Rak Roots - Rehefa Lasa Aho ( Repose en Paix )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • ❤💛💚💙💜💖 Tonga soa eto @ Farady Mozika
    / faradymozika614
    / faradymozika614
    _____________________________________________________________
    Ity chaine ity dia Mizara people ho anareo sy buzz isankarazany @ ARTISTE MALAGASY Nouveauté gasy 2022
    **********************************************************************************Rak Roots - Rehefa Lasa Aho ( Repose en Paix )

ความคิดเห็น • 119

  • @iamstelabevao9158
    @iamstelabevao9158 2 ปีที่แล้ว +5

    Tegna mampiheritreritra mantsy zany hira zany ahona moa tsy halahelo zahay mpankafia anao @ zao fahalasagna anao zao.
    Mandria Ampiadanana Rak-Roots Andriamanitra Ray be fitiavagna no hitanana ny dianao AMEN.

  • @rado_miharo
    @rado_miharo 2 ปีที่แล้ว +6

    trop lesy ra Loic aaa :( RIP fa manana toerana mandrakizay am tontolon ny kanto malagasy elah :(

  • @christianssongcovers3225
    @christianssongcovers3225 2 ปีที่แล้ว +5

    triste, merci DLAIN d'avoir initié ce genre de chanson

  • @mamerotsironiaina3154
    @mamerotsironiaina3154 2 ปีที่แล้ว +3

    Bon vent lesy a😭😭 tongavasoa eo ankavanan'i Ray
    Atao ahoana n'y tsy halahelo

  • @ntsoavina
    @ntsoavina 2 ปีที่แล้ว +15

    C'est dur de ne pas pleurer rakroots . Repose en paix 😭

  • @anastasiaarthynahlivah5105
    @anastasiaarthynahlivah5105 2 ปีที่แล้ว +9

    Mankasitraka tamin'ny kanto navelanao rehetra RAK ROOTS❤ efa eo ankavanan'i Jah ianao zay, ary ato am-ponay fôna❤

  • @sysylovetantely6209
    @sysylovetantely6209 2 ปีที่แล้ว +1

    Une chanson prémonitoire😭😭😭😭

  • @mandabdd9156
    @mandabdd9156 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara lotra bon voyage neveu

  • @tsialoninaromardotoussain9251
    @tsialoninaromardotoussain9251 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandriampiadanana RAK ROOTS...

  • @irmanirina223
    @irmanirina223 2 ปีที่แล้ว +5

    Prémonitoire la chanson, trop triste. Reposes en paix jeune homme. Toutes mes condoléances à vos proches et famille.

  • @tolojanaharyheritianarafan6661
    @tolojanaharyheritianarafan6661 2 ปีที่แล้ว +3

    d' tena lasa tokou ''Izy" , Mandriampiadanana Rak Roots

  • @ketsiaketsia9600
    @ketsiaketsia9600 2 ปีที่แล้ว +3

    Waouh, un chant prémonitoire, c'est grave. Paix à son âme.

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 3 วันที่ผ่านมา

    Repose en paix.

  • @marierosemamisoa8243
    @marierosemamisoa8243 2 ปีที่แล้ว +2

    Que Dieu te bénisse,mivavaka mba hosambatra ny fanahiny eo ankavanan'i Ivo!

    • @mampikoniene
      @mampikoniene 2 ปีที่แล้ว

      Répose en paix Rak Roots , henonao ny hafatrao fa tsy tantinay ny tsy halahelo sy tsy hitomany satria TIANAY IANAO, fa atao ahona moua fa voahantso hody any aminy Ray Ianao . Misaotra nandrotsirotsy anay 😭😭😭

  • @raherinjatovomamynirina
    @raherinjatovomamynirina 2 ปีที่แล้ว +1

    Ndry lesy 😭😭

  • @naryramanarivo3022
    @naryramanarivo3022 2 ปีที่แล้ว +1

    À dieu mon chanteur adorait

  • @markyinina1710
    @markyinina1710 2 ปีที่แล้ว

    Quel tristesse, j'arrive tjs pas a y croire ,Bro repose toi bien,soa va dia lesy ,mankasitraka t@ mozika nentinao nandrotsirotsy anay

