Ts nampoiziko nandehananao malala zah mila ho lasa adala😢😢😢 fandalovan toko ny ety antany merci Nina's fa tafita ny hafatra latsak ny ranomasoko mihaino le izy Bon continuation a toi la belle chanteuse Malagasy
Merci beaucoup ninas c'est mon histoire en ce moment cette musique là c'est tout à fait à mon histoire avec mais 3 bouchou mais bon courage à tout les femme et bon courage à toi ninas gros bisous de l'île de la Réunion 🙏🙏🙏😘😘💋
eeeeeeh!!!!! Androany 27/01/2019 feno 13 ans zay no nadaozanao anay mianaka sy ny fianakavianao rehetra ary koa ny namana tsitapaka 😢😢😢😢😢......lahatra tokoa ny fiainana....😢😢😢😢😢 Tompo Omeo hery sy tanjaka mandrakariva izahay miady rery eo @ fiainana!!!!😢🙏🙏🙏🙏 Merci beaucoup @lay hira eh!!!
Atao ahona fa izay le fiainana, nefa de mampanontany "Nahoana raha izy? tsy mba nisy hafa ve tany nefa dia maro no heverin'ny tena tokony handeha alohany????????????????????😢😢😢😭😭
Tsy mahalala anao za fa ahatsiarovako olona koa layhira ,dadany kambana ihany koa , j'essaie de mettre a sa place ce trop ,ce triste mais bon c'est la vie
Mankasitraka anao Nina's fa tena fiainako le izy, vo maty t@ 18 Décembre 2018 ny vadiko, 2 lahy ny zanakay. Tena oe fiainako e. Mandria ampiadanana vady malalako
Mba miverena mihira moa azafady Nina's ee ❤️❤️
Ndriiiiii😢😢😢
Tena mahatsiaro banga tokoa
Mandriampiadanana vadikooooo
( enao matokisa e zanatsika karakaraiko tsara)
Mankasitraka antsika rehetra d mankahery izay tandrify ilay tantara...ny hira izay avoakako moa dia tsy de hoe fiainako fa nalaiko avy @fiaraha monina foana😊
Nina Harena rah mbol artistes viavy gasy tsis toa anao❤ tu est le meilleurs👏👏👏
😍😍😢😢😍❤❤
Mankasitraka, tohizo ny kanto fa mafinaritra be le genre na hira otranzani a !
Maksitraka é 😘
wai ! , mafinaritra ka , zai mankafia anao atrano e !!
Nina Harena, Tena mahatsiaro anao zahay mpankafy e! Mba asio hiravavao eee! ❤❤❤😪😪😪
Ts nampoiziko nandehananao malala zah mila ho lasa adala😢😢😢 fandalovan toko ny ety antany merci Nina's fa tafita ny hafatra latsak ny ranomasoko mihaino le izy
Bon continuation a toi la belle chanteuse Malagasy
Mapitomany sady mapisento izy ty ninas ke courage fomba javatra ny misarabady mbol maro ao aoriana ee aza manary toky ambony fo moaral eejtm
mampi te hitomany b 😓, eny fa na fieretreretana ny ratsy zay ho avy, ts maints lalovana na tina na ts tina, merci Nina's
mercii nina's 2 taona aty aoriana mbol tiko s mandoka ana fon ☺️☺️☺️
Merci beaucoup ninas c'est mon histoire en ce moment cette musique là c'est tout à fait à mon histoire avec mais 3 bouchou mais bon courage à tout les femme et bon courage à toi ninas gros bisous de l'île de la Réunion 🙏🙏🙏😘😘💋
HAIKO FA TSY SAFIDINAO NY HANDEHA MON HÈROS ( PAPA ) FA I LAY ORA NO EFA VOANTEDRY ,VELOMA MON HÈROS. (À DIEU PAPA )💔💔😭😭😭😭😭
Tena mahatsiaro banga zahay nilaozanao, merci Nina's toa ny fiainako raiketin'ity hiranao ity
merci ninas fa hira tiako zeny
Latsaka ny ranomasoko 😘 merci beaucoup fa tsara be le hira , ary tena mahay mihira nina's
Ndriiii, niainako, tsy safidiny tokoa ny nandao anay 4 mianaka , misoatra Nina's fa dia otran oa nosoratanao ho anay ilay hira
Merci nina's fa tena tsara le hira no sady mampalahelo. Tohina kely le fo maheno anilay hira.
