Feo Mamatonalina, Ny FEO MAMATONALINA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 65

  • @donatiennerazanarivahy2686
    @donatiennerazanarivahy2686 3 ปีที่แล้ว +5

    Tena hira tsara mihintsy!Mampahatsiaro ny fahazazana tokoa! Misaotra ny Tompo Avo Indrindra ary ianareo Feo Mamatonalina!

  • @brigittaandriamanalina4440
    @brigittaandriamanalina4440 ปีที่แล้ว +2

    Thank you for sharing this amazing song.
    Love your kidness ❤

  • @gasyparisgasyparis339
    @gasyparisgasyparis339 5 ปีที่แล้ว +6

    Misaotra nizara e, tena mampahatsiaro ny taloha tokoa isaky ny alahady hariva 👍

  • @francoisramaroson4593
    @francoisramaroson4593 6 ปีที่แล้ว +6

    Misaotra Tompoko o! Mampahatsiahy ny ela. Mahafinaritra tokoa.

  • @lovasoarabemananjara5526
    @lovasoarabemananjara5526 5 ปีที่แล้ว +2

    Miomana mba hiakatar marina fa tsy fantatra na ny ora na ny fotoana! ho an'Andriamanitra Irery ny Voninahitra!! amen

  • @comceil9109
    @comceil9109 4 ปีที่แล้ว +3

    Fisaorana lehibe hoany izay napiditra ity hira ity teto amin you tube mapitamberina zavatra marobe merci🙏 mafinaritra💕

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 8 ปีที่แล้ว +9

    mampahatsiaro lé alahady hariva, ndriiiiiiiiiii

  • @sandyhasyr.ranoasiarison2697
    @sandyhasyr.ranoasiarison2697 4 ปีที่แล้ว +2

    Hosana !!! Ndriii mampahatsiahy ny fahazazana

  • @mpankafyhiramalagasy4122
    @mpankafyhiramalagasy4122 6 ปีที่แล้ว +10

    mitovy daholo isika izany fa samy mahatsiaro ny alahady harivan'ny fahazazana !

  • @jeanramanana1136
    @jeanramanana1136 10 ปีที่แล้ว +9

    Tsara e! mampahatsiahy ny omaly.

  • @andreedestigny2571
    @andreedestigny2571 5 หลายเดือนก่อน

    ❤AMEN ALLÉLUIA MASINA IANAO ANDRIANANAHARY ANDRIAMANITRA AMEN AROVY IZAHAY ATY AN-TANY 🎉🎉❤LAVITRA ATY AMEN ALLÉLUIA MISAOTRA BETSAKA ❤

  • @rahmaatik607
    @rahmaatik607 4 ปีที่แล้ว +1

    Efa afaka miaina ny fanjakan'ny lanitra anie isika, na dia izao ankehitriny izao aza e. Vakio sy diniho tsara ny Baiboly. Dany

  • @paulineravoajarakotondrama9048
    @paulineravoajarakotondrama9048 8 ปีที่แล้ว +6

    Tsara tokoa satria heno tsara ny tonon-kira izay zava-dehibe amin'ny asa fitoriana amin'ny alalan'ny hira.Misaotra eee

  • @joseclementrandrianarisoa2396
    @joseclementrandrianarisoa2396 9 ปีที่แล้ว +9

    Mampahatsiaro ny andro fahiny fony mbola fahazazana tokoa ity hira ity. Miray soa ho an'ny feo mamantonalina izay iriana fa mbola mijoro hatrany hatramin'izao.

  • @olivierraveloson4076
    @olivierraveloson4076 7 ปีที่แล้ว +2

    Ça me rappelle mon enfance...à la Radio

  • @andreedestigny2571
    @andreedestigny2571 5 หลายเดือนก่อน

    AMEN SY NY FIANAKAVIANA FAMILLES ❤🎉REHETRA AGNY À MADAGASCAR MADAGASIKARA 🎉❤

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 ปีที่แล้ว +1

    Ohatry ny efa any andanitra merci bcp e!!! ho tonga any am JK daholo!!!

  • @hantaandrianaivo9299
    @hantaandrianaivo9299 6 ปีที่แล้ว +3

    Ndriii ! Matsiaro ny fahazazana tokoa maheno izany ndray. Misaotra nizara o!!!

