Njao misy feo - Tarika Ndriana Ramamonjy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 6

  • @henriettelouis-ferdinand4548
    @henriettelouis-ferdinand4548 หลายเดือนก่อน

    Amena 🙏Misaotra mizara

  • @rijaarthur2376
    @rijaarthur2376 8 หลายเดือนก่อน

    mankasitraka tompoko! mampanembona ny hiran' GBUV teny @ cur vontovorona fahiny!

  • @estherrzaf9421
    @estherrzaf9421 9 หลายเดือนก่อน

    Tena tsara be fa misaotra anareo. Tiko be ity hira ity sy ny gadony❤

  • @danielrichardandrianaivojaona
    @danielrichardandrianaivojaona 6 หลายเดือนก่อน

    Mahafinaritra ny mihaino anareo e, mangasiasy izahay aty alavitra aty eo ampihainona e, merci

  • @danielrichardandrianaivojaona
    @danielrichardandrianaivojaona 6 หลายเดือนก่อน

    Mahafinaritra ny mihaino anareo e, mangasiasy izahay aty alavitra aty eo ampihainoana

  • @lalaochababy1759
    @lalaochababy1759 8 หลายเดือนก่อน

    N'jao misy feo any an' efitra manao hoe:
    Amboary ny lalan' i Jéhovah
    Ataovy mahitsy ny lalan- kalehany
    Injany misy miteny manao hoe :
    Miantsoa f' aza atsahatra akory izany antsoanao ( antsoanao e e)
    Ahoana anefa no antso atao e
    Ahitra ihany ny nofo rehetra e
    Tahaka ny vonin- javatra ny hatsarany ( hatsarany)
    Maina ny ahitra malazo ny voniny fa ny teninao
    Ny teninao no maharitra mandrakizay (×2)
    Ry Ziona 'zay mitondra ny teny soa
    (Ry Ziona mitondra ny teny soa e e)
    Miakara any an- tendrombohiitra avo
    (Miakara any an- tendrombohitra avo e e)
    Ka aoka hasandratra ny feonao ( ny feonao oo )
    Aza matahotra fa miantsoa mafy Ianao
    Ianao no iraka solon' i Tompo
    (Ianao no iraka solon' i Tompo e e)
    Mitondra 'lay fampihavanana soa
    (Mitondra fampihavanana soa e e)
    Hampihavana ny Olona amin' ny Ray (Amin' ny Ray o o )
    Handraisanao ilay Fiainana mandrakizay.
    N' jao misy feo......