Tena mateza ianao tompoko ! Mihira mba mateza toa anao ☺️mankasitraka izahay avy aty Bordeaux 😊Masina ny tanindrazana Diaspora France Ninah RAKOTONANDRASANA
Henri RATSIMBAZAFY, miarahaba anao tratry ny faha 90 taona-nao.Dia ho tratran' ny mitsingeringerina rehetra ho avy. Raha taty Hollywood hianao, dia nataonay tao amin'ny HALL OF FAME ny anaranao, ho fahatsiarovana ny hiranao rehetra. Izaho dia sahy milaza fa TSARA DAHOLO NY HIRANAO. ANDRIAMANITRA FITIAVANA anie hanome fahasalamana anao mandrakariva.
Ny nadrarezina . Respects .

Tres beau chant , super
Mande n taona tokoa ....mankasitraka anao zoky b
Misaotra mr ratsimbazafy
Ho tartra antitra hatrany anie ianao tompoko ,misaotra indrindra tompoko....
tadidiko foana izahay oentina mijery spectacle anao ao@ROXY sns mankasitraka e, enga anie ka hisy mpihira hateza tsara toa azy
Tena ankafiziko daholy n'y hiranao tompoko
Ho tratra antitra anie ianao
❤❤❤
Mankasitraka ireo hiranao aho. Ny parrain-ko no nampahafantatra ahy ilay hiranao "Ton lamba blanc" ary "Ao an-trano falafa"..Ny Tompo anie mbola hitantana anao ...