Tsy s'y anao za matcharo banga
wow Mercie lie Ninas nisy hisainana ny hira nao yaby
Merci Ninas miandry clip zahay
Mankasitraka e !
Manaiky ny fandaharana avy aminao ry Ray .Ny zanantsika ho karakaraiko tsara .
Tena mampite hitomany be,tsara be merci beaucoup
Mangoraka mitsy ny foko miheno anazy 😂😂 mr6 bcp NINA' S 😘 🎵🎶
Hmmm latsaka tampoka ny ranomasoko miheno ilay izy,merci Nina's
Louva Rakotobe ou
merci d'avance
Ndriiii.. mapalahelo be ilay tononkira
mankasitraka indrindra NINA'S tena tsara be 😍😍😘😍😘😍😍😘😘😍😍
😢😢😢😢😭😭😭😭😭merc bcp nina's na d mandona fo aza le hira 😭😭😭😭😭😭😭😭
Marina lotra ny voalazanao Ninas e!Manindrona FO tanteraka tsara e,tena tsara. Misaotra e, mampitany izy zanyyyyyyyy
Atao ahoana moa fa zay no anjara. Merci Nina's tsara be le hira 😥😥😥
Hazalahee nahalatsaka ranomaso zah eky hira tiaii mercie nina's fa zai ni lahatra
Femme solide ma petite sœur
Mercie Ninas, tena fiainako zany vetesinao zany. Dimy taona Zay ny niainako tamin'izany
Merci lié Nina's fa mahatiaro ny lasa tegna
Tsarabe tena tiko.Merci Nina's!!!!
TSARA aloha le afatra e!tena marina tokoa
Veloma cousin 20 Avril 2023 😭😭😭😭Malahelo mafy bavy fa saingy lavitra
eeeeeeh!!!!! Androany 27/01/2019 feno 13 ans zay no nadaozanao anay mianaka sy ny fianakavianao rehetra ary koa ny namana tsitapaka 😢😢😢😢😢......lahatra tokoa ny fiainana....😢😢😢😢😢 Tompo Omeo hery sy tanjaka mandrakariva izahay miady rery eo @ fiainana!!!!😢🙏🙏🙏🙏 Merci beaucoup @lay hira eh!!!
Mahereza tompoko
Eee Mahereza ronee 😭😭
@@rockedah3381 Merci beaucoup 😢
Courage fo ay lahatr rh njiab
@@comari.2897 merci 😢
Wa Nina's Mahotsa fo le hira Mankasitraka fa tena malasa saina le hira 😭😭
Merci Nina's tena latsak ny ranomasoko nihaino an ilay hira,fandalonagna marina ny eto an tany
Tu as laissé un grand vide ma sœur Vi.
Ianao no mendrika indrindra Amy artiste malagasy
ndriiii tsara loatra
Mapalaelo be
Merci nina's tsara fona zay movoka.
Tiako trop hira ty 😍😍
Tombondalana nenazy e!!courage,😰😰😰
Merci Ninas, ❤️❤️❤️ ela niandrasako ity hira ty. Bisous 😘
Merci bcq Nina's!! mahafinaritra ilay hira!! mandona fo tanteraka
❤❤❤💕💓💝💘💙💚💜💟 tieko be hiraty manpy trapatrapa ranomasoko merci bcp
Nina's
Tiako be ilay hira
Tsara hira ty 😍😍😍😢😢😢
Merci Nina's😓😓😢😢
Tsis anao zay matsiaro venga😭😭😭
Merci Nina's!mampilatsaka ranomaso be le hira!
