ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
FA HENJANA KOA LE TOJO AN .....MITENY MITSY LE GLOUM ......QUEL TALENT .......CHAPEAU !
Misy feoan'i DadaRabe miavaka tsara ao amin'ilay hira.
Danza bé le feon'i Dadah ataon'ilay Tolotra.... Fa aona ko zan fitoviana bé zan
Great memory! Thank you from Texas
Tena mahavelom-bolo mihitsy ny mahita anareo rehetra. Azo antoka ny relève, ary tena ny henjana rehetra no tafiaraka eto. Mbola Talenta sy Tojo.
Kopa-tsatroka ho anareo rehetra!Fa ilay feon'i Dadah kosa aloha tena tsy nampoiziko 👍
Tohizo ry zalahy , bon vent
Superbe suite pour une super histoire entre ce groupe mythique et le public. Misaotra indrindra e!
Mafy rangà Tolotra a ! Dadah navela ilay feo .
Mafy be ireto zandry kely ireto. Mampahatsiahy ny famaranana ny fifaninanana Mahaleo zandriny teny @ Magro., Mankasitraka zalahy a
Merci Tolotra fa tena Dadah no heno raha mikipy
Poa-tsatroka.!! 👍 Relève 100%
tena tsara e... mafy daholo ny releve ..
Hotran maheno dadah ren mints
tsisy émotions mintsy ry zala , tsy ampy vécu
❤️
Proud of you Bro!
kay le tena mafy be le tolotra le
Lay olona koa mihikikia daholo, nga nareo tsy mankafy raha tsy mitabataba, sady ny sary amny phone no atao betsaka
Kabary Mpamadika Pataloha ny anao ry Dama a 💥😀
Rahampitso ny anniversaire n'i Bekoto
Faly be fa mis relève tena nampietsi po
Malahelo be izaho, tena ohatran'ny feon'i Dadah mihitsy e
raha akipy ny maso de tena Dadah rabel 98% mits no heno aminlery le
Zanak'iza lay miara-mihira amin'i Bekoto ilay hira ''Neny'' sy Dama ilay hira hoe ''hiaraka isika'' azafady raha misy mahafantatra ? Manao chemise bleue marine izy
Tena tsy maty i Dadah😳😳😳👊
Tsy maty fa misy misolo
Feon'i Dama sy Bekoto ihany no tena mbola tsy misy mpanana
Ilay feo Dadah sy Fafah kosa tena tsy kobo mihitsy fa tena izy a! asio fampisehoana Dadah sy Fafah fa mety milay a!
Toa tsy dia nafana loatra ny faha-50 taona izany sa recréation fotsiny io ???!!!???
Ny olana dia ilay oram-be dia nofoanana ny fizarana faha 3Nahafinatitra e
Ny orana koa taratry ny tso-drano. Tsara foana fa manadio ny rivotra sy ny tanAna
@@mankalazatsiry4539 Tsara ilay orana saingy voatery nofaranana mialoha ilay fety dia foana ny fizarana fahatelo
Milay lesy eee
Dommage rehefa manao spectacle ny groupe Mahaleo dia mitabataba be foana ny spectateurs fa tsy mahay mankafy ny hira, somary tsy mi-respecter ny artistes.
Tsara be fa ilay orana migafy
Lasa tsy nisy fizarana faha 3
Le copie an Fafah tena ao tsara
FA HENJANA KOA LE TOJO AN .....MITENY MITSY LE GLOUM ......QUEL TALENT .......CHAPEAU !
Misy feoan'i DadaRabe miavaka tsara ao amin'ilay hira.
Danza bé le feon'i Dadah ataon'ilay Tolotra....
Fa aona ko zan fitoviana bé zan
Great memory! Thank you from Texas
Tena mahavelom-bolo mihitsy ny mahita anareo rehetra. Azo antoka ny relève, ary tena ny henjana rehetra no tafiaraka eto. Mbola Talenta sy Tojo.
Kopa-tsatroka ho anareo rehetra!
Fa ilay feon'i Dadah kosa aloha tena tsy nampoiziko 👍
Tohizo ry zalahy , bon vent
Superbe suite pour une super histoire entre ce groupe mythique et le public. Misaotra indrindra e!
Mafy rangà Tolotra a ! Dadah navela ilay feo .
Mafy be ireto zandry kely ireto. Mampahatsiahy ny famaranana ny fifaninanana Mahaleo zandriny teny @ Magro., Mankasitraka zalahy a
Merci Tolotra fa tena Dadah no heno raha mikipy
Poa-tsatroka.!! 👍 Relève 100%
tena tsara e... mafy daholo ny releve ..
Hotran maheno dadah ren mints
tsisy émotions mintsy ry zala , tsy ampy vécu
❤️
Proud of you Bro!
kay le tena mafy be le tolotra le
Lay olona koa mihikikia daholo, nga nareo tsy mankafy raha tsy mitabataba, sady ny sary amny phone no atao betsaka
Kabary Mpamadika Pataloha ny anao ry Dama a 💥😀
Rahampitso ny anniversaire n'i Bekoto
Faly be fa mis relève tena nampietsi po
Malahelo be izaho, tena ohatran'ny feon'i Dadah mihitsy e
raha akipy ny maso de tena Dadah rabel 98% mits no heno aminlery le
Zanak'iza lay miara-mihira amin'i Bekoto ilay hira ''Neny'' sy Dama ilay hira hoe ''hiaraka isika'' azafady raha misy mahafantatra ? Manao chemise bleue marine izy
Tena tsy maty i Dadah😳😳😳👊
Tsy maty fa misy misolo
Feon'i Dama sy Bekoto ihany no tena mbola tsy misy mpanana
Ilay feo Dadah sy Fafah kosa tena tsy kobo mihitsy fa tena izy a! asio fampisehoana Dadah sy Fafah fa mety milay a!
Toa tsy dia nafana loatra ny faha-50 taona izany sa recréation fotsiny io ???!!!???
Ny olana dia ilay oram-be dia nofoanana ny fizarana faha 3
Nahafinatitra e