Zah ry reto mb teh hanoro hevitra ihany a, mety ve rah mb hira mora azon olona rehetra no ihirana!! Mety misy hiteny we ts azon olon ngah le hira!! Otran sarotra raisina zany ny fandraisako an le hira, nefa tena hitanay fa tena samy mahay mihira nareo 3 vavy, samy tsara feo, tena misy zavatra andrasanay @nareo ry reto a!! Dia mankahery mandrakarian anareo, hitahy hatrany ny Tompo!!!
Ary nareo telo mirahavavy ve io?
ankafizin'ny Mandritsara e!!!!