VOKA-PIFIDIANANA VONJIMAIKA❗TEZITRA AMIN'NY CENI NY VOAHOAKA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 14 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 71

  • @Masoandromibalika
    @Masoandromibalika 19 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Mahery ny malagasy tompoko! Aoka hasehontsika an'izao tontolo izao izany ,fa sao heveri 'ny olona malemy ny malagasy.💪💪💪💪💪👍👍👍👍👍❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @manitrarajaonaandrianjaka6012
    @manitrarajaonaandrianjaka6012 20 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    Vao nanaiky ny nisian'ny fifidianana ho Filoham-pirenena t@ 16 novambra 2023 isika dia very tanteraka nanomboka teo ny herim-po rehetra aty aoriana.

    • @gokhlayehenki3418
      @gokhlayehenki3418 20 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

      Izay mihintsy.
      Ary afaka hahemotra t@ ilay fifidianana t@ 2018 mihintsy aza.
      Nanaiky ny hala-bato, tsy nisy nihetsika hatrizay

    • @carlarose6797
      @carlarose6797 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Vahoaka nanary salaka tà 1947

  • @CarmenSuzzaCarmenSuzza
    @CarmenSuzzaCarmenSuzza 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ry mpiray tenrdro amin'ny Rajoelina Aoka mba hanody n'y taranaka sy faramandimbinareo anie Zao fanabotriana n'y Vahoaka Malagasy zao

  • @Masoandromibalika
    @Masoandromibalika 19 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mba omano tsara ny tetik'ady hahomby tsara izay hatao, fa tena loza ny hanjo ny malagasy.💪💪💪💪💪💪💪💪👍👍

    • @ranjajo5758
      @ranjajo5758 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      ANTSIKA MALAGASY.
      Sa ianao tsy Gasy ???

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    CENI sy ACECE tsy mety vôly aminy halatra vato toetra ratsy ndrô, hamono vahoaka malagasy, avy aminarô no mampahatra ny firenena Madagascar 🇲🇬 ty, ataova an-tsaina narô fa ny tody tsy misy fa ny natao ihany no miverina, 43 taona nagnano fanandevozana i président ny Syrie 🇸🇾 , rango babany nandimby koa ny zanany, auza ireo amin'izao, nilaifa any Russie 🇷🇺 , ny vahoaka no nataony Zagnahary nahery, tsy haila koa tours ny Andry Rajoelina Français demony 8cm mihanakavy. Zay

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Fa nareo ceni ve alika e! Asain'i rajoelina mangalatra dia mangalatra, ataony amizay tiany anaovany azy mintsy ilay badraotra ireto

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mila miara midina an-dalambe daholo ny Province 6 eto Madagascar manohitra io résultats io

  • @florencerazanandraibe5925
    @florencerazanandraibe5925 วันที่ผ่านมา +4

    ataony faona anareo satria mety angalariny

  • @randrianiainayvespatrick9370
    @randrianiainayvespatrick9370 9 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    atombohy rotaka eee

  • @harinanjajonhson7592
    @harinanjajonhson7592 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    😊trio !

  • @fanjarahantamalala2671
    @fanjarahantamalala2671 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Efa avy navadibafika tao ny vato dia i harilala no lazaina fa mpandresy fa mihevitra ny Malagasy ho bado ve ianareo e ,olona efa ts vanona ianareo .

  • @MendrikiniavoRavakiniaina
    @MendrikiniavoRavakiniaina วันที่ผ่านมา +1

    Efa nampoiziko, nangingina kely niandry ze ho vokany kay.........😢😢😢😢😢

  • @ravoavimanampisoarakotoari7720
    @ravoavimanampisoarakotoari7720 18 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Gaga aho!

