ny vola ihany no mahatonga saina ny gasy!ny ankoatr'zay manôka izy de matory! ka raha tehaka fahefana tsis gasy hanao revolution izany tson; fa tahaka ny nataonle nahazo seza zao: mivid bebôt, mivid mpifid, mivid mpahay lalàna de le tour est joué
Inona moa no revelation mba ho entina, na ny fomba fiakanjo fotsiny azo dia samy sadika isika . Ny ahy mba anarana fa tsy ilay hoe sadika arakin'ny gevitrin'ny maro, fa ianao dia ny fiakanji mihintsy no miseho fa raha ianao no henoina dia any @ny fahafatesana sy fahoriana no ihainan'ny Malagasy. Zokibé mitondra ny olona ho any @ ny fahaverezana sy fijaliana.Ny teniko farany, và te faire voire chez les DIABLES.
salama..tsy re soa fa misy raha maresaka aminareo ao zokibe merci
😂😂😂😂😂😂😂😂 tafitokiky zah ee 🤣😂🤣
Kopatanana Zoky GRIVAS. Misaotra tompoko @ fijoroana famarinana😊
malagasy tsisy androany tonga saina. peut êtres après 200 ans
Salama Zoky GRIVAS
Salama Zoky
Mba asio resaka kely ny @ ' i Tahina, nahoana no i Tojo no safidinao ?
Hambarako Anao ny catégorie ny aliaka jamban'ny taolana : ry kolera loranjy rajoelina sy ny forongony AOTRA ( ZÉRO) daholo noana, tsisy asa, kolikoly, mpamitaka, mpamadika, Dakadakao daholo./.
ny vola ihany no mahatonga saina ny gasy!ny ankoatr'zay manôka izy de matory! ka raha tehaka fahefana tsis gasy hanao revolution izany tson; fa tahaka ny nataonle nahazo seza zao: mivid bebôt, mivid mpifid, mivid mpahay lalàna de le tour est joué
Inona moa no revelation mba ho entina, na ny fomba fiakanjo fotsiny azo dia samy sadika isika . Ny ahy mba anarana fa tsy ilay hoe sadika arakin'ny gevitrin'ny maro, fa ianao dia ny fiakanji mihintsy no miseho fa raha ianao no henoina dia any @ny fahafatesana sy fahoriana no ihainan'ny Malagasy. Zokibé mitondra ny olona ho any @ ny fahaverezana sy fijaliana.Ny teniko farany, và te faire voire chez les DIABLES.
Tsy mety adosonao ma bruit mare be tsy regny