  • @vivianerakoto8093
    @vivianerakoto8093 2 ปีที่แล้ว +2

    Sarotra bé Ilay tsy hitomany kosa e! Ndri....mandria ampiadanana zandry Kely 😭

  • @TheMTahina
    @TheMTahina 2 ปีที่แล้ว +1

    RIP, sarotra ihany ny tsy alahelo 😥😥😥

  • @eveelida1985
    @eveelida1985 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka t@ zai mamy Navela Raak rots , Efa sambatra anw zai ankavanany Ray 🙏😭💔

  • @elonodierandrianarivelo4923
    @elonodierandrianarivelo4923 2 ปีที่แล้ว +3

    Atao ahoana no tsy alahelo sy hitomany fa tena tampoka lotra re Loic mandria am-piadanana 😢😢😢😢

  • @Mitdze
    @Mitdze 17 วันที่ผ่านมา

    Ça fait déjà 2 ans 😢
    Repose en paix l'artiste 🙏🕊️

  • @manohisoaannie507
    @manohisoaannie507 2 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix
    Mivavaka ho anao foana izahay

  • @fynyainaandrianorosoa648
    @fynyainaandrianorosoa648 2 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra Rak Roots ❤ Lova be ho anay ireo Kanto navelanlah🙏

  • @niainalindarasoaharimalala553
    @niainalindarasoaharimalala553 2 ปีที่แล้ว +6

    Sincères condoléances pour toutes les familles 🥺😌

  • @nambinintsoapoussy588
    @nambinintsoapoussy588 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsy maintsy latsaka ny ranomaso fa feno alahelo re ah! Repose en paix 🙏🏼😭

  • @lemazotomickael365
    @lemazotomickael365 2 ปีที่แล้ว +1

    C'est dur de ne pas pleurer rak roots . Repose en paix

  • @priscaraza6913
    @priscaraza6913 2 ปีที่แล้ว +2

    Oui c'est dur tu restera dans notre cœur ❤ 😢

  • @andorakotombelo4124
    @andorakotombelo4124 2 ปีที่แล้ว +2

    Ndriiii iza moa no nanam po... Veloma Loïc, misaotra tamin'ny kanto napetrakao 💔🕊️

  • @blabla957
    @blabla957 2 ปีที่แล้ว +4

    Rak roots je peux pas croire que tu es partie pourquoi toi non

  • @rnjnambinina3003
    @rnjnambinina3003 2 ปีที่แล้ว +1

    Enga anie mba handry amin'ny fiadanana izy.

  • @aritomajo4277
    @aritomajo4277 2 ปีที่แล้ว +1

    Repose en paix Rak Roots. 😥😥😥

  • @tefyhasinarabenjanahary4786
    @tefyhasinarabenjanahary4786 ปีที่แล้ว

    Repose en paix Rak roots😢

  • @ramanolosoafiononana8527
    @ramanolosoafiononana8527 2 ปีที่แล้ว +3

    tena efa niomana ianao fa dia tongava soa , mandria am-piadanana! Ny Tompo hampionona ny olon-tianao sy ny tia anao rehetra

  • @jeannevola3882
    @jeannevola3882 2 ปีที่แล้ว +3

    Sincères condoléances à la famille 😭😭😭😭😭 repose en paix 😢

  • @josephrandriamanampisoa4522
    @josephrandriamanampisoa4522 2 ปีที่แล้ว +1

    Malahelo lesy anay RakRoots na de nanafatra aza enao oe aza asiana tomany a🤧😭😭😭

  • @mathurinidrisshalidy8232
    @mathurinidrisshalidy8232 2 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix Rak Roots 😭 😔🙏 ♥️ et toutes mes condoléances à la famille

  • @wendel6386
    @wendel6386 2 ปีที่แล้ว +3

    The goal isn't to live forever, it's to create something that will and you did it ! Rest in peace big dawg 💯

  • @ericrandriantsolofoniana3960
    @ericrandriantsolofoniana3960 2 ปีที่แล้ว +7

    Tena ohatry ny hoe natao t@ izao fotoana izao nama ilay hira le, mampalahelo. Repose en paix grand.

