sur votre groupe sans trouver beaucoup de chanson. Puis, je vous ai découvert car j'aimais énormément votre voix dans la chanson Masoandro. je suis français, marié avec mon épouse malgache depuis 6 ans et nous adorons vos chansons. Avez-vous des news à nous donner sur vous, sur le groupe Gasy Unity. Chantez-vous toujours ? Faites-vous des tournée à l'étranger et notamment en France ? Bref, nous aimerions vous suivre si vous avez des liens à nous donner ? big up pour vous
Tena tamny ankiziny pazzapa 3 nihira no nahenoko an'ity vazo ty voalohany, fa mandona tsara, ary mbola mandona mafy kokoa iz am'zao an! Mankasitraka zokilahy a!!! TOHIZO hatrany NY KANTO E
Diam-penina sy ilay oroka farany anisan’ny sarobidy ka tsy hay hadinoina, fa velomam-pisarahana no mitoetra ankehitriny. Io ilay fihaonana namalona ny fitiavana… Nidify izao ilay taona izay niarahantsika Ka nahoana ary ianao no tsy tamana Toa zary baiko moana no nifandraisantsika Ianao ve tsy nahalala sa izaho no efa adala Fa nahoana no zary nandamoka Sa fitia tsizarizary toy ny tantara an-tsary Ka dia lasa raki-tsoratra eo an-taratasy fotsy Ilay Diam-peniko eto no ajanoko ho porofo (Baby…) Ref : Sento… tomany No hany mba navelanao teto omaly Tantara sisa hamisavisa foana hatreo ilay nandrandraiko hateza ela Ilay Diam-peniko no sisa mba tavela… Fa nantsoiko mafy anaty ny anaranao Niara’ory aho sy ny tontolo izay jereko Nanontany tena aho, tsy nahita fahazavana Toa hazo amoron-kady, tsy nahita izay ialana (Ooooh-Yiii) Toy ny sokona nananika ny vatolampy Tampi-dalana haleha, toy ny tanàla very sampy Ka ny peniko no hany hitanisa izany androany Tsodrano re fa ny fitiavako anao tsy ho lany. …Fa nahoana no sento sisa sy tomany no valin’izany rehetra izany, fa dia ratsy toa inona ary ve no nifanaovantsika, satria ianao, ianao , ianao tsy hiverina intsony fa leon’ny fony, miantso anao aho re, fa toa mangidy tsy hay tohaina ny malahelo mitaraina, tsisy hahasolo toerana anao, fa ianao , ianao irery Baby, ianao irery Baby …mila anao , miverena, miverena… tononkira.serasera.org/hira/spy-d/dia-penina Tsiky dia ampy
2024 :) fa mbola mihaino anzao foanaaaaa
Voici le tout nouveau clip de la toute nouvelle version de "Dia-penina" de Spydee (2015). Atolotra anareo am'pitiavana feno :)
Mankasitraka tompoko !
Tena tsara b
Mbola miondana fn e 💥💥💥👏👏👏
Thank U guyz ! Misaotra am'fanohanana fa mahafaly e :)
ndriiiiii zany fahiny.tamn tany am Lycee. tsara be ty version ty aloa e, misaotra anao nizara!!!! Mankasitraka Spydee a!!!!
Mankatelina Vony a :)
tsara ery foana ty hira ty e, merci e!! 'lov it
Milay be le hira ee! Mankasitrak eee tiako be
afa ian zan spydee zan ..tiko be. ..merci♡♡
Mankasitraka be fona Spydee an,,,j'aime trop
surrrr!!! zay maka anlah bedabe!
Makafy foana atram'farany! Miandry ny version Karaoké! Mba ho toy ny sokina nananika ny vatolampy ka hiakatra fona satria ny Ray ao ambony no hanampy! Makasitra Spydee a!
Mersi lesy Tsila a, mankatelina am'zany firariantsoa be zany e. Ketreatsika ny karak's e (y) Mlay elah
Subscribed ! nice song. And I can even notice The Rock and Vin Diesel on the screen behind. I guess they are your favourites. ahahah. enjoyed
For sure ! Thank you homie :)
Masterpiece - Big up . La génération Sisqo......
Thanks for making a remix of this song! really liked this one along with "ny fiverenanao". Thanks, keep it up
I do thank you homie !!! Best wishes for this new year !
Spydee 4ever 😄😄😄
Zay makalaza fona2 ko
Onja Ny Aina Barakat Mankasitraka feno Onja a, merci 1.000 fois :)
Tsara e, tena tsara.
ary tena tsy nampoiziko hisy version remix ty hira ty! 👍👍
Si quelqu'un oubliera Spydee, il se souviendra de cette chanson et si d'autre vont oublier cette chanson il se souviendront de Spydee;
Ce qui est sur c'est que cette chanson a franchi le cap de 10 ans sans changer, et il y restera pour toujours, elle sera immortelle
Ca rappelle des souvenirs de jeunesse ! Zahay fan foana Spydee a ! Fa d 72k vues ftsn v ? Spydee merite plus ry reto a
Efa tiako hatramin'ny nivoahany ity hira ity dia vomaika tiko ilay version vaovao!!! Tafità lavitra be Spydee RAJAONAH
Misaotra ndrindra Ando a ! Mirary soa betsaka dia betsaka ;)
Antoniaina Zokilahy raha misy na dia audio aza eee!!!!
