Real TV Invité du jour du 03 mai 2022

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Liberté de la Presse ainsi que les heurs et malheurs de Madagascar au menu de "L'invité du jour" de Real TV à l'occasion de la Journée internationale de la liberté la presse, le 03 mai 2022.

ความคิดเห็น • 3

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 ปีที่แล้ว +1

    Volonté politique hiady @ kolikoly no tsy ao @ mpitondra. Toa tsy mba miady ahatsara ny. endriky ny firenentsika ireo mpanao politika ! Tsy mahagaga raha vody laharana i Madagascar @ fiarovana ny zon’olombelona, ny ady @ kolikoly, ny fahalalahan’ny fanaovan-gazety…

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 2 ปีที่แล้ว

    Ny mpanao gazety eto Madagascar mihitsy koa no betsaka no tsy mahafehy ny asany fa lasa mpanao gazety mpikarama politika Tena tsikaritra mihitsy izany

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 ปีที่แล้ว

    Soa ihany fa tsy miandry Etat providence toa ny frantsay ny malagasy, ka afaka misehatra ao anaty informel. Ny toe-karena malagasy tsy azo ianteherana hanome asa, satria poltika tsy ahafahana hanao izany no ataon’ny fanjakana, dia ny fianteherana@ fanafarana ny entana izay azo vokarina tsara eto an-toerana anefa. Misy Tardy marika anie milaza fa na ao anaty informel aza ny ankamaroan’ny malagasy’ dia izany no ahafahan’izy ireo manjifa ary mandray anjara koa @ fandoavana hetra, ny TVA izany @ alalan’ny entana jifain’izy ireo. Raha mba mihevitra ny hanome asa ny tanora ohatra ny CUA dia mamaritra ny lalana izy ireo mba hi regulariser-na ny taxi moto, na manda izany aza ny mpitondra taxi. Toy ny tany France io t@ ny nisian’ny VTC, na ny Uberisation. Niady maty ny taxi mba hanakanana izany fivoarana izany, fa afaka miara-miaina tsara izao izy roa !