  • @jadechan7581
    @jadechan7581 2 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix artiste 😭😭😭

  • @mobilepublic2274
    @mobilepublic2274 2 ปีที่แล้ว +3

    Repose en paix😭😭

  • @mananalinda7261
    @mananalinda7261 2 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix Rak Rots 💔💔😭😭

  • @jennyrand2447
    @jennyrand2447 2 ปีที่แล้ว +3

    ♥️♥️♥️ repose en paix 🇲🇬

  • @safbreezy02
    @safbreezy02 2 ปีที่แล้ว +1

    atao ahoana lesy ny tsy alahelo ❣😓

  • @halidorh6155
    @halidorh6155 2 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix😢😢 Rak Roots

  • @tojoniainaralay9245
    @tojoniainaralay9245 2 ปีที่แล้ว +3

    R.E.P rak roots 🙏🇲🇬

  • @ledtsaramandroso7379
    @ledtsaramandroso7379 2 ปีที่แล้ว +3

    Repose en paix grand

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandria ampiadanana 🙏🏻🙏🏻

  • @sandrahraharison1269
    @sandrahraharison1269 2 ปีที่แล้ว +5

    J'ai pas les mots pour exprimer mes sentiments malgré ton départ soudain ! Rest in Peace

  • @raphaelizaary491
    @raphaelizaary491 ปีที่แล้ว

    Ohatran’ny nandindona ilay hira !
    Mandria am-piadanana !

  • @thierryjacarandas5385
    @thierryjacarandas5385 2 ปีที่แล้ว +3

    Tsy hay ny tsy halahelo , na dia izany aza ilay hafatra 😢

  • @menjarazafy3179
    @menjarazafy3179 2 ปีที่แล้ว +1

    Repose en paix mon frère😑😑😑

  • @ravelosonfrederic415
    @ravelosonfrederic415 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandria am-piadanagna lesy Loïc 😭😭

  • @andriamalyaimeejacqueline4062
    @andriamalyaimeejacqueline4062 2 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix😭😢

  • @jemimaroudan3093
    @jemimaroudan3093 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandriam-piadanana lessy a, tsy maintsy latsaka lessy tomany a

  • @Tsicloh
    @Tsicloh 2 ปีที่แล้ว +3

    Tay be ilay tranga zalahy. Mampalahelo ireo nilaozany na ny raiamandreny, na ny zandry ary indrindra indrindra ny vadiny sy ny zanany izay mbola tsy manana souvenir miaraka aminy.

  • @fitiavana2844
    @fitiavana2844 2 ปีที่แล้ว +1

    sincères condoléances à toutes la famille 😭😭💔
    Mandria ampiadanana . 🙏

  • @jeanhermannandrianasolo3735
    @jeanhermannandrianasolo3735 2 ปีที่แล้ว +2

    The type of moment that made you lasting forever🙏

  • @priscamangalaza9772
    @priscamangalaza9772 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandria ampiadanana 😭mankahery ny fianakiana rehetra namana mpanakato rehetra indridra ny vady navelany

  • @tsantaandriamiandrisoa8137
    @tsantaandriamiandrisoa8137 2 ปีที่แล้ว +2

    repose en paix RAK ROOTS 😪

  • @ROZYROSE-yr8vh
    @ROZYROSE-yr8vh 5 หลายเดือนก่อน

    Ndriss any ianao zay 😢tsy maintsy mitomany sy malaelo

  • @michelravoson6215
    @michelravoson6215 2 ปีที่แล้ว +1

    kiiii tena lasa v lesy ela Loîc le, Repose en paix lesy

  • @ItsNyla-b
    @ItsNyla-b 2 ปีที่แล้ว +1

    Ndryyy :(

  • @ramanindrisoafanja383
    @ramanindrisoafanja383 2 ปีที่แล้ว +1

    Repose en paix Loïc 💔🥺🙏

  • @rakotondrabehalucie1639
    @rakotondrabehalucie1639 2 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix LOIC 🥺

  • @alisouleymroueldjae2966
    @alisouleymroueldjae2966 2 ปีที่แล้ว +1

    Rest in peace roots rak 🙏🙏🙏🤲🤲🤲

  • @andoniainaranaivoarivelo125
    @andoniainaranaivoarivelo125 2 ปีที่แล้ว +1

    ontsa ny fo repose en paix

  • @dinavololonarakotovahiny5849
    @dinavololonarakotovahiny5849 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandria ampiadanana d hipetraka eo a kavanandray😥😥

  • @chanelhoussenaly558
    @chanelhoussenaly558 2 ปีที่แล้ว +1

    😭😭repose en paix Loïc

  • @piharisoahugo6964
    @piharisoahugo6964 2 ปีที่แล้ว +4

    Rest in peace RAK ROOTS

  • @riribota9298
    @riribota9298 2 ปีที่แล้ว +4

    repose en paix mon frère!!!