  • @nirinasoaalimalalaravoniso8530
    @nirinasoaalimalalaravoniso8530 8 ปีที่แล้ว +3

    Ahatsiarovako ny fahazazako.
    Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra

  • @ndremarandriananja3445
    @ndremarandriananja3445 6 ปีที่แล้ว +3

    Tena ilay mampahatsiatsiaro ny fo sy ny fahiny .Misaotra e..

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 10 ปีที่แล้ว +14

    misaotra tompoko mampatsiahy ny taloha be isaky ny amin ny dimy arriva 30 taona lasa

  • @sederarandrianarison6489
    @sederarandrianarison6489 4 ปีที่แล้ว +2

    Mampatsiaro ny emission tao am RNM tamin ny fahazazako

  • @andriantsoastephan881
    @andriantsoastephan881 9 ปีที่แล้ว +12

    Miomana satria tokoa tsy fantatra ny ora sy ny fotoana hiverenan'Izy Tompo ; amin'ilay mamatonalina tsy ampoizina hiverenany
    HoAzy ny dera sy ny Voninahitra ankehitriny sy mandrakizay

  • @MamiharilalaRasolojaona
    @MamiharilalaRasolojaona 9 ปีที่แล้ว +4

    Hira tena tsy lefy laza mihitsy. Hosana sy Dera ho an'ny TOMPO

  • @sambazafiminoravelosonaivo6463
    @sambazafiminoravelosonaivo6463 9 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra fa dia fotoana fohy ihany aza no nandalovana tato @ Feo mamatonalinadia tsaroana fa nitondra fanovana lehibe teo @ fiainana ara-panahy izany; mino aho fa mbola ilay Feo Mamatonalina fantaro taloha ihany no mbola mijoro ankehitriny ary antenaiko fa nitombo t@ talenta sy ny finoana aza

  • @edmondineandriantsiva5378
    @edmondineandriantsiva5378 3 ปีที่แล้ว

    Fiadanana, misaotra sy mankasitraka indrindra tompoko 🙏💕💌 Maranatha.
    ( hono hoa toa fiangoanana fjkm Andravoahangy fivavahana ve ny ao anatiny izany sa mitovy? )
    Mifampivavaka p

  • @sramanahadray
    @sramanahadray 10 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka indrindra. Homba anareo hatrany ny Tompo. Nanamarika ny fahazazana sy ny fiainam-pinoana izany hira izany...

    • @ainamalalastelanony8192
      @ainamalalastelanony8192 8 ปีที่แล้ว +1

      Afaka mahafantatra vé hoe tamin'ny taona firy no nivoahan'ity hira ity raha NY fitafdidiako dia Tany ho any @ 1975

    • @dahlia-dq5nw
      @dahlia-dq5nw 7 ปีที่แล้ว

      lila . mampalahelo sady mankahery fo , ce chanson me donne d'une frission inexpliquable , je suis emu magnifique , ma belle soeur a decede ily a peine 3 mois et ce chanson la qu'on a choisi , franchement ... pas de mot a dire ( C'EST UNE BELLE CHANSON EXTRAORDINAIRE )

  • @giseleramasiarinivo4697
    @giseleramasiarinivo4697 ปีที่แล้ว +1

    Ndrin ny papako no nandray ny relais raha lasa ny tonton ko, misaotra anareo nanohy ny feo mamaton'alina e

  • @fanjaandrianavalona1203
    @fanjaandrianavalona1203 10 ปีที่แล้ว +6

    misaotra @ partage fa efa ela dia ela tokokoa no nitadiavako ty hira ity

  • @andonirinaranaivosoa1273
    @andonirinaranaivosoa1273 10 ปีที่แล้ว +1

    Tena namelona ny fanahy hatramzay ty hira ty hatramzao, misy an'ilay version misy voix off iny koa @ version original rha azonareo atao eto, misaotran' tompo!

  • @impona1423
    @impona1423 4 ปีที่แล้ว +1

    Virijiny dimy adala dimy hendry miteny ny hira

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 ปีที่แล้ว +1

    Mampahatsiaro ny fahiny Eny na dia mafy aza ny manjo Mijoro Hatrany Hosana Hosana

  • @jeannetterazanadrasoa4532
    @jeannetterazanadrasoa4532 ปีที่แล้ว

    Akaiky Jesosy tsy ho ela intsony. ANDRANDRAO NY MASO.

