Mofonaina isan`andro anio Alarobia 25 Septambra 2024. FJKM Ambohitantely,

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ก.ย. 2024
  • Mofonaina isan`andro anio Alaroabia 25 Septambra 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy

ความคิดเห็น • 2

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 4 วันที่ผ่านมา

    Ny finonay ANAO irery ihany hatrany Tompo ô,no efa nahavonjy anay nandritrin'ny andropiainanay hatrizay,koa dia matoky ANAO hatramin'ny farany aho sy ny ankohonako , JESOA ô 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy tao anatin'ny fampianaranao ny fahamarinan'A/tra, hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fanahy Masin'nyTompo 😇

  • @fanjaandrianasy3048
    @fanjaandrianasy3048 4 วันที่ผ่านมา

    Lalina ! Tena latsa-paka any anaty ! Sambatra mihitsy izahay mpanaraka ny mofonaina eto. Perikopa t@alahady fa misy fahamarinana hafa fantatra indray t@ity androany ity. Tsy mitsahatra mankasitraka Pasteur a ! Sady faly afaka maneho hevitra, sy mijoro ho vavolombelona eto, tsy toy ny pejin'ny mofonaina sasany. Hotahina indrindra