  • @hantanirinachaista2396
    @hantanirinachaista2396 2 ปีที่แล้ว +1

    Repose en paix Rak Roots

  • @aminasorea5961
    @aminasorea5961 2 ปีที่แล้ว

    Tsizak les ny tsihitomane 😢😢😢

  • @corinahrazafinantenaina284
    @corinahrazafinantenaina284 2 ปีที่แล้ว +2

    Rest in peace Rak roots

  • @chacharajao6002
    @chacharajao6002 2 ปีที่แล้ว +2

    Repose en paix Rakroots

  • @raymondimaque9693
    @raymondimaque9693 2 ปีที่แล้ว +1

    rip mon gas

  • @olivianirina2040
    @olivianirina2040 2 ปีที่แล้ว

    Repose en paix frère

  • @GAMER-vo3kv
    @GAMER-vo3kv 2 ปีที่แล้ว +1

    Repose en paix

  • @stellamarguerite9793
    @stellamarguerite9793 2 ปีที่แล้ว +1

    😥😥😥

  • @jcjpalmer3
    @jcjpalmer3 2 ปีที่แล้ว +1

    RIP L'artiste

  • @SibelleGabrielline
    @SibelleGabrielline 5 หลายเดือนก่อน

    😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭❤

  • @domoinafaridahharinirina5966
    @domoinafaridahharinirina5966 2 ปีที่แล้ว +2

    je le connait pas mais tena mahavaky fo le hira

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE 2 ปีที่แล้ว +3

    MIRESAKA SY MANAZAVA ARY MAMOHA NY SAIN’I OLONA TSIRAIRAY IZAY MANARAKA IZAO FIAINANA MISEHO IZAO IO AHO MBA AHAFANTARANAREO NY TENA MARINA IZAY TSY FANTATRA NAREO HATRAMIN’IZAY KA HATRAMIN’IZAO IZAY MIAFINA AO AMBADIKY NY FIAINANA REHETRA SY NY ZAVATRA REHETRA IZAY HITAN’I MASONAREO ENY REHETRA ENY AHO ETO IZAO KA MIALA TSINY RAHA TOA KA AMIN’NY TRANGA SY FOTOANA TAHAKA IZAO MISEHO IZAO NO HITENENAKO SY HANAZAVAKO AMINAREO TSIRAIRAY IZAY MANARAKA AN’IO FAHAFATESAN’IO OLONA TSOTRA BE IZAY MPANAKANTO MALAGASY IO AHO ETO ANDROANY.
    IZAY MAHAY SY MANDRAY ARY MAMPIASA NY MARINA HO HAZAIKO LAVALAVA MANARAKA ETO AMBANY IRETO DIA HAFAKA , TAFAVOAKA AVY AO ANATIN’NY HAIZINA TANTERAKA IZAY TENENINA HOE :
    FAHAVEREZANA.
    SOMARY LAVA KELY IREO FANAZAVAKO IREO FA VAKIO HATRAMIN’NY FARANY SY ALAIVO ANTSAINA IHANY KOA FA IO LALANA VOALOHANY IZAY MAHAVOTRA NY OLOMBELONA TSIRAIRAY IZAY MIAINA ETO AMBONY TANY ETO.
    ❤️💛🧡💚🤍💙💜
    Mahereza ianareo rehetra izay nilaozan’io havanareo na hoe io namanareo io fa safidy sy fanetrentena ny azy ary izy io izay efa noteneniny mialoha avy amin’ny halalan’io hira nohirainy io fa te hiala sy tsy tia hiaina ny fiainana eto ambony tany intsony izy dia nanetry tena hamoy fo hiala amin’ny fiainany eto , efa henonareo noteneniny tamin’ny fanambarana avy amin’ny hirany io ny hialany tsy hanohy ny fiainany eto ambony tany eto intsony ka izy io tanteraka io ny safidiny tao an’eritreriny sy tao ampony tao ary mety helahela mihintsy aza angamba.
    💖🌸🌺🌼
    HANAZAVA AMIN’IZAY AHO ETO :
    ♥️ Ny fiainana rehetra izay hiainan’i olombelona tsirairay eto ambony tany dia izy irery ihany no namorona azy izay miantomboka avy ao antsainy ao, avy ao aneritreriny ao.
    Tsy fantatra nareo io marina teneniko sy nazavaiko aminareo io fa lalana LAFIKA sy MITONDRA ny fiainan’i endrika velona rehetra eran’izao tontolo izao io.
    Ny heritreritra nareo tsirairay dia tsy foana ary tsy hoe tsy misy na hoe heritreritra izany fotsiny fa ny heritreritra tsirairay dia tsy maintsy tanteraka eo amin’ny fiainanareo ihany rehefa tsy miala ao antsainareo ao andro aman’alina raha tazomina ao antsaina ao foana.
    Rehefa hela ny hela dia tsy maintsy tanteraka eo amin’ny fianan’ilay olona izay niheritreritra izay noheritreretiny ny heritreritriny tsirairay.