  • @jean-clauderandriamiary6887
    @jean-clauderandriamiary6887 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Dia mbola tsy hietsika ihany ve ny Malagasy amin’izao halatra bevava izao

  • @Starlink-l9u
    @Starlink-l9u 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Zay atao pory eo eee zao minaneman daholo nga io hiala pory eo ee

  • @MrJEANARTIN
    @MrJEANARTIN 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    samy te ihinana ny amaminy zao de ts mba atao ampilaminana izay atao

  • @ميريمدقشقر
    @ميريمدقشقر 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Efa mankaleo mihaino azy ity efa fantatra ny ho mpandresy mahereza isika vahoaka malagasy

  • @fionnahrakoto
    @fionnahrakoto 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Fa dia tena tsy menatra ianareo, efa izao ve ny fahorian'ilay vahoaka dia mbola hifidy fozahorana. Tsy vanona ianareo.

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Makaloiloy ny mijery an ireo. Tsy mba hiaino an ireo rà i aho.
    Anaovy ny salaka 1947, ry malagasy. Izay ihany.

    • @ranjajo5758
      @ranjajo5758 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      👊💪👊💪👊💪👊

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 11 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Aza misy manaiky izany ry vahoaka malagasy, Tojo no nandresy fa navadik’ireto mpangalatra ireo ny vato azony.
    Tsy menatra ve ianao ramatoa ty misalotra ny fandresen’ny hafa, nefa d hitam-poko syhitan’izao tontolo izao fa tena halatra flagrant délit no nataonareo ? tratra amboby omby zao.
    Na ianao Aza ramatoa ty d tena nahita tsara ny zava-nisy raha tsy hoe nitampona inona ny vongamasonao
    Fiers amizany daholo reto TGV sy ny forongony reto, iza fa tsy izy mianakavy ihany no ni s’auto -proclamer hoe nandresy teo, mampihomehy reto 😂😂😂 Tsy menatra ty Ramatoa ty, ry Raolideinona??sy ny forongony 😂😂😂😂
    Tsika tsy misy manaiky an’io valy nomen’ty CENi mpandainga mpamitaka voavidim-bolambahoaka. ty Tsy menatra o. Mialà teo fa tsy misy ilaina azy , marikoriko 🤧
    Ry mpanohitra rehetra mitsangana miaraka Am vahoaka nifidy anareo,omeo voninahitra izy ireo, Ary koa ampio, fa miandry anareo izy
    Masina be ny tanindrazan-tsika 🇲🇬

  • @ChristianRAVELOARISON
    @ChristianRAVELOARISON วันที่ผ่านมา +1

    Tsy vitany toreo 2 koa fa tena pahatsapa ianareo fa halatra no misy ndao hifoha ianareo tsy mitovy @pr Zafy s'y pasteur Richard , tranomborona vitæ @vava hita tokoa fa kanosa ianareo ,eo anatrehan'ny IRMAR , hita n'y faiblaisse nareo ,hany lay vahoaka lasa very fanahy ,ianareo tsy mitovy ireo panao Politika taloha,MFM, MONIMA, n'y azy rehefa tsy mifanaraka Dia n'y azy zany ADY, ianareo Matahotra izany Miaraka zany ,fa efa.taizany Ratsiraka daholo réo Jeneraly lehibe réo ,nanao mafy fa miforitra ,Mbola manjaka grenady tavoangy zany mafy noho n'y Io grenady setroka Io Ary rehefa manao zvt aza mirehaka hany vao manomboka Dia hainolonazvt atao MBA manaovany atao tolombahoaka 92 , efa misy manana stratégie zany réo taloha Averiko ndray tsy mafy Toa an'i Ratsiraka ,fa milefitra izy farany, bandykelyio filohanareo zokibe Aho mora2 zandry ,Ary mijery SOA rehefa mivoaka manomboka Zao ,

  • @TelahLouis
    @TelahLouis วันที่ผ่านมา +1

    tolira aloha tena tsy MARINA mintsy

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 19 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tonga de action eee...modaka be koa le mpitarika n'y.opposition eee

  • @coolman3322
    @coolman3322 วันที่ผ่านมา +1

    oh monja ne rêve pas à tana . mandiana androy anao milatsaka mety ho lany mazava resaka zany

