Zaho maanokana rehefa mihaino izao adi-hevitra izao dia manana vina tsara daholo,maninona moa raha tena tia ny tananan'Antananarivo ianareo raha miara-mifarimbona ara-kevitra amin'izay lany eom
Ohatry ny malemilemy tsy misy na tsy ampy NRJ izany daholo izy mianakavy. Sa ilay fitenim-paritra analamanga no maledaledaka be? Tsy misy maharesy lahatra na dia iray aza. Ny prôgrama tsy mazava fa toa bala wasy/bala rrrourrra be fotsiny moa ny charisma AOTRA ngeda be na ny an'ireo manao pataloha fa indrindra an'ilay manao zipo ;-). Manimba sofina be ilay RRR, RRR, RRR orrrange. Izao no niafarrran'ilay Antan'narrrivo marrrina!!! Tena mampahonena!!!
Amiko tsy misy solution intsony eto ankoatran'ny urbanisation, raha tsy nanao io by pass io zao Ravalo dia mba nanao ahoana isika ?? Urbanisation ihany no Vahaolana dia miparitaka àny ny mpivarotra, construction samihafa sns...
I gasikara be fo be no sady tsy mifanaraka ni zavatra lazainy.Itahina moa dia tsy aoa anatin'ilay fifidianana ben'ny tanana mihitsy fa angamba natsofoka handray anjara fotsiny ihany.I monja sy dadafara tsy hay mihitsy.I razanamasy vao mbola tsy eo amin'ny toerana dia efa miady amin'ny mpiasa sahady ary i harilala tsy tafavoaka
Enfin de compte NDRIANA est très intéressant. Il a vraiment quelque chose
kanosa be Tojokely ... tsy masaky miadi evitra... lamentable
Zaho maanokana rehefa mihaino izao adi-hevitra izao dia manana vina tsara daholo,maninona moa raha tena tia ny tananan'Antananarivo ianareo raha miara-mifarimbona ara-kevitra amin'izay lany eom
Avo lenta ny prestations NDRIANA RAZANAMASY. Idéologique kokoa hoarina @ hafa. Mbola mendrika andraikitra plus que la Mairie ity candidat ity.
Mersenera en salle kosa lo tena betsaka ho anle 7 e, misy mitehaka bé fona nefa maivana bé lay hevitra entina.
Tsy misy lany ireo
Tojo Ravalomanana no holany eo
Ny an'i Tojo zao mba tianay henoina fa de zany Tojo ho lany zany ftsn ny vina henonay indrisy
Lojika bé kosa aloha izany hoe ahoana moa no andeha amin'ny laonina ity Antananarivo renivohitra ity hoe WC tsy misy, base de données tsy misy, tsy fantatra n'y vola miditra amin'ny commune ,tsy fantatra n'y fandaniana, zaraina ticket isan'andro nefa tsy Tonga any amin'ny kitampombola commune akory??,n'y trottoir ivarotana ,ny fiara efa tena antitra Maty andalana ,n'y mpanendaka mitombo ihany ,....n'y rano fisotro madio
Ohatry ny malemilemy tsy misy na tsy ampy NRJ izany daholo izy mianakavy. Sa ilay fitenim-paritra analamanga no maledaledaka be? Tsy misy maharesy lahatra na dia iray aza. Ny prôgrama tsy mazava fa toa bala wasy/bala rrrourrra be fotsiny moa ny charisma AOTRA ngeda be na ny an'ireo manao pataloha fa indrindra an'ilay manao zipo ;-). Manimba sofina be ilay RRR, RRR, RRR orrrange. Izao no niafarrran'ilay Antan'narrrivo marrrina!!! Tena mampahonena!!!
Amiko tsy misy solution intsony eto ankoatran'ny urbanisation, raha tsy nanao io by pass io zao Ravalo dia mba nanao ahoana isika ?? Urbanisation ihany no Vahaolana dia miparitaka àny ny mpivarotra, construction samihafa sns...
Lava loatra ilay intro
Misy olona sasany tonga nasaina hiteheka fotsiny
Samy be taimbava be ireto olona ireto hoe mahay ny teny Malagasy, mahay tenimpirenena betsaka, kanefa ny antsasaky ny teniny teny vahiny.
Eo dia efa hita fa mpandainga vahoaka ny ankamaroan‘ireto olona ireto
Miverena aloha ialahy isany mianatra teny Malagasy any @ T2 , T3, T4, T,5 ….anjerimanontolo. Afaka 13 taona miverina in-2 ialahy isany vao mety mahay teny Malagasy tsara.
Olona 1 na 2 aminareo ihany no mba miezaka manaja ny teny Malagasy.
Tena ilaina ilay debat fa tsy oe resabe fotsiny. Eo no ahitana sy isainana tsara oe iza ito candidat ito.
Teto zany vao Tena afaka ny adalany Tim fa tsy afaka nisolo vava an "I Tojo ny dadany teto dia aleo tsy nanatrika 😂😂😂
fa nga tsy oe anareo ndray ny tanana ry Harilala,
madio ve tamin izy teo sa maloto
😂
Aiza ny zanak‘i Dada…Tojo. Sa mbola mifoka „sigara“ ao ivelany ao? 🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Olna mpivvaka izy koa ifoka dekone izy fomb entin hanaratsian fotsiny za tsy Tim f olna tsotra
@@RedmeA1-dg8fz mivavaka amin osy
Tena tsy lasa mankahala Tim be le Tahina
Mankahala
I gasikara be fo be no sady tsy mifanaraka ni zavatra lazainy.Itahina moa dia tsy aoa anatin'ilay fifidianana ben'ny tanana mihitsy fa angamba natsofoka handray anjara fotsiny ihany.I monja sy dadafara tsy hay mihitsy.I razanamasy vao mbola tsy eo amin'ny toerana dia efa miady amin'ny mpiasa sahady ary i harilala tsy tafavoaka
Mis ilaina be sy isainana anefa ny tenenizareo ireo, ary misy tena azo raisiina betsaka, misy koa ny tena hita oe resabe ftsn