Eroneee tontonko tiako nandao Anay anao igny maro zavatra banga nandozanao zahay indrindra fagnanaragna 😥😥❤⚘
mahafinaritra ,lay vazo😍
Merci. Tsara sady mampalahelo
belle chanson. t es la meilleur!
Efa tandrify hira ty ato eee 💔💔💔😭😭 marary 1mois sahady
Merci Nina's ef nadrasako hatsy ela tiko be le hira
Tiko loatra❤❤❤❤❤
Mankasitrak e tsara be ilay hira 😥😥😥
Mapalaelo be le hira
Merci amny fankaherezana sy fampiononana anay tandrify azy.Atao ahoana araka ny teninao fa izay no anjara
Atao ahona fa izay le fiainana, nefa de mampanontany "Nahoana raha izy? tsy mba nisy hafa ve tany nefa dia maro no heverin'ny tena tokony handeha alohany????????????????????😢😢😢😭😭
Ndriiii😢 Misaotra eee
Misaotra betsaka nw nina's😢😢
enga anie hahazo mozika rdj 2019 slow
misaotra ku Nina's a
😭😭makasitr fa ten tsar le tonokiranaw makafy anao fon zay
Rww😭😭😭😭
Merci Nina's
Tiako ay 😭😭😙
Merci pour cette belle et émouvante chanson !!
Tena merci beaucoup Nina s .mahalatsaka rano maso le hira
Quel tallent! Merveilleuse chanson❤
Ra mbola artiste malagasy ianao no mendiante
Indray mandeha naheno ity hira ity aho tsy azoko tsara zay lazainy fa androany tena heno!!mampitomany be :'(
c'est trop cette chanson....on fond en larme...
😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢rest in peace mon amour 💔💔💔💔💔💔
Tsara be le hira sady Mampalahelo be
Mr6 ninas mis tandrif@fiainak lay hiranao
ndrrr hira sad afatra oan ......
Merci Nina's mampiesipo 💖💘😭😭😍!!
😭 mapitomamgi kone hirano 👍🌹🌹🌹💖
Merci Nina s tsara
Tena tsara be ilay tononkiranao Harena a, mankasitraka fa tsy haditra intsony ny lehilahy e, kkk
Merci beaucoup Nina’s Tena marina zan fadalovana toa eto atan Tena latsaka ny ranomasoko teo ampihenoina an hira atao ahoan moa fa zay no ajara 😢😢😢😢
Merci nina's 😢😢😢😭😭
Tena tantara ity hira ty zaho no lasa dia io no hafatro!
Matsiaro any PAPAKO za raha miheno ity hira ity
Eka le misaotra damo e😢😢😢😢
tiako faon ar tiako mandrakizay le hira
Tena Marina zany hiranao zany
Latsaka ranomasoko miheno hira Ty 😭😭😭😭😭efa Zay lahatra
Mahereza ry dada NY kabana,,Andriamanitra homba anareo,atao ahona fa izao no lahatra,,mamparary💔💔
Tsy mahalala anao za fa ahatsiarovako olona koa layhira ,dadany kambana ihany koa , j'essaie de mettre a sa place ce trop ,ce triste mais bon c'est la vie
Mankasitraka anao Nina's fa tena fiainako le izy, vo maty t@ 18 Décembre 2018 ny vadiko, 2 lahy ny zanakay. Tena oe fiainako e. Mandria ampiadanana vady malalako
Mahereza
Courage
😭😭😭🙏🙏
Mercii nina's 😭
Le 3 mars 2019 dimanche 1h 30 min 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Marizeny mine's heavy tsar anao amparany 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😄😛👁
Merci, atao aona mo zay ny anjara 😥😥😥
Zay rah majaray ❤💋
Mapalahelo ty hira ty 😓😢😢
😢😢😢😢 marign ay misaotr anw ee
Matokisa Anao Zandriko e izay lasa nialoha lalana, fa Zanantsika reo ho karakaraiko tsara. Misaotsy bevata Anao Nina's.
Tsar be ira ty malahelo ny foko 😭😭