Zo-Hely - Ny ampitso no hitsara [lyrics]
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 21 ก.ย. 2024
- Album disponible
Mada : Sanfil Planeta Koltoraly Ambohijatovo et Karibotel Analakely - 25.000Ar
Autres pays : sur commande par mail à zohely@gmail.com ou sur facebook "zo-hely ratsimbazafy" - 15€
Tonony sy feony : Bessa
Nandrindra : Silo Andrian
Mpamorona feony sy tonony : Bessa ; mpandrindra : Silo ; mpihira : Zo-Hely. Tena fatratra sady mahafatifaty ! Misaotra, tompoko.
ahatsiarovako ny fahatanorako, mbola ankafiziko hatrany anefa, misaotra nizara
Mahafinaritra!!! Mampatsiahy ny adolescence-ako!!! Tohizo fa tena mankafy izahay!!!
Tiko loatra, merci Zoely
Tsara be Zo-Hely a! Izay hividy ilay cd manontolo. Mamy-Niaina
Tsara be! Efa ela niandrasana misaotra !
tena raitra e! rahoviana ny fiakaran-tsehatra hoy ry Pousy sy Mousy :D
Merci.Zo-Hely. Bisous. Laza.
thnks Zoely an !
Mahafinaritra ! Merci
Mbola tiako foana, na ity version ity na ilay tamin'ny andron'ny cassette.
Tsara loatra dia mba asio an'ilay version taloha ihany koa. Misaotra betsaka
miarahaba tompoko ;afaka mba ataonao ve ilay version taloha fa tena tiako loatra io hira
tikok e