    Ka na inona na inona izay heritreretinareo ao antsainareo ao andro aman’alina dia tsy maintsy tanteraka na haingana izany na hela na any aoriana be efa afaka firy firy taona any.
    Alaivo antsaina tsy mitsahatra ary hovay amin’ny fandinihana izay fiainana rehetra nahafalifaly sy nahasambatra anareo ny heritreritra nareo andro aman’alina fa raha tsy mitandrina sy tsy maka antsaina tsy mitsahatra Izay heritreretinareo ao antsainareo ao ianareo dia matokia na hoe minoa tsara fa n’inon’inona izay heritreretinareo sy dinihinareo dia tsy maintsy ho tanteraka eo amin’ny fiananareo izay ho lasa fiainana hiananareo tahaka ka lasa fandalinampiainana ratsy no hiainanareo na fandalinampiainana tsara fa arakaraka izay heritreretinareo na hoe izay dinihinareo ao antsainareo ao ihany ny fiainana hiananareo isan’andro aman’alina eo ary mandritra ny andro mpiainanareo rehetra eto ambony tany eto ihany koa izany.
    Tsy lahatra velively izay niseho tamin’io mpanakanto io na koa amin’i olombelona maro dia maro tsirairay miaina eto ambony tany eto fa safidy namboarina nanomboka tao antsaina arak’eritreritra izay miseho rehetra ireo,
    Ka mahatonga ny olombelona miaina fiainana tsy araka ny hitiavany azy sy tsy arakaraka ny faniriany.
    Avy ao antsainy ao izay heritreretina ao na hoe arakaraka izay dinihiny ao antsainy ao no hiantombohan’ireo karazampiainana rehetra isankarazany izay hianan’i olombelona rehetra rehetra ireo, ary mandritra ny ANDROMPIAINANY rehetra eto ambony tany eto io.
    Nohon’ny avy amin’ny heritreritra rehetra izay tanteraka eo amin’ny fiainany izay miantomboka avy ao aneritreriny ao dia efa tahaka io izay niseho tamin’io mpanakanto mbola tanora dia tanora io no fisehoan’ireo teny sy ireo fanazavana ny tena marina izay miseho amin’ny fiainan’olombelona rehetra izay hitanareo tsirairay ireo andavan’ny andro sy alina eto ambony tany eto na aiza na aiza izany.
    Lalanan’ny fiainana izay LAFIKA sy MITONDRA ny fiainan’i endrika velona rehetra eran’izao tontolo izao ireo izay hianan’i vatana velona tsirairay ireo izay atao hoe :
    * Izay mamafy dia tsy maintsy mijinja ny vokatr’izay nafafiny na haingana na hela izany *.
    Hazavaiko manaraka mazavazava kokoa eto ambany eto indray koa fa :
    Ny heritreritra ao antsaina sy ny teny tsirairay izay tenenin’i vava sy ny fihetsempo miaraka amin’ny fihetsika rehetra izay ataon’i olona velona dia tanteraka eo amin’ny fiainany dia izy ihany no miaina ireo heritreriny izay tanteraka.
    Avy amin’io no nisian’ilay teny hoe :
    IZAY MAMAFY DIA TSY MAINTSY MIJINJA NY VOKATR’IZAY NAFAFINY .
    Na koa hoe:
    NY TODY TSY MISY, FA IZAY AO AN’ERITRERITRA SY NY TENY ARY NY FIHETSEMPO SY NY FIHETSIKA REHETRA ATAON’I OLOMBELONA IHANY NO MIVERINA AMINY ARY HIAINANY EO IZAY LASA FAFITRY NY FIAINANY ANDRO AMAN’ALINA EO.
    TSY IREO NAHARY NY ENDRIKA REHETRA ERAN’IZAO TONTOLO IZAO NO MANODY NA MISAZY N’IZA N’IZA FA IZAY HERITRERETIN’I OLOMBELONA SY IZAY TENY ALOAKAN’I VAVANY IZAY AMPANARAHANY FIHETSEMPO SY FIHETSIKA DIA TSY MAINTSY MIVERINA AMINY IHANY IZAY TANTERAKA EO AMIN’NY FIAINANY NA HAINGANA IZANY NA ANY AORIANA BE ANY NA, FIRY FIRY TAONA IZAY TSY VOATANISA ANY IZANY.
    Lalana LAFIKA sy MITONDRA ny fianin’i olombelona io, mamafy sy mijinja io.
    Fahafatesana na hoe: fandaozana ny fiainana eto ambony tany alohan’ny fotoana tokony hialana eto, io niseho io ary safidy tao aneritreriny tao io dia io izy niseho io.
