Black Nadia nivahiny tato amin'ny Émission Spéciale Ça S'dit Bien Dit, mamaly ny fanontaniantsika mpanaraka ity fandaharana ity. Mazotoa manaraka hatramin'ny farany tompoko.
mahafinaritra ny hira fa toizo eh , samy mahay mihira black Nadia sy Flash B , tsy dia mahalala anareo firy fa t@ tantaranareo 2 , adiady teo d lasa nahalala , nefa rehefa nohenoina ny hira mizara karatse , sy fôsy jokera samy tsar daholo , na dia ba kira samy hafa aza , ny iray hira milamina , ny iray hira mampihetsika , samy mahay nareo 2 Blakc Nadia sy Flash b , tohizo ny talentanareo 2 vavy eo @ lafiny hira fa tsar daholo ,
Miswtra an Black f io ça s'dit bien dit io solontena n mpankaala f ts n mpankafy"ar iswragn koa nareo mpanakanto gasy ef tato rah nijer aho tiko dahol fanazavan nareo ar maafapo"f n fanontanian mipetr eto tssss"ts aiko asa za f ts maarak f n fijeriko az otr zany
Merci beaucoup anw black Nadia ee zhay tjr mankaf anw fo tiak retraretr hiranw iaby ee😍😘😘😘😗😗
Mbola hafa aloha i Black Nadia raha @samy artiste.Tiko b💖💖💖
Ninaha ro ny hiranao sy fihetsikanao no mahafinaritra za fa ny toetranao na masika tsi ahoko za makafy eee merci black
Zah maka anao Black eh. Tu réponds intelligemment 👍👍
na mainty na fotsy samy zavaboahary n' Anantriamanitra 😘
Za maka nao ly neny vavan panaratsy tsy atao hialany pakafy @nao😙😙 ilaina ko le tsikera fa mahasoa raha,toizo fona fa tsara 😙😙😙
VIVA VIVA PELAMENTY DAIMOND💗
Bsr lay Nadia aza meti alaina lela eo fa aizakoa tvm hanotani zai olona niarakaminw tsi tsimahalala @$& zani ve ba fanotaniana olona efa driabavini lanitra Nadia jtm Nadia
Mercii fa tsara hiranao
Courage
Margn aiii, zah mak an fon ee 😘😘
Courage fona tafah fona anow za lokany hira now
manja ki nju! tohizo ny fanajana tena fa mafinaritra
Merci am fandaharana o
ok akia neny a!
merci tsra be
Tsara original!
tres belle
MANKASITRAKA o
mahafinaritra ny hira fa toizo eh , samy mahay mihira black Nadia sy Flash B , tsy dia mahalala anareo firy fa t@ tantaranareo 2 , adiady teo d lasa nahalala , nefa rehefa nohenoina ny hira mizara karatse , sy fôsy jokera samy tsar daholo , na dia ba kira samy hafa aza , ny iray hira milamina , ny iray hira mampihetsika , samy mahay nareo 2 Blakc Nadia sy Flash b , tohizo ny talentanareo 2 vavy eo @ lafiny hira fa tsar daholo ,
Merci black tohizo fa tsara tiko beee le hirananao
yaya blac zah matoky anao
Milay be ndry Neny à tohizo fa tsara 👍💪🤲🙏
Marina zany mila matotra am asa hatao maka anao zahay eee
Black fo no tiako
Hahaha hah haha fona bandy ty.mandreraka b sd olo miasa v d milalao phone
Miswtra an Black f io ça s'dit bien dit io solontena n mpankaala f ts n mpankafy"ar iswragn koa nareo mpanakanto gasy ef tato rah nijer aho tiko dahol fanazavan nareo ar maafapo"f n fanontanian mipetr eto tssss"ts aiko asa za f ts maarak f n fijeriko az otr zany
Aza apelipelika b lay tanana e! D nareo dahy mianara mametrak fanontanina f ts idirana dol io retr2 io
Kkkkk
Fa ts ho hita Enao black ato2 fa aza bé Vava ein