SEDARA fiz1: Tantara gasy vaovao ( VIVA)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 มี.ค. 2023
  • เพลง

ความคิดเห็น • 47

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 ปีที่แล้ว

    Tiko bé n'y caractère n'y Nofy raha toanao daholo n'y rehetra tsy misy n'y crise cardiaque bravo merci beaucoup pour votre partage

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 ปีที่แล้ว +1

    Tegna mankasitraka sy mankatelina fa tegna tsara be lay tantara, ❤❤👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻
    Tegna mahafinaritra be lay Nofy ❤❤❤❤miandry ny tohiny 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 ❤❤❤❤❤

  • @roz1046
    @roz1046 ปีที่แล้ว +1

    Hatsarany tantara re zany e ! Ny mpilalao mahay mo ny mpanoratra ko mahay Tena mahay tsitako tsn ze lazaina ! Mankasitraka fa tena afa po, ny tohiny ndray sisa! Mirary so anareo🙏👍

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 11 หลายเดือนก่อน

    Misaotr betsak nizar oooh 🥰🥰🙏🙏🙏

  • @kadijakadija7133
    @kadijakadija7133 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara fa tsara be le tantara🙏🙏👏👏👏❤❤❤ mampalahelo kely faly fa mahafinaritra satria mahatsindry fo ❤❤❤

  • @kenysyfleuri3645
    @kenysyfleuri3645 ปีที่แล้ว +3

    Miandry tohiny e. Misaotra mialoha ❤

  • @Nene97610
    @Nene97610 ปีที่แล้ว +2

    Histoire magnifique hâte d'entendre la suite ❤❤

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 ปีที่แล้ว +2

    Tsara bé ny tantara fa misaotra o

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara.
    Misaotra ny mpanoratra & mpilalao fa tena tsara ny tantara.
    Mampalahelo sady mahafinaritra no misy lesona azo raisina.
    🇲🇬 ♥️ 🇱🇧

  • @narindraniaina9634
    @narindraniaina9634 ปีที่แล้ว +1

    Hay misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ❤❤❤

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra Tompoko ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉

  • @evelynehanitriniainarasoan943
    @evelynehanitriniainarasoan943 ปีที่แล้ว

    Tsara be le tantara miandry ny tohiny ndray

  • @andriamihajanoellah3265
    @andriamihajanoellah3265 ปีที่แล้ว

    Otran oe ny tantara mpiainako talou mints ity natao tantara ity,le mipetrak amin nenitoa💔😥😰

  • @suphalhazra2768
    @suphalhazra2768 ปีที่แล้ว

    Tsara be miandry ny tohiny🙏🎧🇲🇬💞💝💗🇮🇳💋💟

  • @tahinageorges612
    @tahinageorges612 ปีที่แล้ว +3

    Efa tsy andr ny tohiny ❤
    Mankasitraka 🙏🏽

    • @ufhgvggfu1878
      @ufhgvggfu1878 ปีที่แล้ว

      Mankasisaka tompoko.ò de aza atao ela ny tohiny e.lina be 🙏❤

  • @rovasoa
    @rovasoa ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara oo😍👋👍🙏🇲🇬

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 ปีที่แล้ว +1

    1ère coms hihihi mankasitraka nizara hatrany ooo
    Tiako koa Nirina sy Faly ary Niravo rehefa milalao ah

  • @raharinirinavanessa9615
    @raharinirinavanessa9615 ปีที่แล้ว

    Tsara be d mankasitraka ❤❤
    Miandry tohiny 😊

  • @ianjamasimananaroger2375
    @ianjamasimananaroger2375 ปีที่แล้ว +1

    sipa môlamôla

  • @sitrakarasoasimbola1854
    @sitrakarasoasimbola1854 ปีที่แล้ว

    Tsarabe lay tantara , miandry n'y tohiny ,oviana kay misaotra a

  • @asmineasmine1819
    @asmineasmine1819 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️🙏 miandry ny tohiny azfd

  • @fanekenatomefy5877
    @fanekenatomefy5877 ปีที่แล้ว +1

    Isaorana hatrany amin ny fizarana oo

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 ปีที่แล้ว

    Meric boucoup 🤗 ♥

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka!!

  • @chandolachandola7798
    @chandolachandola7798 ปีที่แล้ว +2

    Miandry tohiny tena tsara

  • @LinaMad-pt1sr
    @LinaMad-pt1sr ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka oh, miandry ny tohiny

  • @emmanuellarandrianasolo1096
    @emmanuellarandrianasolo1096 ปีที่แล้ว

    Miandry ny tohiny.

  • @juliegaston4282
    @juliegaston4282 ปีที่แล้ว +1

    Aza atao ela tohiny e

  • @southji2822
    @southji2822 ปีที่แล้ว +2

    Tiako be ny toe-tsain ny Nofy ,tiako tonga dia indray mihaino mihitsy tantara tsara be otrany ty

    • @ntsoavina
      @ntsoavina ปีที่แล้ว

      Itako logique be ilay attitude ny . Tena nahay nandalina tsara mpanoratra . Niaina ny tena mafy izy nahafoizany RAD indraimipimaso ka tena hoe tsy nisy mafy noho izany dia zakany daholo izay mitranga eo avy eo.

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 ปีที่แล้ว

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @antoinette3083
    @antoinette3083 ปีที่แล้ว +1

    Miandry ni tohiny

  • @mamanymayrah9301
    @mamanymayrah9301 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka fa tsara be
    Tiako be🙏🙏

  • @irenevololona2070
    @irenevololona2070 ปีที่แล้ว

    Miandry 🎉tohany

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka miandry tohiny

  • @malala06andrian98
    @malala06andrian98 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hatrany oo
    Miandry fatratra ny tohiny

  • @apop3771
    @apop3771 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka

  • @evelynehanitriniainarasoan943
    @evelynehanitriniainarasoan943 ปีที่แล้ว

    Ovina ndray ny tohiny ?

  • @anjaramanasoaromeo3674
    @anjaramanasoaromeo3674 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra be; amin'ny oviana ny tohiny?

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra indrindra tompoko

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 ปีที่แล้ว

    Misaotra o

  • @rasoahanta5546
    @rasoahanta5546 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra tompokô tena tsara be miandry tohiny ee

  • @ntsoavina
    @ntsoavina ปีที่แล้ว +1

    Tsy zakako mihitsy miheno tantara misy olona dia tena mampijaly ankizy toy izany

    • @southji2822
      @southji2822 ปีที่แล้ว

      Zah koa otrany zany ,mahalatsaka ranomaso mihitsy indraindray

    • @ntsoavina
      @ntsoavina ปีที่แล้ว

      @@southji2822 tena dinganiko foana rehefa isak'ilay nenitoa miresaka amin'ny nofy fa dia aratsiampanahy sy maltraitance foana 😭😭 dia ny tena loza tena misy ilay zavatra toy izay fa tsy aratantara fotsiny anefa

  • @ramibeelonvi794
    @ramibeelonvi794 ปีที่แล้ว

    Tena tiko lay tantara misy lesona raisina @ toetrany Nofy