RUN CHAMP DE MADA SUR MIDI MA'NIFIK 29 05 17

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 พ.ค. 2017
  • Nitondra ny tatitry ny fifaninanana hazakaza-piarakodia teto amin'ny fandaharana Midi Ma'nifik, laharana faha-19 androany 29 may 2017, i John Elite. Nampahafantariny tamin'izany ihany koa ny pitsopitsony amin'ny fikarakarana fiarakodia entina manao RUN. Ny Midi Ma'nifik dia arahinao ny alatsinainy hatramin'ny sabotsy amin'ny 11ora55 hatramin'ny 12ora55 ao amin'ny fahitalavitra TVM.

ความคิดเห็น • 2

  • @lovatomy8731
    @lovatomy8731 6 ปีที่แล้ว

    vita vazaha ian nade nagalatra kel ary!!!Fa bravo anareo roa samy tena mafy

  • @GasyMamay
    @GasyMamay 6 ปีที่แล้ว

    vola beuh ty revy ray ty. kkkkkk