Andriamanitra Avo.wmv

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 8

  • @maminiainaandrianinarafano2277
    @maminiainaandrianinarafano2277 หลายเดือนก่อน +1

    Tena tsara be ❤❤❤

  • @fenosoarakoto336
    @fenosoarakoto336 4 หลายเดือนก่อน +2

    Toa tsy ho ela dia ho foana izao tontolo izao
    Soa ihany aho fa nihaona sy nahalala anao
    Fa teny amoron-kady ny antsana no tazana
    Nitodika aho nitady tsy sandry ihantsampazana
    Ny manodidina ahy toa maona sy pokaty
    Ny hatsaram-panahy nandositra sa maty?
    Na ny fitserana aza lasa nandao koa ny fo
    Tsisy teny ahalaza ny alaheloko
    Indrisy ny fitiavan-tena
    Ny loharanon’ny maloto
    Tsy mety ritra tsy hay fefena
    Ka lasa rano fisotro
    Tsy misy atahorana
    Hitsakitsahina daholo
    Nahilika nodorana
    Ny Fahendren’ny Ntaolo
    Fa tonga ianao nivatsy finoana sy fitiavana
    Handresy ireo ratsy hampiray, hampihavana
    Ka ny fitiavana no hasetriko ny sompatra
    Ny manodidina ahy ny fony iriko hisokatra
    Fa tsisy lalan-tsarotra
    Na fitsapana mety handavo
    Fa ao hitsinjo hanavotra
    ANDRIAMANITRA AVO
    tiko be..mer6 zoky be Dadah...grand legende...Mpihira Malagasy tiko indrindra....MAHALEO...respect ...

  • @rakotoasimbolalanto7554
    @rakotoasimbolalanto7554 6 ปีที่แล้ว

    mankasitraka nizara e!!

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra n'y Avo mampiray ny manokatra fo.:-)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว

    Tsy adino Dadah nitodika t@ n'y Andriamanitra Avo. :-)

  • @zolyrakotomavo9564
    @zolyrakotomavo9564 5 ปีที่แล้ว

    Kanto tokoa , sady mifono fahamarinana. Mankasitraka feno ny mpanankato sy ny mpizara.

  • @lavorary
    @lavorary 12 ปีที่แล้ว

    normal! hiran'i Dadah io

  • @tokykell
    @tokykell 12 ปีที่แล้ว

    lol