    • @PierreRambolarijaona-cw3sd
      @PierreRambolarijaona-cw3sd วันที่ผ่านมา

      I Monja Jaona rainy dia efa lany ho solombavam-bahoaka tao Antananarivo t@ fotoan'androny. Ny mponin'Antananarivo dia tsy azo atao bambaray @ anaram-poko. Tsapan'ny mponina tao an-drenivohitra tsara fa tena milaza izay naharary azy izany raiamandreny Monja Jaona izany.
      Noho izany, tsy misy idiran'ny fiaviana izany ny fifidianana, eny fa na dia olona manana rà hafa firenena araka izay voavolavolan'ny "code de la nationalité" aza. Tsy izay manana nationalité ankoatry ny maha malagasy rehetra tokoa akory no tsy eken'ny lalàna ho Filoha hitondra ny firenena, fa izay "naturalisé" ihany.
      Izany no nohamafisin'ingahy Guy Maxime Ralaiseheno.

    • @gokhlayehenki3418
      @gokhlayehenki3418 20 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Tandremo ity soratra e. Raha misy olom-pirenena tena niady ho an'ny tanindrazana dia i Dada Monja.
      Ary Antananarivo dia nifidy mazava hoan'i Dada Monja fa nantsibadik'i Ratsiraka ny vato.

  • @raherisoavictor5919
    @raherisoavictor5919 22 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Miandrasa ampitoniana fa efa tsinjoko.hatrany amboalohany ny vokany ,nampiasa ny possibilitè teo aminy ,ary milam na misy aza ireny halatra ireny,tsy menatra

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky วันที่ผ่านมา +1

    MBA malala menatra ryCeni

  • @HeriniainaRAKOTOARIMANANA
    @HeriniainaRAKOTOARIMANANA 18 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tena tsy laitra le loranjy raha hanodina safidim-bahoaka, menatra aho raha izaho no lany t@ tsy rariny

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Io ramose lehibe ny ceni io alo raha hianjereny alahelombahoaka sy ny Loza ny tany malagasy tsy ho hitany zay varavarana hivoahany hisy farany zavadrehetra e

  • @jacquesrkz4526
    @jacquesrkz4526 วันที่ผ่านมา +1

    Dia ny tena no menatra

  • @coolman3322
    @coolman3322 วันที่ผ่านมา

    mandiana mandafovmofo gasy no mety aminy laisany rehetra

  • @ClorithoNirvola
    @ClorithoNirvola วันที่ผ่านมา

    Mahai mangalatra zare CENI RETO AII fa Mila mitandrina tsara

  • @ClorithoNirvola
    @ClorithoNirvola วันที่ผ่านมา +1

    Efa miantso ady

  • @tarapahazavana9349
    @tarapahazavana9349 วันที่ผ่านมา

    Ontran tsy mahay miteny gasy n 1er minisitra

  • @mamidorica
    @mamidorica วันที่ผ่านมา

    Lay mpanohitra koa anie toa Samy tia tena dia tsy maharesy tosika satria tsy mahavita manao bloc hifanandrina am adversaire. Tssss

    • @augusterabemanantsoa1161
      @augusterabemanantsoa1161 วันที่ผ่านมา

      Marina miints

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Ka vendrana daholo kou!!! Mbola tsy nahalevona chou fleur angamba!!!

  • @AndriantsoaRamamonjy
    @AndriantsoaRamamonjy 23 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Oviana moa ianareo o tsy tezitra
    Efa Feno mpitandro ny filaminana eraky ny tanà Na ,atao înona? Copy nareo

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel วันที่ผ่านมา +1

    Faritany Analamanga???? dia iza ilay Monja Roindefo Zafitsimilavo??

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 23 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ndao dorana ny teanon CENI sy ny PM

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Mandehàna àry tarito n'y olona !!!

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr วันที่ผ่านมา

    Doroy any io CENI io

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 วันที่ผ่านมา

    Mazava izao fa na dia mbola tsy complet ary resultats dia efa mibaribary ny vokatra amin'ny hosoka sy ny halatra
    tsy misy fanantenana intsony fa dia mahaiza mihonona daholo e

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Fa raha nareo izany no naharesy Dia tsy nisy hala-bato ??? Ary ireo lohamboto nasehon'ireto solombavambahoaka TIM tao @ boriborin-tany faha5 ireny ???

