Jésus, fais ce que TU VEUX de ma vie🙏❤
Izy no mitondra @ n'y Lalana izay tokony haleha. Lehibe n'y Fitiavany :-)
Zay voalahatrao no inoako fa hahatsara ahy avokoa,
Tompo ô, ianao no mahalala izay hahasoa
Deraina lalandava Ny Tompo! Ilay mandamina ny fiainako
Misaotra betsaka fa tena Tiko be ilay hira mummm 🥰
Ianao no mahalala izay mahaso.Marina tena marina ary ekena
mankasitraky indrindra Tompoko.
Ianao irery Tompo oh no mahalala izay mahasoa ahy