ความคิดเห็น •

  • @AliKwt-qg7qk
    @AliKwt-qg7qk ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Hoany tolana fa aza piatsaravelatsy tenisany no tena tsy malahelo gasy . Le tsy matahotra an'Andriamanitra reto

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    Ka marina mihitsy izany ny zava misy tsy hay takonana fa mibaribary toy ny vay an - kadrina, fa isaky ny misy fifidianana izao ve dia misy vava daholo ireto mpanohina ny fanjakana ireto ,mivaoka anaty kesika , ity ramatoa Lalatiana ity moa dia efa maharikoriko mihitsy raha tsy izany ve milalao rôrô .
    Ô ry Sektambra a , ndeha mitsabo saina fa tsy avotra intsony be vava daholo fa tsy misy mandeha amin ny fahamarinana . Madagasikara tsy misy fandrosoana fa faran’izay mahantra ny werawera sy lainga no mibahana amin ity fitondran’i Rajoelina ity. Merci Prezida !

    • @harsoa2326
      @harsoa2326 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

      Jean nirina+Soilihy+Lalatiana BM+Lalatiana Ravalomanana
      = VAUTOURS akombony ny vava fa maimbo zôridira

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา +6

    Miteny ny tenany fa BOLANGINA ingahy KOROTAMBY

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา +5

    Marenina ry alika lahy ity vahoaka efa minjaly be izao Tim ihany ny anay ts mila orange intsony izahay vahoaka

  • @niainarand3950
    @niainarand3950 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา +6

    Ianao ilay nanongana mpitondra fanjakana ve no hanome lesona! Ntsss

    • @coolman3322
      @coolman3322 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      iza no tsy nanongampanjakana teto dago . mitovy daholo ireo depuis piso dia mpangorokarena .bola tsisy mpitondra africain na iray aza no mankatia vahoakany kombaka ambava daholo salopris escroc mpangalatra mpamono tsisy tia tanindrazany zany eo .

  • @VeroGasy
    @VeroGasy 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    Zay maka ny Tojo Ravalomanana

  • @Masoandromibalika
    @Masoandromibalika 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Mahagaga fa ianao mpamorona korontana korontana indray no manao bé lazao. Tsss!!! 😮😮😮

  • @samuelalbertrandriantsoavi2667
    @samuelalbertrandriantsoavi2667 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา +3

    Fa angaha hono ilay jeneraly ity mihevitra fa ireny olona mitondra fiara ireny dia manan-karena sy manam-bola daholo ? Izany ve no andrefesana fa mandroso i madagasikara ? Mandeha fiara ireny noho ny antony tsy azo anoharana maro fa tsy midika izany oe manam-bola daholo. Izany ve no mba fandinihana,tena ambany dia ambany mihitsy. Ny sarababem-bahoaka izao efa mitrosona@ tany daholo. Ary marina ny voalazanao oe izahay mpanao politika efa misy hohanina sy arotsaka ao ambilany daholo fa ilay vahoaka Malagasy mihitsy no efa midorororo manantena lava anareo mpanao politika rehetra ireo fa tsy mahay mandray antanana ny hoaviny tahaka ireo firenena afrikanina sasany ireo.

  • @AinaJonotiavina
    @AinaJonotiavina 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    Ka ianareo ihany ange no bolangina ao e

  • @Masoandromibalika
    @Masoandromibalika 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Lasa nihatsara bé Antananarivo tamin'ny Marc Ravalomanana nitondra ee!!

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Izao no jeneraly gasy @ zao.

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Efa voky antendakely de marenina alo fa ny Malagasy de mahantra daholo enao ary efa kely sisa de handrezamaimbo mihitsy voky lotra

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ampitabatabain'ilay nify bdb ao ambavany ndray sektambra

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Aza misahirana @ Antananarivo ry soalihy moussa a! ny any aminareo atao tsara.

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mihamihitatra hatrany ny vavan'i sektembre sy ilay ramatoa iny . Adinon'izy ireo fa afaka milatsaka izay rehetra manana zo hilatsaka . Fa inona no mmapatahotra anareo e ? TOJO vahaolana ny malagasy ankehitriny ary nahita tanora vonona sy be détente . Alefa TOJO a !

  • @mickaeltahirynbkinovcom5654
    @mickaeltahirynbkinovcom5654 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ambany be zany niveau ilay antenimiera doholona zany

  • @SatamasinainalalaRANDRIANA-b5i
    @SatamasinainalalaRANDRIANA-b5i 3 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Bolangina an...

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Fahatrana 200/ 100 eto Madagasikara

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Matsiro ny seza nalaina tamin'ny amboletra ry jeneraly baomba . Tsy te hiala eo mihitsy ianao . Ary ilay fiaranao iny mba ahoana ???????

  • @Cld03
    @Cld03 3 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Zao ve mba General , grade tsy nandeha la guerre fa nomempotsiny.....en plus tena mamaky teny fa tsy mba mitraka na ny kely nefa ny heviny ihany vakina, normal ty nosy tsy lasak'ho aiza...angamba tampin'dàlan'kaleha....Moa ve ry zeneraly , mba efa nahita bus tsy feno anao nandalo na koa mba efa nandeha bus anao nahita fijalim'bahoako sy hahaimboana heno nohon'ny tsy fisian'rano ? Mba efa nandeha nian-tsena anao nahita vidin'javatra ? Mba efa nandeha fiara regional hahitanao ny làlana ? Efa nividy fitaovam'pianarana hahitanao fa nidangana mila tsy ho zaka ? Efa nandeha @ekoly mpanjakana mba hahita ny tsy fahatomombanana 95% ( salle pour 40 elève lasa hoan'ny 120 elèves ) ..Aza omena tsiny raha hikorontany ny vahoaka fa TSY ZAKA , TSY ZAKA ny vidim'piainana....Miakatra ny rehetra nefa ny karama fahagola tsy misy fiakarany akory.Soa ihany fa nisy ity reseau social hanalan'olona ny hatezerana fa raha tsy izay efa NIPOKA mafy noho ny 2009.Ny vahoaka koa moa efa dondron@velon'tena dia mitady ny kely hoanina rahampitso dia tsy miasa saina loatra .....

  • @faralahycomptable
    @faralahycomptable 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    aza korontanina intsony hono ry zareo fef bolangina e

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Kivy mitsy aho raha vao mahita ity ramatoabe lalatina ity, otrany hoe nanao inona ery ianao tao @ io cua io

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Kala be molotra ty no tena tsy mahasoa an'i Madagasikara. Tsy nitondra inona teto @ firenena

  • @niainarand3950
    @niainarand3950 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Jerez ity fahaizana. Ka ary ohatran’io ve dia vakina!

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mikabary sa mamaky teny?

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Lalatiana, désinformation, qu'elle honte!

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Otra le Vava kiso koa t Vava t ragahy ity

  • @Decius-p9t
    @Decius-p9t 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Zvt trotra zan ve d vakina am taratasy kidi dreny t'y

  • @JOYCEFLY-zl9hl
    @JOYCEFLY-zl9hl 33 นาทีที่ผ่านมา

    Ianareo eo amin ny fitondrana no tsy mahantra fa ny vahoaka mihinana ny tadiny ,aza mihatsaravelatsihy e