    Efa hoatran’io ihany ny fisehoan’ny heritreritra tsirairay izay ao antsain’olombelona fa tsy mahalala na mahatsapa sy mahara an’izay ny ankamaroan’i vahoaka velona eto ambony tany eto.
    Dia lasa miaina izay tsy safidiny na tsy niriny kanefa noheritreretiny tao antsainy tao andro aman’alina.
    Alaivo antsaina tsy mitsahatra andro aman’alina izay heritreretinareo ao antsainareo ao fa hela ny hela rehefa tsy miala ao antsainareo ao izay heritreretinareo dia tsy maintsy ho tanteraka eo amin’ny fiainanareo ihany, satria avy ao no hiandohan’ny fiainana rehetra izay hianan’olombelona eran’izao tontolo izao.
    Tsy fantatrareo ireo marina izay noteneniko ireo ka miteny sy mihevitra ianareo fa zavapoana na tsy misy na hoe tsy mafonja ny heritreritra nareo tsirairay ao antsainareo ao.
    Manambany ny heriny izay mahery dia mahery ny sain’i olombelona ary miampy ny tsy fahalalana dia mieritreritra n’inon’inona, izay rehetra hitan’i maso sy ny teny rehetra henon’i sofina dia heritreretina daholo sy dinihina tsy esorina ao antsaina andro aman’alina ka rehefa tanteraka eo amin’ny fiainany ireo heritreriny isankarazany rehetra ireo dia mimenomena sy manome tsiny ary manendrika izay rehetra heveriny fa rangory fototry ny zava nanjo na ny fiainana ratsy sy maloto izay tsy niriny hiainana izy ary manome tsiny ireo nahary azy ihany koa kanefa ny tsy falalalany ny LALANANA IZAY LAFIKA SY MITONDRA NY FIAINANY NO MAHATONGA AZY MIAINA FIAINANA RATSY SY MALOTO ARY MAMPIJALY SY MAMPALAHELO AZY.
    Hummm, mitandrema mafy dia mafy hoy aho ianareo fa lasa miaina fiainana izay tsy tianareo hiainana ianareo, na miaina fiainana tsy arakaraka ny fanirinareo izay tanteraka avy amin’ny heritreritra nareo ao antsainareo ao ihany.
    Tsy misangy velively io lalan’ny fiainana izay LAFIKA sy MITONDRA ny fiainan’olombelona tsirairay io izay tenenina hoe :
    Izay mamafy dia tsy maintsy mijinja ny vokatr’izay nafafiny io.
    na koa hoe:
    ny tody tsy misy fa izay ao an’eritreritra sy ny teny ary ny fihetsempo miaraka amin’ny fihetsika izay ataon’i olombelona ihany no miverina aminy na haingana izany na hela dia hela any aoriana be any.
    MANOMBOKA IZAO DIA NA HIOVA TSARA NY FIANAREO NA MIHARATSY HATRANY HATRANY KA MAMPIJALY NY SAINAREO ARY KOA MAMPALAHELO ANAREO IHANY KOA ANDRO AMAN’ALINA.
    Avy amin’ny heritreritra nareo no hivoahan’ny zavatra rehetra izay manjo anareo sy hiananareo koa andavan’ny andro sy alina rehetra ary mandritra ny andrompiainanareo rehetra koa izany.
    Tsy izay rehetra rehetra no heritreretina na dinihina ary handaniana ny fotoampiainana rehetra, ary tsy ny teny rehetra rehetra ihany koa tenenina avela mivoaka avy amin’ny vava ary asiana heritreritra sy ampanarahana fihetsempo ny fiainana izay hitan’i masonareo fa mijaly sy ratsy ary maloto ary miezaha andro aman’alina tsy manao fihetsika izay voatery hiainanareo tsy amina safidy fa raha manaraka ireo marina izay noteeniko sy nazavaiko ireo ianareo
    andro aman’alina dia ianareo ihany no hahita ny vokany sy ny tombontsoany sy hafaliana amin’izany ary hiova miandalana eo ihany koa ny fiananareo rehetra.
    Mijaly mbola velona eto ambony tany eto ny saina sy vatana maro dia maro satria tsy mahalala ireo marina izay miafina tsy fantany hatramin’izay ireo.
    MAHEREZA FA MIOVA NY FIAINANAREO RAHA MANARAKA AN’IREO MARINA IREO IANAREO.

