A mon mari, qui est parti trop tôt... Zaho efa zatra mahita anao isanandro anilako, nefa ianao tsy anilako Harivariva mody masoandro, ilaiko teny maminao. Mandrotsirotsy ny aiko... Tena anilanao miavaka, mahasambatra sy mahafinaritra. Ny fiovako tiko ho hitanao. TOKONY TETO IANAO Ze misy anao tiko misy ahy, ze misy ahy tiko misy anao. Banga anao ny fiainako "Tsilavina" dans mon cœur à jamais....😢😢
Une bonne collaboration ❤❤je dédie cette belle mélodie à toutes nos grandes mères ❤❤ surtout celle de mes fils❤❤
Tena lafatra lotra sad tena kanto ❤😊
Tsara sady tiako be lay hira ❤❤ , misaotra aminaro roe zalaha eee 🙏🙏
Ma moitié me manque " tokony teto anao"❤❤❤
Tena tsara ty hira ty
Bravo nareo
Pieuse pensée pour ma maman ! Repose en paix ❤
Mon papa d’amour 😭😭tokony tsy nande anw f tokony mbola teto 😢😢
Je suis désolé 😢😢
À ma petite sœur adorée 😭💔🤧
Neny💔💔💔💔 mbola tsy mahay mionona foana aho hatramin'izao😢😢😢 mbola mangidy loatra nilaozan dry
Mahereza foana, Jesosy hampitraka anao, mijoroa!
waoooooh c'est tellement beau et ça me rappel ma grand-mère si elle était là, je serais la fille là plus heureuse du monde MERCI Dadi Love et Ceasar
moiii aussiii
😂😂😂😍😍🥰🥰
Tena tsara be tiko be ilay hira ❤Tokony teto ianao 😢
Efa ela be no tsy nahenoana an'izany feon'i Dadi Love tsara be zany 🥺
Mon papa, tu me manque énormément, trop tôt, tokony mbo teto hanao zay Papa nahita fiovako sy fiovanay zananao 😢😢😢😢 tena Banga be Papako ra
Bravo surtout eo @ partit dadi love tena tsara be 👏👏👏
Misaotra betsaka fa tiako be lay hira ❤❤❤❤
Fiovako tiako ho hitanao Mamako ❤.
Tokony teto ngah anao e.
Am-ponay mandrakizay anao Mama.
Misaotra betsaka t@ vitanao rehetra.
Fiafianao sy fikirizanao no naha toy izao anay.
Misaotra betsaka Mama t@ rehetra rehetra. Ho ampitanay @ taranakanao ireny hanatra rehetra ireny.
Mandrià am-piadanana Mama tianay ❤
Tokony teto ianao Mamie 😢❤
Papa 😭😭😭😭😭😭
Tsara be ...ma maman me manque 😓
Bravo à vous deux 👏👏🎧🔥❤️❤️
Merci dadilove fa tsara be
Efa mlay zao🎉❤
Tiako loatra ❤ bravo
Wow tena hoe belle découverte du soir 😍🤩 Merciii Dadilove et Ceasar ❤
😢 paix à son âme 🥺 ato amponay mandrakizay ♥️ #Toky
Bravo les gars ❤❤😊😊
Duo Parfait 😍
Mes grands parents vous me manquez 😢😢
Tsara foana ❤
Tiako 😍
❤❤les meilleurs
Bravo 👏👏👏👏
Tena nalahelo an'le Dadanay ah...💔💔6 taona zay😭Any izy tsy ho hita intsony😢😢😢
Tiako ❤❤❤❤
Dadi love🙏🙏
Wow❤❤❤
🥰Great 🥰
ok Dadi Love e!
❤❤💔Mankasitraka nisy e
Iry RAD ko😢🥹dors bien mes amours 😢❤
Magnifique chanson 💞❤❤
💚💚💚💚💚💚
Ndriii tsara bee❤❤❤
Merci Mon frere Dadi love
😢😢😢😢
A mon fils ! Qui me manque tellement !!
😢💔 dada
A mon mari, qui est parti trop tôt...
Zaho efa zatra mahita anao isanandro anilako, nefa ianao tsy anilako
Harivariva mody masoandro, ilaiko teny maminao. Mandrotsirotsy ny aiko...
Tena anilanao miavaka, mahasambatra sy mahafinaritra. Ny fiovako tiko ho hitanao.
TOKONY TETO IANAO
Ze misy anao tiko misy ahy, ze misy ahy tiko misy anao.
Banga anao ny fiainako
"Tsilavina" dans mon cœur à jamais....😢😢
Repose en paix papa chéri 😢😢😢
Mon papa et un ami très proche de moi 💔
Fa tokony teto enao mama 😢
Tokony teto anao papako
tu me manques mon papa chéri 😭😭
mankasitrak eeeh
❤❤😢❤❤
Mafinaritra be🥹🫶🏻
Merci bcp 😚 ceasar
❤❤❤❤
Tsara bé ilay fidirana dadi love❤❤❤
Ratsy ne n'y fidirany dady love
Hano tay letse
À ma grande sœur tu me manques 😢 si elle était là 😢😢
Toute mes condoléances 😢😢😢
❤❤
❤❤Grande Mère me manque 😢😢
Si elle était là😊😊
Tokony teo anao😢
Tokony teto anao papa nahita ny fiovanay zanakao😢
Bo jour
TIKO
❤❤😢😢😢
Tu me manques mon fils
❤😢
'Mon papa et mon ami très très proche nagnapetra héritage ho ani zanako 💔💔etraketraka ny tsy mataotra ny tody fo
mandona ny foko ty hira ty, trop be
😢😢😢😢❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉😊😊😊😊😊😊
❤
Anao ty koa anao ty ma tsy mamaky
Tiko bé
mankasitraka tompoko
🎉😢tsara
anisany hira tiako hira rehetra
Bravo tena tsara feo nareo
Tsara be ny feonareo
Dédicace hoan’i zoky lahy raMbola
MOM 😪😪😪😪
Bonjour
Milay e
🫶❤️
ohatran'ny plagiat hafa2 anilay hiran'i BOY BLACK - ZAVA-BOARY eo amin'ilay an'i CESAR surtout
❤❤❤❤
❤❤😢😢😢
❤❤❤❤❤
❤❤❤❤