Merci beaucoup efa ela niandrasako io hira io
Bonjour à vous,
J'ai découvert la chanson Masoandro de Gasy Unity que j'ai adoré et j'ai beaucoup cherché d'informations sur votre groupe sans trouver beaucoup de chanson.
Puis, je vous ai découvert car j'aimais énormément votre voix dans la chanson Masoandro.
je suis français, marié avec mon épouse malgache depuis 6 ans et nous adorons vos chansons.
Avez-vous des news à nous donner sur vous, sur le groupe Gasy Unity.
Chantez-vous toujours ? Faites-vous des tournée à l'étranger et notamment en France ?
Bref, nous aimerions vous suivre si vous avez des liens à nous donner ?
big up pour vous
Tiko be!!!
Merci Dinah a :)
zay maka anao fôna2 eeeeeeeeeeeeeeeee
tiko loatra..tsapako
Tsara e!!!
2021, mbola mihaino. Hira nanamarika ny fahatanorana. Merci Spydee dia mirary soa
2019 like ze mbola mieno antony otranay :p :p
Efa tsara hatr@ zay ity hira ity! Tiako kokoa raha nisy ilay tenteny @ farany misy ilay hoe " ... Tsy misy hitsena anao @ raozy mena ..." , milay koa ilay feona guitare!! Tsara e!
Mersi Postraan a ! Tsy maintsy nafohezina le izy nahatonga anle teny farany tsy nampidirina tsony. Mankasitraka rangah a
mankasitraka e! reveko le vazo (y)
Tiko be ity hira ty
tsara, mais je préfère l'ancien clip, iny no nafatarako spydee voloalany, ca me rappelle mon adolescence
Je cherche la totalité des paroles : pourriez-vous m’aider, s’il vous plaît ? Merci d’avance
tsara :)
Tena tamny ankiziny pazzapa 3 nihira no nahenoko an'ity vazo ty voalohany, fa mandona tsara, ary mbola mandona mafy kokoa iz am'zao an! Mankasitraka zokilahy a!!! TOHIZO hatrany NY KANTO E
2018 ?
Diam-penina sy ilay oroka farany anisan’ny sarobidy ka tsy hay hadinoina, fa velomam-pisarahana no mitoetra ankehitriny. Io ilay fihaonana namalona ny fitiavana… Nidify izao ilay taona izay niarahantsika Ka nahoana ary ianao no tsy tamana Toa zary baiko moana no nifandraisantsika Ianao ve tsy nahalala sa izaho no efa adala Fa nahoana no zary nandamoka Sa fitia tsizarizary toy ny tantara an-tsary Ka dia lasa raki-tsoratra eo an-taratasy fotsy Ilay Diam-peniko eto no ajanoko ho porofo (Baby…) Ref : Sento… tomany No hany mba navelanao teto omaly Tantara sisa hamisavisa foana hatreo ilay nandrandraiko hateza ela Ilay Diam-peniko no sisa mba tavela… Fa nantsoiko mafy anaty ny anaranao Niara’ory aho sy ny tontolo izay jereko Nanontany tena aho, tsy nahita fahazavana Toa hazo amoron-kady, tsy nahita izay ialana (Ooooh-Yiii) Toy ny sokona nananika ny vatolampy Tampi-dalana haleha, toy ny tanàla very sampy Ka ny peniko no hany hitanisa izany androany Tsodrano re fa ny fitiavako anao tsy ho lany. …Fa nahoana no sento sisa sy tomany no valin’izany rehetra izany, fa dia ratsy toa inona ary ve no nifanaovantsika, satria ianao, ianao , ianao tsy hiverina intsony fa leon’ny fony, miantso anao aho re, fa toa mangidy tsy hay tohaina ny malahelo mitaraina, tsisy hahasolo toerana anao, fa ianao , ianao irery Baby, ianao irery Baby …mila anao , miverena, miverena… tononkira.serasera.org/hira/spy-d/dia-penina Tsiky dia ampy
tam mbola KBC
2020 🎉🎉🎉
sur fona zoky a! mlay e!
🎧🎤🎵✌✊☑
milay foana
tsara loatra
2021 𝒎𝒃𝒍 𝒎𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒇𝒐𝒏👊👊
tsara fona e
ty no mba isan'ny tena tiako tam hiran'i toi
.......serieusement lesy Manou tsy efa Ranjoky be ve nareo raha resilahatra @le sipa kely zandrinareo 10 taona mahery ....kkkkk...fa tadidiko mitsy io clip tsika io tam voalohany .....mankasitraka e ....kkkkkkk
salut
February 2020
(y)