  • @coolman3322
    @coolman3322 วันที่ผ่านมา

    reo mikorana A aminao reo Z ambadikao

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo วันที่ผ่านมา +1

    Tsy ny vajoaka rehetrz no tsy faly. Aza tsaraina ny vahoaka malagasy rehetra manontolo..fa antoko politika efa zatra nagala bolam bahoaka.qy vahoaka vitsy an isa 1z% St 14 % izay tsy faly mahita zavatra tsara voahorina am volam bahoaka ihany no tsy faly fa tsy hoe akory vahoaka rehetra nandany an ni filoha...tsara io ka...hain drajoelina tsara namaly ireny fanamparampahefana rehetra nataon ny hvm sy tim taminy ireny. Ka tsy miraharaha fifanakianana al fizotrin ny fifidianana ity Ny vahoaka malagasy rehetra...
    .izay faly tam jadona nahery vaoka sy fampigadtagadrana sy fanaovana fanamparam pahefana rehetra natao tam tgv fony tim.sy hvm teo am fitondrana ihany no tsy faly am zao....mifamakia loha fa efa vita aloha iny eeee...fifidianana loholona indray no banjinina..tsy mis malety toy tal hvm io loholona io fa mandray anjara madio daholo ...tsy toy faha hvm 98 % loholona tao dia cravate manga lalitra manga daholo...asa mba firy député voafidy au nom de hvm eto?? Antoko efa naman ny maty fa tsy hitan dalitra..antoko zéro..4ans de mandat 1er ministre. Tsy aleo milatsaka filoham pokontany n'a i rajao n'a irivo?😂😂

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Ary lasa bé TAKOLAKA beuh Ingahy SG an!🙃🙃🙃

  • @nivosoarazafimbelo3288
    @nivosoarazafimbelo3288 21 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ahoana rangahy ty no ho tony ny Vahoaka Malagasy manoliana ny halatra bevava sahinareo mpitondra atao a.
    Mba misaina ve enao e?

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Alefaso ny fitoriana Dia ho hita eo ê!

  • @coolman3322
    @coolman3322 วันที่ผ่านมา

    olo majunga faux jamais avoir confiance.

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k วันที่ผ่านมา

    😢tsy menatra lenamboarazaba reto volomboasary ka Vive Comores fa io Madagascar io hefa voahozona s'y ireto Merina reto na alika mpamadika io,Madagascar io ary lenamboa razagna anao mandefa vaovao io satria mbola anareo fo a no mahatonga n'y fahantrana n'y Madagascar lenamboa razagna anareo

    • @coolman3322
      @coolman3322 วันที่ผ่านมา

      kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Ianao irery no amboarazana!!!

  • @Smymahl
    @Smymahl วันที่ผ่านมา +1

    😂😂😂😂

  • @abadousamoelmaulerlaingoha1578
    @abadousamoelmaulerlaingoha1578 วันที่ผ่านมา

    Dia ambaka noho ny vahoakan'ny faratsiho ve ity vahoakan'ny renivohitra ????

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Ka angah moa tsy mitovy ihany fa nifamadika fotsiny t@ity indray mitoraka ity eh, fa rehefa resy dia resy

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      ​@@josephinerasoarimalal2979Sady resim-bavy!!!!😂😂😂

  • @user-sadika
    @user-sadika วันที่ผ่านมา +1

    Iza aloha ilay vahoaka lazaina eto indray hoe tezitra @ ny inona? No tiana ambara.tjrs incitation à la révolte foana no tadiavina.olombe mainbo dika. No tena marina,milaza ho olon- kendry

  • @andofanantenanaratsimbazaf3683
    @andofanantenanaratsimbazaf3683 วันที่ผ่านมา

    ary ilay tafika noterena hifidy irmar to tsy misoratra eo amle en-tête e??? De ilay nomena ordonance tsis fitsarana, ilay olona 10 mianaka nefa tsisy reniny. Zao zao de hoe faly ery hoe lany mbahoaka nefa didy jadona... HITAZOMANA NY BIZNA MARO SAMIHAFA HO TSISY SUITE