  • @laloulydia4451
    @laloulydia4451 10 ปีที่แล้ว +1

    'Nareo zany no tompon'ity hira ity version originale raha azoko tsara.. Mahafinaritra !... misaotra ééé

  • @jedidiaraveloarisoa6659
    @jedidiaraveloarisoa6659 5 ปีที่แล้ว

    hafa mihitsy lay finoana sy fahatokiana be taloha!mila tonga mafana sy mihoatra nohon'ny taloha ny fiangonana Kristy eto Madagascar!mirary soa ry ampiakarina dia andradrao ny masonao dia ny Tompo no derao!

  • @vivianemarcellin1207
    @vivianemarcellin1207 6 ปีที่แล้ว +1

    EEEE MISAOTRANAREO NIZAREEE
    MAHATSIARO FAHAZAZANA TOKO TENA MAHENO ITY HIRAMASINA ITY
    KOA MANKASITRAKEEE ARY HO ELA VELONA TARIKA MISAOTRA TOMPOKO

  • @magali9015
    @magali9015 8 ปีที่แล้ว +5

    Tsara inty hira inty

  • @0389726724
    @0389726724 7 ปีที่แล้ว +5

    Misaotra ny mpadefa an! tsy hadino mandrakizay ny fahazazana . Hosana!

  • @leeleekley
    @leeleekley 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka !

  • @mobileplus5781
    @mobileplus5781 6 ปีที่แล้ว +1

    Eee MAHATSIARO FAHAZAZAKO ZA MAHENO ITY FEO MAMATONALONA ITY
    MISAOTRA EEEE

  • @vivianemarcellin1207
    @vivianemarcellin1207 6 ปีที่แล้ว +1

    MAHATSIARO gasikarako.aho ZANY.
    ANY izy zay

  • @ernestbaumann5048
    @ernestbaumann5048 5 ปีที่แล้ว +4

    Chant magnifique ! Est-il possible d'avoir le texte de ce chant ?

  • @randriaravao6710
    @randriaravao6710 8 ปีที่แล้ว +2

    Ankasitrahana ny nizara!!! Isaorana ny Tompo!!!

  • @rabeharilalagullaniah5249
    @rabeharilalagullaniah5249 6 ปีที่แล้ว +3

    Tena tsara ny tompo e

  • @rouksabdl5922
    @rouksabdl5922 6 ปีที่แล้ว +1

    Isaky ny mahano io hira io aho dia manaiky fa efa akaiky ny TOMPO§TOY NY HITAKO IZY mandrovitra ny lanitra ka midina ety an tany aryizay niambina sy niandry AZY DIA HITSENA AZYamin io hira io!!! AMEEENNN§

  • @mobileplus5781
    @mobileplus5781 6 ปีที่แล้ว

    AZAFADY INDRINDRA RE TOMPOKO RAHA TS MAHADISO MBOLA MIJORO VE ITY ANTOKO PIHIRA FEO MAMATONALINA ITY AZAFADY

  • @TheDhammy
    @TheDhammy 9 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka fa tsara e

  • @ravezoarisonfernand8657
    @ravezoarisonfernand8657 2 ปีที่แล้ว

    Tena tsara lay hafatra ampitainy.

  • @eliajoro538
    @eliajoro538 ปีที่แล้ว

    Tsara eee

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 8 ปีที่แล้ว +1

    msaotra e, tena tsara

    • @atelierheri5741
      @atelierheri5741 7 ปีที่แล้ว

      Raholiarimanana Lydia
      ianao le Lalou Lydia vé zafady

  • @mobileplus5781
    @mobileplus5781 6 ปีที่แล้ว +1

    TOMPO OOOO HIDERANAO MANDRAM PIKIPY NY MASOKO AHO ARY HAROVY EO AMBANY ELATRAO MANDRAKARIVA TSY HO TRATRA FANKAMPANAHY TOMPO OOOO

  • @mioraanja
    @mioraanja 6 ปีที่แล้ว +1

    tiako be

  • @lantoratobison7275
    @lantoratobison7275 6 ปีที่แล้ว

    Chorale an ny Adventiste mitandrina ny andro fahafito moa ny Feo Mamatonalina?

  • @naingrand5489
    @naingrand5489 6 ปีที่แล้ว

    t@ mbola kely zan a, tena mafnartra e

  • @rakotomalalaharymampionona7115
    @rakotomalalaharymampionona7115 8 ปีที่แล้ว +1

    Tiko lotra ty hira

  • @michellaaoj3488
    @michellaaoj3488 5 ปีที่แล้ว

    kanto loatra