  • @rapgasyzandrykely7586
    @rapgasyzandrykely7586 2 ปีที่แล้ว +1

    repose en paix less rak roots a

  • @mikeranai6138
    @mikeranai6138 2 ปีที่แล้ว +1

    Paix à ton âme 🙏🏽🙏🏽🙏🏽

  • @tsilavinarakotojaona1146
    @tsilavinarakotojaona1146 2 ปีที่แล้ว +1

    Rest in peace lesy bro 😭

  • @valisoamandresy3946
    @valisoamandresy3946 2 ปีที่แล้ว +1

    RIP !

  • @tinaolivierralijaonamamonj286
    @tinaolivierralijaonamamonj286 2 ปีที่แล้ว +1

    repose en paix zoky

  • @sahobyrazafindramanana2450
    @sahobyrazafindramanana2450 2 ปีที่แล้ว +1

    Tampoka loatra e😭

  • @daveturner1075
    @daveturner1075 6 หลายเดือนก่อน

    Musique prémonitoire,
    Efa tonga ny lera,
    Paix à son âmes, sarotra tsy tomani

  • @floraratoi1120
    @floraratoi1120 2 ปีที่แล้ว

    Mandria piadanana 😥😥

  • @falinirinanomenafitiavanar6181
    @falinirinanomenafitiavanar6181 2 ปีที่แล้ว +1

    Rest in peace 😢😢

  • @sarahlebreton1713
    @sarahlebreton1713 2 ปีที่แล้ว +1

    💔😭

  • @aidankelly7449
    @aidankelly7449 2 ปีที่แล้ว +1

    😭😭

  • @Rbatseba
    @Rbatseba 2 ปีที่แล้ว +1

    Mpanakanto anisany ankafiziko ,,mandria am-piadanana

  • @CelestineBarijoelinah
    @CelestineBarijoelinah ปีที่แล้ว

    😢😢😢😢

  • @ranaivosolohernani4420
    @ranaivosolohernani4420 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandria ampiadanana Rak Roots

  • @nagnovahoussen
    @nagnovahoussen ปีที่แล้ว

    Ato am-po mandrakizay ny kanto navelany ar raisina sy arahana ny anatra nomeny

  • @31raso
    @31raso 2 ปีที่แล้ว +1

    RIP zandry

  • @stephanerandrianantenaina5116
    @stephanerandrianantenaina5116 2 ปีที่แล้ว +1

    😢😢😥