Nefa ny anay-Aina cook. Par: Cludegeorges.

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 20

  • @jaellesamantha7023
    @jaellesamantha7023 4 ปีที่แล้ว +5

    hiran generation 90 ty,ndriiii,matsiaro n taloha

  • @Zlatanna-zv8lx
    @Zlatanna-zv8lx 4 หลายเดือนก่อน +1

    Juin 2024 on est encore là 🥰

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +2

    Mba ho olom-baovao, teraka indray

  • @Fina.niaina
    @Fina.niaina 6 ปีที่แล้ว +6

    Takona indraindray 'lay masoandronay misy haloka miserana, mitady hibahan-toerana Malaza hafanana no zarainy tsinjarainy Nefa ny anay, ny hatsiaka mamirifiry no toa voatahiry, ampanjakainy Asa rahoviana, rahoviana no hioty hazavana Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana, Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao, Mba tsy ho voarefy, voafefy sy Fiainam-baovao. Feno be ny fo, tohina tokoa mila toa hipoaka sady te-hitraotra ndeha mba ho aiza moa? Ny saina tsy tony,mamadibadika hatrany, Nefa ny teo, no eo, tsy misy izany mba hoe fiovany Tomany ihany

  • @marieconstancenivomihanta2806
    @marieconstancenivomihanta2806 4 ปีที่แล้ว

    Nanome hery nampitraka ahy tanaty olana ara_piainana , mankasitraka aki Aina cook !

  • @akoniainavolana2776
    @akoniainavolana2776 7 ปีที่แล้ว +1

    HIRA ANISAN'NY TENA NITIAVAKO AN'I AINA COOK,saady hiran' n fahazazako!!makasitraka e!!

  • @clararj7950
    @clararj7950 7 ปีที่แล้ว +3

    Aina Cook ! tsotra be izy tsy mitovy @ hafa tiko be ❤

  • @magnevasoamarline8359
    @magnevasoamarline8359 2 ปีที่แล้ว

    Ahtsarovana ny fahazazana sady nankafizako an Aina

  • @niainamamisoa8971
    @niainamamisoa8971 7 ปีที่แล้ว

    Tsy mankaleo ahy mihitsy ity hira ity ! Merci Aina :)

  • @mifarandria
    @mifarandria 4 หลายเดือนก่อน

    🎉

  • @odonierajaonarison1522
    @odonierajaonarison1522 6 ปีที่แล้ว +4

    Ndriiii.mapatsiaro A ny fahazazako

  • @Patch23081
    @Patch23081 3 ปีที่แล้ว

    Merci aina ! :)

  • @decroixabeline6887
    @decroixabeline6887 5 ปีที่แล้ว

    AINA FOREVER !

  • @volanarah7387
    @volanarah7387 6 ปีที่แล้ว

    Takona indraindray 'lay masoandronay misy haloka miserana, mitady hibahan-toerana Malaza hafanana no zarainy tsinjarainy Nefa ny anay, ny hatsiaka mamirifiry no toa voatahiry, ampanjakainy Asa rahoviana, rahoviana no hioty hazavana Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana, Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao, Mba tsy ho voarefy, voafefy sy Fiainam-baovao. Feno be ny fo, tohina tokoa mila toa hipoaka sady te-hitraotra ndeha mba ho aiza moa? Ny saina tsy tony,mamadibadika hatrany, Nefa ny teo, no eo, tsy misy izany mba hoe fiovany Tomany ihany Asa rahoviana,rahoviana no hioty hazavana, Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana, Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao, Mba tsy ho vorefy, voafefy sy Fiainam-baovao

  • @stephanierasoanaivo7677
    @stephanierasoanaivo7677 6 ปีที่แล้ว +1

    Mapatsiaro ny fahazazana

  • @josaphatesafidimalala5674
    @josaphatesafidimalala5674 8 ปีที่แล้ว

    tiako be ty hira ty aina cook eee misotra e

  • @rianaraj
    @rianaraj 6 ปีที่แล้ว

    Les années collège / lycée 😁😁

  • @hideureshi7375
    @hideureshi7375 5 ปีที่แล้ว

    tsara

  • @magnevasoamarline8359
    @magnevasoamarline8359 2 ปีที่แล้ว +1

    T@ fahazazana 🥰🥰